avelao mba ho lasa bavy

21. ari.malala ( 23/11/2005 05:52)
:-D:-D:-D:-Dna d efa doroky ny toak tahak'ny in aza v d ts hahatadidy tsony we ts le sipany anie io fa tsss....
22. Herimiafina ( 23/11/2005 05:58)
Na ny constit-ny aza tokony ho azo tsapaintanana tsara, bebe nono, fisapisaka,tokony efa kaopy ileiry vao napiakatra tohatra hianika, hehehe:-D:-D
23. ari.malala ( 23/11/2005 06:00)
hahahaha! ary ty raherimiafina ity ko ts mamela mahazo mints an!
24. gasitiako ( 23/11/2005 06:54)
zao aloha e, ny toerana no tadidin'ny lery hoe teo, tsy fantany ny fisian'ny anabaviny hoe natory teo koa fa teo no napetrany ny sipany, lery koa katrikatry, adimaizina rahateo, de zao ny tohin'ny tantara, le acte moa aloha zany efa vita, rano raraka an-tany iny, de aona zany ny hatao hozy bavy, de hozy lery aza ampahalalana oul, top secret, tsy zakan'ny le sipa anefa ny nieritreritra azy, ary nitomany be foana izy de notantarainy t@ sipany nony tonga teo i lery, de le sipany no nanaparitaka, tokony tsisy nahalala afa tsy ny ao ambony zany raha ny tena marina ankoatran'izy dahy, tsy hita re rey oul fa lalina izy ity ramatoa moa henjana izy ity rangah, izay le fiainan'ny zanak'olombelona e, raovina vao tena zanak'Atra
25. Mael ( 23/11/2005 07:32)
Tena misy marina ihany lé an'ira-Herimiafiana, fa na dia ny bikany fotsiny aza ve dia tsy ho fantatra lé, ..... raha azoko tsara izany ny zavatra nisaho dia ilay sipan'ny dahiny nasian'ilay bandy sipan'ny baviny ko inona indray, izy roa nahavoa fa i lery no tena nandra , bavy kely iny ve no asiana lé , pouua!!, ...
26. sasa ( 23/11/2005 12:09)
fa ny tena comble d ity raha sanatria ka mbola virja le bavy d ahoana ny tohiny re?:-D:-D
27. mamzelkely ( 23/11/2005 12:16)
zany eo ihany ry sasa fa ra ts mahay manisa anjo de aôna:roll: ouillllllllllleeeeeeeeeee:? :-D:-D
28. gasitiako ( 23/11/2005 12:37)
ka eo indrindra isika izao, ponte d'ovulation ve?
29. ari.malala ( 23/11/2005 12:59)
:? :? :? :? :?:roll::roll::roll:
30. mamzelkely ( 23/11/2005 13:12)
louza beuu zany klé ty e:? :-D
31. Herimiafina ( 24/11/2005 03:12)
An3, tsy virja izy alou satria tsy naheno ze ambonin'ny tany.
Deuziememan, tsy ovulation mintsy izy satria ny sipa tsy mahita tory refa ovulation, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
32. Mael ( 24/11/2005 05:35)
Fa hono ho a, fa ilay kôfa sipan'ilay bavin'ilery moa taiza tamin'io fotoana io é!!, tena oh n'ny misy tsy miady ilay tantara marina é.
izay zany vao tena tanteraka ilay fitenenana hoe " zanak'anadahiko io ' ko inona indray :lol::{
33. ari.malala ( 24/11/2005 07:21)
ary efa tena manana ekperians @ sipa mints ra herimiafina iznay an hehehe:-D:-D:-D:-D
34. mamzelkely ( 24/11/2005 11:54)
zay ry Herimiafina mahita tory fôna na ovulation aza a:-D:-D
35. gasitiako ( 24/11/2005 12:00)
araho hatrany amboalohany le tantara ra mael a, korana longrinina be woa t@ io de zay drodroka nidasika e
36. Veloo ( 24/11/2005 23:21)
:roll:
37. Mael ( 25/11/2005 05:59)
marina zany lesy gasitiako, hay moa i lery katry be:cry:, fa za ho a efa nanandrana nanao mamo² dia nitaingina fa tena tsy nahavelona mihintsy za:twisted:, tezitra be ilay sipa tonga dia nomeny ny tefaka be za :-o:-o, afaka 2 minitra avy eo tonga dia tany amin'ny nono keliny no nalefako ilay fika:^):^)
38. ari.malala ( 25/11/2005 07:09)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
39. gasitiako ( 28/11/2005 13:52)
tena tsy hitako zay havaly an'izay ny akama klé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2908