ampiasao ny loha
1. gasitiako
(
23/11/2005 11:53)
Mitady vady hoan'ny zanany vavy ity mpanjaka. Nilaza io zanany io fa izay mahay mampikiakiaka azy rehefa manao no tiany.
Nalaina i Goliata. Tsy nikiaka ra zazavavy.
Nalaina daholo izao olona matanjaka be la..ka izao, tsy mikiaka ihany ilay sipa.
Nisy bandy fohy sady kely nefa be-geste izay nandalo. Alao an-dramako ry Mpanjaka.
Hoy Nympanjaka / Ialahy ve manonofy. Kely sy bitika io ve ho henony, iretsy aza be zavatra sy matanjaka tsy mampihontsina azy akory ko izay ialahy, mandehana andramo raha mahasaky.
Dia Nikiakiaka mafy ny zanakavavin'ny mpanjaka dia gaga daholo na ny mpanjaka na ry Goliata na ireo ngeza efa nanandrana ary nanontany hoe inona no nataon'ialahy no tena nikiakiaka mihintsy izy ?
Dia namaly ranamana hoe : "ampiasaho ny loha".

répondu par bozimanga le 07/12/2005 06:37
3. gasitiako
(
23/11/2005 12:48)
tena tsy mampiasa loha mintsy nge ry ari zany e, aiza ari enao zany ry ari, ngô de tsy enao ari io
8. sonwin
(
23/11/2005 14:21)
ka izay indrindra no maha-daba laoka azy koa,lohan-jaza aza leisy mivoaka ao be ny mitomany kle
10. lapino
(
23/11/2005 14:46)
Ohatra ny hoe nahita Maheriloha aho teo ... :?
Sa any amin'ny hatsikana hafa? :-D:-D
Be loatra kosa ny an'i gasitiako androany e :-D:-D
Sa any amin'ny hatsikana hafa? :-D:-D
Be loatra kosa ny an'i gasitiako androany e :-D:-D
15. fiaritiana
(
24/11/2005 00:56)
mety nisy bingody na pince teo amin ny volony koa!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
17. gasitiako
(
24/11/2005 11:15)
tsy ny lohany re no natsofony tany a, aiza koa, loha ve de ho tafatsofoka any e, mivoaka no hain'ny loha fa tsy mitsofoka, ampiasao ny loha ry reto a, efa akaiky nefa ny valiny marina, tonga de hitan'i ari io zao
20. ari.malala
(
24/11/2005 13:30)
anjekaky ô ry gasitiako!!!! fa ahoana no tonga d za no hahita an'le izy? ko le blag aza ts azoko teo ko:-D:-D:-Denao an:-D:-Dts haiko retsy fa tenenony valiny a:-D:-D:-D