Steaks hachés (Nouvelle alerte)

41. cutie ( 04/12/2005 08:46)
veloo a :-D :-D:-D:-D:-D:-D:-D
42. Herimiafina ( 04/12/2005 19:09)
Tena samy tsara avokoa marina na mahia na matavy kah, arakaraka izay mampety an'ilay olona io, misy ny sasany efa taolana sisa mbola manao regime ihany, misy indray ny sasany lasa complexé amin,ny taviny.

F'angaha ideal le mahia e? hehehehe:-D:-D:-D:-D
43. Veloo ( 05/12/2005 18:25)
hery ieeeeeeeeeeee
44. Herimiafina ( 05/12/2005 18:32)
Arakarakin'ny constitution-nao io kah, raha katitany kely ndroky de fay izy, fa raha lavalava ndroky de tsara izy.

Ny botakely ny ahy mba tiko fa iny mba misy tsongotsongoina ny takolaka, hehehehe:-D:-D:-D:-D
45. Veloo ( 05/12/2005 21:53)
:-D:-D
46. jennifer2 ( 07/12/2005 02:02)
o ry herimiafina a1 lasa ny saiko, ny hena ombn'ny USA zany de le misy chimika daholo?

Fa zao, za mahita olona botakely azo tsongotsongoina.
47. Herimiafina ( 07/12/2005 18:55)
Misy somatotropine akia ny ronono an, de misy anabolisant ny hena raha ireo orin'asa telo lehibe mpamokatra hen'omby ireo no mbola manangona ny tsena aty USA.

Ny tantsaha kely mpiompy tsy mahazo rirany amin'ny tsena mahintsiny nefa ireny no tena ntioraly, tsy misy chimique.

Iza le bota kely azo tsongoina ry nao fa metimety amiko klé? hehehehe:-D:-D:-D:-D
48. larissa ( 11/12/2005 09:45)
marina zany ry herimiafina:lol::lol::lol:
49. Veloo ( 11/12/2005 21:40)
:lol::lol::lol:
50. xxx ( 13/02/2006 07:04)
:lol::x:cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1994