ampiasao ny loha

1. gasitiako ( 23/11/2005 11:53)
Mitady vady hoan'ny zanany vavy ity mpanjaka. Nilaza io zanany io fa izay mahay mampikiakiaka azy rehefa manao no tiany.
Nalaina i Goliata. Tsy nikiaka ra zazavavy.
Nalaina daholo izao olona matanjaka be la..ka izao, tsy mikiaka ihany ilay sipa.
Nisy bandy fohy sady kely nefa be-geste izay nandalo. Alao an-dramako ry Mpanjaka.
Hoy Nympanjaka / Ialahy ve manonofy. Kely sy bitika io ve ho henony, iretsy aza be zavatra sy matanjaka tsy mampihontsina azy akory ko izay ialahy, mandehana andramo raha mahasaky.
Dia Nikiakiaka mafy ny zanakavavin'ny mpanjaka dia gaga daholo na ny mpanjaka na ry Goliata na ireo ngeza efa nanandrana ary nanontany hoe inona no nataon'ialahy no tena nikiakiaka mihintsy izy ?
Dia namaly ranamana hoe : "ampiasaho ny loha".
novalian'i bozimanga ny 07/12/2005 06:37
2. ari.malala ( 23/11/2005 12:39)
:roll::roll:ts azo
3. gasitiako ( 23/11/2005 12:48)
tena tsy mampiasa loha mintsy nge ry ari zany e, aiza ari enao zany ry ari, ngô de tsy enao ari io
4. lapino ( 23/11/2005 12:52)
Dia mba kely loha koa ange lery izany! :lol::lol:
5. mamzelkely ( 23/11/2005 13:03)
ari a ny lohany aky no natsofiny tany a:-D:-D
6. sonwin ( 23/11/2005 14:03)
mbo daba loaka be koa razazavavy zany
7. rpk ( 23/11/2005 14:19)
ny lohany lesy no natsofony tany a!:-D:-D:-D
8. sonwin ( 23/11/2005 14:21)
ka izay indrindra no maha-daba laoka azy koa,lohan-jaza aza leisy mivoaka ao be ny mitomany kle
9. mandrindra ( 23/11/2005 14:31)
tena KGB izany le, KGB = K Gorobaka Be.
10. lapino ( 23/11/2005 14:46)
Ohatra ny hoe nahita Maheriloha aho teo ... :?
Sa any amin'ny hatsikana hafa? :-D:-D
Be loatra kosa ny an'i gasitiako androany e :-D:-D
11. pissoa ( 23/11/2005 15:21)
ary mandrindra zan efa mahay ze de mots an! :-D :-D
lapino :-D :-D
12. mamzelkely ( 23/11/2005 15:52)
:-D:-D
13. bozimanga ( 23/11/2005 16:25)
tsy haiko eh fa mba valio eh!
14. heny ( 23/11/2005 20:47)
nokakerin i leiry kosa angamba ilay jô!!!!
15. fiaritiana ( 24/11/2005 00:56)
mety nisy bingody na pince teo amin ny volony koa!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. ari.malala ( 24/11/2005 07:04)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dmahita ry reto nareo ka
17. gasitiako ( 24/11/2005 11:15)
tsy ny lohany re no natsofony tany a, aiza koa, loha ve de ho tafatsofoka any e, mivoaka no hain'ny loha fa tsy mitsofoka, ampiasao ny loha ry reto a, efa akaiky nefa ny valiny marina, tonga de hitan'i ari io zao
18. bozimanga ( 24/11/2005 11:59)
afa-po
19. mamzelkely ( 24/11/2005 12:07)
afa-po marina ra izany klé:roll::-D
20. ari.malala ( 24/11/2005 13:30)
anjekaky ô ry gasitiako!!!! fa ahoana no tonga d za no hahita an'le izy? ko le blag aza ts azoko teo ko:-D:-D:-Denao an:-D:-Dts haiko retsy fa tenenony valiny a:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6925