Steaks hachés (Nouvelle alerte)
1. Fanja1
(
23/11/2005 17:58)
Le fabricant de viande Socopa a demandé le 22 novembre que soient bloqués des lots de steaks hachés surgelés de 90 g. Présentant d'importantes traces de salmonelles, ils seraient exclusivement distribués dans la restauration collective. C'est du moins ce qu'indique une note confidentielle en notre possession. Après l'affaire Chantegril, c'est la deuxième alerte sérieuse qui touche des steaks hachés industriels en moins d'un mois.
Après l'affaire Chantegril (voir encadré ci-dessous), nouvelle alerte sur les steaks hachés ! D'importantes traces de salmonelles, bactéries pouvant générer de sévères intoxications alimentaires, ont été détectées dans des lots fabriqués par la Socopa. C'est ce qui ressort d'une note confidentielle en notre possession. Elle a été adressée par un groupe de restauration collective à tous ses responsables de sites.
Les produits incriminés seraient uniquement distribués dans les cantines et restaurants d'entreprise. L'alerte concerne les « steaks hachés précuits surgelés de 90 g, conditionnés en colis de 60 unités » et portant comme date limite d'utilisation optimale le 14/09/2006.
La note demande aux gestionnaires de restaurants collectifs d'identifier « les produits incriminés dans les stocks et en production » et de les bloquer dans l'attente des résultats des contre-analyses effectués par les services vétérinaires.
D'après nos recoupements, il semblerait que ces steaks soient sortis de l'atelier Socopa situé à Eloyes, dans les Vosges.
Contactée par « Que Choisir » le 22 novembre en début d'après-midi, la direction de Socopa n'était pas en mesure d'apporter des précisions. Elle assurait cependant que des informations complémentaires nous seraient communiquées dans les plus brefs délais.
Il y a trois semaines,
Chantegril
Début novembre, des steaks hachés surgelés fabriqués par Soviba et commercialisés par Leclerc, sous la marque Chantegril, avaient déjà défrayé la chronique. Cette fois-ci, c'est une bactérie d'origine fécale, l'Escherichia coli 0 157 H 7, qui était en cause. Une cinquantaine de personnes qui avaient consommé cette viande - essentiellement de jeunes enfants - avaient dû être hospitalisées pour des gastroentérites très sévères. Leclerc avait alors mené une vaste campagne pour récupérer, auprès de particuliers, les steaks issus des lots contaminés.
Arnaud de Blauwe
répondu par xxx le 13/02/2006 07:04
2. Herimiafina
(
23/11/2005 21:44)
Tonga d echarbon alou hohanina raha sendra ny loza otsan'izany.
Ny Escherichia coli de matetika amin'ny atodingana no misy azy.
Ny Salmonella njay de amin'ny hena, tanjemo fa adiny roa de efa mihoatra ny poids ny olombelona ny lanjan'ireo ary avy amin,ny colonie iray (60microgramme) no mitombo be tahak'izany.

6. Herimiafina
(
25/11/2005 18:34)
Tanjemo fotsiny ngo de tapaka ny chaine de froid de refa avy no-congeler-na tonga de injay mihinana fa tsy averina ao anaty congelatera tsony.
De refa mahandro azy konkou de tonga de atao ambony be sady maharitra ny hafanana, ny bacteria de matetika maty amin,ny temperature mihiatra ny 60°C eo kanefa misy karazany izay mety hamono tsy maty raha tsy 105°C any.
Ity kou misy info gravy be, ny vandro na ny menaka avy amin'ny vandro de mety misy Aflatoxine na poizina avy amin'ny champignon Aspergillus flavus izay betsaka any amin'ny voanjo, koa tanjemo ry mpankafy kaly otsanah isany.
Aza manao mayonezy atodingana konkou raha tsy te ho dangy haingana.

9. Herimiafina
(
27/11/2005 04:38)
Perta be njy, zah zao vao avy nihinana steak new-yorkais, favy an, nasiana divay mena kely, hum, miam, miam, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
10. cutie
(
27/11/2005 04:43)
dain , tsy aleoko sotroina @ zao le divay toy zay simbaina @ steak :-D
11. Herimiafina
(
27/11/2005 04:54)
Mampanaelo be le omby novonoina fotsiny nefa tsy haninao akory ny henany, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
13. Herimiafina
(
27/11/2005 05:29)
Eeeeeh, de mampanaelo be konkou zany enao fa tsy manana le acide aminées hita any amin'ny hena ary tsy misy hafa-tsy any amin'ny hena mahintsiny klé, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
15. Herimiafina
(
27/11/2005 05:39)
Ie, hita any amin'ny filament de myosine sy ny filament d'actine any amin'ny omby surtout. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
17. Herimiafina
(
27/11/2005 06:48)
De azavao ary ny tsy mahamarina azy e, efa rangitina hamoaka information mbola laozana manda ihany, antitra eo ampandavana eo fa ataovy ihany, hehehehe:-D:-D:-D:-D
19. Herimiafina
(
27/11/2005 07:29)
Efa voavinavin'ny saiko io valinteninao io, raha te hahay haminavina otsanah de mihinana proteine animale avy amin'ny omby surtout. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
Lainga kambony e: I Conagra, i Cargill ary i Hbp no mpamokatra hen'omby aty amerika avaratra, manimba ny mpamokatra madinika izany.
Feno anabolisant sy hormone chimique ny hen'omby vokarin-dry zareo de tsy de mahasalama loatra.