MANGER EPICE

1. diamondra27 ( 28/11/2005 11:25)
Indray mande hono de nihaona ireto mpinamana roalahy tsy nifankahita nandritra ny folo taona. De hoy i Rakoto mantsy an'i Randria, faly mahita an'lah leitsy za a!inona letia ny vaovao a? firy zao ny ankizy etsetra, de namaly Randria , zakony toraka izany, tokana ihany leitsy ny ahy a!, manasa anareo mivady hisakafo any antrano @ sabotsy raha afaka nareo sady any miresaka tsara fa somary maika aho zao. De nenke-ndRakoto ary ny fanasana. Tonga ary ny andro nihaonana sabotsy de efa nikarakara be ery ny vadi-ndRandria ary nandroso le sakafo no sady nanontany hoe: tu manges épicé ? De hoy Rakoto hoe oui, s'il vous plaît, mais pas en même temps; Ha!ha!ha
répondu par Veloo le 02/12/2005 17:04
2. Mariano ( 28/11/2005 12:47)
Tsy azoko tsara
3. lapino ( 28/11/2005 15:04)
ilay "épicé" ve eo mitovy amin'ny hoe "salé" rehefa blague no resahana ?
4. dadabe ( 28/11/2005 16:25)
zah kounkou tsy mahazo :(
5. zakony ( 28/11/2005 16:27)
manzer et pisser
6. zakony ( 28/11/2005 16:28)
manzer et pisser
7. zakony ( 28/11/2005 16:29)
manzer et pisser
8. zakony ( 28/11/2005 16:31)
manzer et pisser
9. lapino ( 28/11/2005 17:29)
Tena tsy takatray zany ry zakony a! :lol::lol:
10. sonwin ( 28/11/2005 21:36)
mihinana ve ianao sy mipipi no fiheveran-dRakoto ilay fanontaniana...eny hoy izy..etc
11. Veloo ( 28/11/2005 22:01)
hahahahah tsy mande ny sary kle
12. sonwin ( 28/11/2005 22:04)
ataovy manuel refa tsy mandeha sary e, ohatra izao ilay mivanitika an : avy eo - avy eo D , andramo fa manome hoe :-D (tsy asiana espace)
13. sonwin ( 28/11/2005 22:05)
ataovy manuel refa tsy mandeha sary e, ohatra izao ilay mivanitika an : avy eo - avy eo D , andramo fa manome hoe :-D (tsy asiana espace)
14. sonwin ( 28/11/2005 22:05)
ataovy manuel refa tsy mandeha sary e, ohatra izao ilay mivanitika an : avy eo - avy eo D , andramo fa manome hoe :-D (tsy asiana espace)
15. Veloo ( 28/11/2005 22:06)
-D -D tsy mety akory zao io
16. Veloo ( 28/11/2005 22:07)
:-D :-D zay angamba vo mety o hihihihih
17. Veloo ( 28/11/2005 22:07)
miciiiiiiiii aky a dia ahona ndray ilay mifamihina? tssssssss
18. fiaritiana ( 28/11/2005 22:14)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
19. sonwin ( 28/11/2005 22:29)
ilay mifamihina, ataovy : avy eo - avy eo * tsy asiana espace de manome sahala amin'izao :-*
20. Veloo ( 28/11/2005 22:32)
:-* zay retsy fa mety a miciiiiiiii :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0692