avelao mba ho lasa bavy

1. gasitiako ( 22/11/2005 11:07)
ty kosa aloha tsy blagy e, fa tantara tena nisy, ny fanontanina de we raha nareo no teo @ toerana de inona no nataonareo ?
ity ary le tantara, sokafy tsara ny tsetsina rehetra, hay moa mamaky fotsiny kay, ahirato tsara zany ny maso e
sampontsampona nge rah oul any @ ambanivohitra any fa de aona loatra ngah
nahavita trano ity fianakaviana iray, nitokanana ary ilay trano ka nanasa oul marobe ka fety be da fety nandritry ny herinandro, tsy matory n'andro n'alina, tonga ny sabotsy alina, vizana dhl ny poukna de samy natory ary mbola ladina an-tany ihany, izy dahy tompon-trano izay samy manana ny sipany ko anisan'ilay natory tao, le izy moa ady maizina, raikitra ary ny fatorina ary tena samy natory maty dhl ny rehetra, le anadahin'ny anabaviny anefa nanangona hery fa niketriketrika zavatra, ary de teo @ baviny lery no niketriketrika zay noheveriny fa le sipany io, le baviny indray mbola drodroka ka nankafy torimaso be, henony ihany we misy mitaingina izy fa noheveriny fa ilay sipany de tsy niraika firy izy fa nankafy tanteraka, refa niéjacule anefa le anadahiny de nitrena mafy be toa omby no sady nidélire be nanonona ny anaran'ny sipany, teo vao taitra le anabaviny fa hay ny anadahiny no eo amboniny, kôpy ko lery nefa tsy tana intsony fa tena ao anatiny tanteraka, hany sisa azon'ny lery notenenina de ny we : "avelao de ho lasa bavy a"
répondu par gasitiako le 28/11/2005 13:52
2. ari.malala ( 22/11/2005 11:23)
nidiran'angano!!!!:roll::roll::roll::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. gasitiako ( 22/11/2005 11:33)
valio le fanontanina ry ari a, raha enao no teo @ toerana woa de inona no nataonao?
4. ari.malala ( 22/11/2005 11:36)
ka ts te ho eo @ le toerana ah ko .. zavadoza anie zany e :-D:-D:-D:-D
5. gasitiako ( 22/11/2005 11:44)
eny e fa zay mba hevitrao ary e
6. lapino ( 22/11/2005 11:56)
De mavita ve nareo hoe fantatrareo fa misy bavinareo iray efitra ao kle? Am'zay lery mihogahoga rehefa mandefa! :lol::lol:
Fa le "avelao mba ho lasa bavy" kosa aloha de mba tsy izy mihitsy e! :-D:-D:-D:-D
7. ari.malala ( 22/11/2005 13:16)
gzsitiako, ka ts ho eo @ le toerana mints ah e... donk ts manana hevitra ah zany
8. mamzelkely ( 22/11/2005 13:36)
za ts hanome hvt fa trop be zany =))
9. Mael ( 22/11/2005 13:44)
loza lesy zany marina, dia ahoana hono rehefa tonga ny maraina ??:oops::roll::roll::roll:
10. Bariry ( 22/11/2005 13:53)

Loza io marina!!!!!!!!! Tzy misy te-hipetraka ao amin,ny toerany aloha....
11. annie ( 22/11/2005 14:04)
de efa anadahy maty heritreritra kou zany fa aiza no mbola hisy an'izany?
12. sasa ( 22/11/2005 14:17)
:-D:-D:-D:-D:-D za kou tsy hanome hevitra klé aoka izao ihany
13. mandrindra ( 22/11/2005 15:46)
ho an'izay mpino sy mpandala ny baiboly dia tsy tokony ho olana izany satria avy amin'i adama sy eva daholo ny olona rehetra, izany hoe tranga efa nisy io mpianadahy manao io ary mbola hisy foana.
14. dadabe ( 22/11/2005 16:30)
:{:{pouuahhh!! pffff:@ asoriko ny tsiny ,asoriko ny fondro ,mifona aho ,fa tsy izy tsony ity:@:@:@
gasitiko > hummm henjy tsala fotsiny @ sisa 8):°):{:°)
15. xxx ( 22/11/2005 17:59)
mandrindra:
ho an'izay mpino sy mpandala ny baiboly dia tsy tokony ho olana izany satria avy amin'i adama sy eva daholo ny olona rehetra,


Ooops - ohatra zao hoe i mandrindra rahalahin'i ben laden, dia anadahin'i Angelina Jolie :-D :-D
16. xxx ( 22/11/2005 21:00)
fanahy iniana izany e!!
17. Veloo ( 22/11/2005 21:19)
:roll:
18. Herimiafina ( 22/11/2005 21:24)
Tsentsina ngamba ny oron'izany bandy izany fa hatramin'ny fofon'ny sipany avy de tsy tadidiny, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
19. sasa ( 23/11/2005 04:45)
Herimiafina tsetsina daholo mintsy fa tsy ny orona ihany kan! d tsy mahafantatra intsony hoe bavy ve ity hi hihihi:-D:-D:-D
20. Herimiafina ( 23/11/2005 05:09)
Tokony ho samihafa mantsy ny fofon'ny olona tsirairay, de ny an'ny sipany tokony ho tadidin'ileiry kokou na de ady amin'ny maizina aza, hehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.277