MANGER EPICE

21. sasa ( 29/11/2005 05:01)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D mba loza kou izany klé, d mbola nampiany kou le hoe "mais pas en même temps"
22. diamondra27 ( 29/11/2005 07:07)
mariano, lapino, dadabe: soa ihany fa tao i sonwin manazava anareo fa zay nge no mahablagy azy ity e!
ka ahoana azonareo @zay ve?
Rakoto:manger et pisser et pas en même temps
atao ahoana moa fa tsy nahita fianarana firy izy de ze nazahoany azy teo no namaliany an'i Madama kanefa hoe: manger épicé no tian'i Madama anontaniana
23. dadabe ( 29/11/2005 08:24)
de ataovy @ teny gasy amin'ny sisa aza e:evil:

ary ny andry zalahy averina in-4 foana kle :roll:
24. mamzelkely ( 29/11/2005 09:29)
:-D:-D
25. Mifenty ( 29/11/2005 10:11)
kay ve lé izy oe "manger" et "pisser" e

neveriko oe "mangery" et "faire pipi" d ozy ah oe mety miaraka zany knou

Nenà lesy tsy averiko in 5 zany a
26. fiaritiana ( 29/11/2005 13:42)
mifenty::-D:-D:-D:-D:-D, lalina be izy zany
27. Veloo ( 29/11/2005 17:22)
dadabe a raha tsy zany angamba tsy mazava e :-D:-D:-D
ary ny andry zalahy averina in-4 foana kle
28. sasa ( 30/11/2005 04:44)
Veloo sy dadabe :-D:-D:-D
ary ity mifenty ity tena lalin-tsaina mintsy an
29. Herimiafina ( 30/11/2005 06:05)
Otsan'ny metimety amiko zany resaka épice zany klé. Curcuma, poavra, curry, basilic, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
30. ari.malala ( 30/11/2005 07:39)
dadabe:

de ataovy @ teny gasy amin'ny sisa aza e:evil:

ary ny andry zalahy averina in-4 foana kle :roll:



na teny anglisy koa? ;)
31. Mifenty ( 30/11/2005 13:35)
>>sasa

ka izaho namaky an'ilay izy tamin'ny teny gasy dia tsy voajeriko intsony ny tohiny.
vao hitako le hoe "manger" de tonga d hoy aho hoe mba misy oul vantambantana kou zany a.
32. dadabe ( 30/11/2005 16:16)
arimalala>:wink: mahay miteny anglisy annnnnnn!!!:wink:
33. Veloo ( 30/11/2005 21:08)
=))=))=))=))=))na teny arabo ko ka
34. dadabe ( 01/12/2005 00:58)
aza mihetsika amizao klou njy veloo :@:@ tratra amizay toi ,....zah kounkou hioriranna d lasa pozisioo miorirana kle :@
35. mamzelkely ( 01/12/2005 13:15)
tena hisy zvt njay ati klé sô de ts tokony niditra kay :roll::-D:-D:-D
36. dadabe ( 01/12/2005 16:03)
ie mividiana klou njy labozia " maronjana":-D
37. Veloo ( 01/12/2005 18:06)
=))=))=))
o ry ledada atao inn labozia?
mamzel a de afa kely mihitsy retsy izy io a :-D:-D:-D
38. dadabe ( 02/12/2005 07:45)
:miam::miam:de mbla aza mihetsika faramparany klou njy ee :miam::miam:
mihetseha @ zay:@ http://www.titatu.net
39. Mifenty ( 02/12/2005 12:13)
ataovy anle oe jereo eto lesy fa aza tonga de atao gaboraraka be otran'io a
40. Veloo ( 02/12/2005 17:04)
ledada a andrayyyyyyyy tena tsy tao an-tsaiko mihitsy ny resakao maditra mihtsy ty enao ty ka
mifenty a ampianaro aho lesy izy fa efa antitra a no sady mbola mihinana labozy io =))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2149