ampiasao ny loha

21. pissoa ( 24/11/2005 13:54)
teneno ony ny valiny ry ari. ah :-D :-D
de teneno kou we aona no nahafataran-njy ilay valiny :roll: :roll:
22. Veloo ( 24/11/2005 22:59)
inn hono?
23. ari.malala ( 25/11/2005 06:59)
k'efa we za aza zao mbola hiandry sopapa avy @ gasitiako ko nareo koa!!!! bitsibitsihjo ato an-tsofiko ary le valiny itenenako anazy ry gasitiako a :-D:-D
24. gasitiako ( 25/11/2005 13:07)
ao ary fa bitsibitsihako mafy e, de njy miteny azy @ ankizy rehetra fa avelao kosa aloha ny ankizy mba hikaroka moa e, manjary tsy miasa nge ny lohany, refa tapitra afa-po izy de tenenintsika @ zay sa aona, mety kosa angamba izay e
25. heny ( 25/11/2005 15:11)
afa po
26. heny ( 25/11/2005 15:12)
tsy hafa po ny fiteny fa omeko ny saka ny lelako!!!
27. dadabe ( 25/11/2005 16:12)
ANJEKAKY OO :roll:
28. gasitiako ( 28/11/2005 14:04)
u fed up ary ve e? mba omeo az/hy zany lela izany fa aza omena ny saka, tsy sambatra be ve ny piso mahazo lela klé
29. dadabe ( 28/11/2005 16:34)
anjenestonao e :{:{
30. fiaritiana ( 28/11/2005 22:37)
lasa resaka lela njay ve izy ity e! so de lela no natsofiny tany kay nisy nify de zay no nampikiakiaka an lé sipa?:-D:-D
31. Veloo ( 29/11/2005 18:18)
:roll::roll:
32. gasitiako ( 30/11/2005 11:31)
efa manakaiky foana ny marina, tsy maintsy we ho hita ihany ny valiniiiiiiiiiiiiiiii
33. Veloo ( 30/11/2005 21:13)
34. dadabe ( 01/12/2005 03:44)
misy sary milay be koa ity fa ampiasao ny loha
Jereo eto
35. gasitiako ( 01/12/2005 11:10)
tsy mande akory ary ny an'i dadabe ny lien ko, inona no hojerena eo
36. Veloo ( 01/12/2005 18:14)
ledada a tsy mande... njy ve mahay e? efa inn droa zao :-D:-D:-D
37. fiaritiana ( 01/12/2005 20:31)
ni percé teo amin ny lela re izy e! dé izay no nanindrona an lé sipa!
38. Veloo ( 02/12/2005 17:06)
:-D:-D
39. bozimanga ( 07/12/2005 06:37)
ela lôtra kosa le valiny eh! afa-po.
teneno refa tsy hamaly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2345