miborosy nify sady mihira

21. riakel ( 29/11/2005 14:24)
Mifenty:

ka miankina am lé organe ampiasaina refa mihira kou né io é.

Ny ambany manao beso de ny ambony manao feo volouany de sady afaka mihira no miborosy zé borosina.


fa hono oa ry Mifenty? fa ny inona kay ny organe ny anareo no mihira?
22. riakel ( 29/11/2005 14:27)
Mifenty:

ka miankina am lé organe ampiasaina refa mihira kou né io é.

Ny ambany manao beso de ny ambony manao feo volouany de sady afaka mihira no miborosy zé borosina.


fa hono oa ry Mifenty? fa ny inona kay ny organe ny anareo no mihira?
23. riakel ( 29/11/2005 14:31)
Mifenty:

ka miankina am lé organe ampiasaina refa mihira kou né io é.

Ny ambany manao beso de ny ambony manao feo volouany de sady afaka mihira no miborosy zé borosina.


fa hono oa ry Mifenty? fa ny inona kay ny organe ny anareo no mihira?
24. namanao ( 29/11/2005 15:17)
mifenty> fa inona tokotrany ny organe anareo izay mihira?
misy namana 'ray zay mieritreritra hoe mahavita de ny azy le hira hiran'i Tarzan le hoe AOAOAOA....
25. Veloo ( 29/11/2005 17:25)
eeeeeeee nareo tsy mahay ny ventriloque mahay miborosy nify sy mihira :-D:-D:-D
26. pissoa ( 29/11/2005 18:19)
namanao:
le hira hiran'i Tarzan le hoe AOAOAOA....

avy nandramako io de mety :-D:-D:-D:-D
27. mimiso ( 29/11/2005 18:21)
De aôna zany zahay tsy manana folonify, :(:(:( tsy mbô afaka mifofofofo (mihira) no sady miborosy
28. Herimiafina ( 29/11/2005 18:26)
pissoa:

herimiafina - grrrrrr


Ary ndroky toa tezitsa be amin'i herimiafina, hehehehehehe:roll::roll::-D:-D
29. Veloo ( 29/11/2005 18:58)
:-D:-D:-D
30. sasa ( 30/11/2005 04:40)
:-D:-D:-D:-D:-D Herimiafina, ny mahatelina an'iny tsinah aza lesy efa tsy milay kou, maika fa atelina manta amzao, tena tsy mety klé,
Veloo ampiako njy am le mimémé e:-D:-D
31. ari.malala ( 30/11/2005 07:35)
mimiso:

De aôna zany zahay tsy manana folonify, :(:(:( tsy mbô afaka mifofofofo (mihira) no sady miborosy



=))=))=))=))=))=))=))=))=))
32. pissoa ( 30/11/2005 12:41)
herimiafina, tsa tezitra io fa grrrr fotsiny eh :-D:-D
ngah enao mpitelina an'reny? lasa miteliny sy mihira indray anie fa tsy miborosy nitsony eh!
33. diamondra27 ( 30/11/2005 13:03)
tsy aleo ve mihira sous la douche mba moramora e!
34. Mifenty ( 30/11/2005 13:04)
>>riakel

averina imbdb mitsy le izy a

mbola tsy fantatrao tkou v oe inn ny organe mihira e

hira mira feo mirindra anie eh.

Izay rehetra mamoaka feo mirindra ny organe mihira kou
35. Mifenty ( 30/11/2005 13:04)
>>riakel

averina imbdb mitsy le izy a

mbola tsy fantatrao tkou v oe inn ny organe mihira e

hira mira feo mirindra anie eh.

Izay rehetra mamoaka feo mirindra ny organe mihira kou
36. Mifenty ( 30/11/2005 13:04)
>>riakel

averina imbdb mitsy le izy a

mbola tsy fantatrao tkou v oe inn ny organe mihira e

hira mira feo mirindra anie eh.

Izay rehetra mamoaka feo mirindra ny organe mihira kou
37. Mifenty ( 30/11/2005 13:05)
>>riakel

averina imbdb mitsy le izy a

mbola tsy fantatrao tkou v oe inn ny organe mihira e

hira mira feo mirindra anie eh.

Izay rehetra mamoaka feo mirindra ny organe mihira kou
38. Mifenty ( 30/11/2005 13:08)
>>riakel

averina imbdb mitsy le izy a

mbola tsy fantatrao tkou v oe inn ny organe mihira e

hira mira feo mirindra anie eh.

Izay rehetra mamoaka feo mirindra ny organe mihira kou
39. pissoa ( 30/11/2005 13:32)
nanontany imbdb riakel dia lasa tokou mifenty namaly imbdb :lol:
40. dadabe ( 30/11/2005 16:07)
anjekaky oo :^)

inona injay ity style ity le ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.097