baombao lela

1. gasitiako ( 18/11/2005 14:22)
nisy kôfa iray tambawax niakatra ville fa hianatra eny @ anjerimanontolo, mba nidina tany an-tanindrazana lery nony vacances, taratara be t@ lery dhl ny sipan'ny tanàna fa mba étrange hono lery e, de niaraka t@ sipa kely milay be zay, sipa milay indrindra tao an-tanàna io an, de tonga de nentin'ny le sipa naka tapis vert tany @ dezaka, lery moa efa maharaka revy satria avy aty @ ville, de mba nandamoro be mihintsy, tezitra nefa le sipakely ka hozizy hoe ny ataonao no atao rangah ty fa ny lelako no ataonao baombao eo
répondu par gasitiako le 30/11/2005 12:34
2. xxx ( 18/11/2005 14:43)
ngo de enao le sipa?:-*
3. xxx ( 18/11/2005 14:56)
:b:b:b:b
4. xxx ( 18/11/2005 15:30)
hay ve zhany no fanaonareo ao ambohitsaina ao ry gasitiako e - mifandamoro sy manao baombao lela eny ambody hazhooo :b :b :b de aona zany ny ataonareo any paris sy any zamerika ry reto? :^) :^)
5. Veloo ( 18/11/2005 20:10)
inn zany baombao zany kay?
6. bozimanga ( 19/11/2005 09:56)
:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
7. bozimanga ( 19/11/2005 09:57)
ha ha
8. dadabe ( 19/11/2005 12:25)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 19-11-2005 00:10:00
Lohateny : Re : baombao lela
inn zany baombao zany kay?

io ataon'i bozimanga io le izy ry malala a :*
izany hoe:
pozons x=lela , y=lela' c ki implik lela + lela'=mifampinono,
considerons z=fandriana donk x+y+z=zazakely:*
9. fiaritiana ( 19/11/2005 18:36)
(x+y+z)2=kambana

favo dadabe raha maths an!
10. lapino ( 19/11/2005 19:04)
mifampinono + fandriana = zazakely
Danzz be ndray zany kajin'i dadabe zany :lol:

lela + lela' + fandriana = zazakely
Sao dia mba misy zanatsoratra diso am'zao kle? Sô de tokony hoe zazakela? :-D:-D:-D
11. xxx ( 19/11/2005 20:38)
misy ovàna mitsy ao vao manme zazakely eeee
lela+lel?+fandriana=zazakely
12. Veloo ( 20/11/2005 02:22)
le dada miciiii aky a angaha tsy mitsoda ny fiteny? hihihihih
13. dadabe ( 20/11/2005 15:36)
tsika mitsam no mitsoda ka :*:*

teorema:" kelke soi x apartenant a y,y verifi z,et si x=dadabe et y=veloo

x+y+z =.........:@(tohizo :snif:)
14. Veloo ( 20/11/2005 22:05)
:roll::roll:
15. sasa ( 21/11/2005 06:00)
:-D:-DAry toa mipitsapitsa fotsiny ity veloo e, ka efa efa hoe completez les pointillés kou:-D:-D
16. ari.malala ( 21/11/2005 12:34)
ny ray mipitrapitra, ny iray latsadranomaso.... hafahafa...:-D:-D:-D
17. gasitiako ( 22/11/2005 10:04)
tô lasa lavitra be izany hatsikana izany klé, misy démonstration par récurrence sa absurde lé
le théorème kosa diso e, théorique be fotsiny fa refa appliquéna toa tsy manome ko
aiza ve de lela + lel? + fandriana = zazakely, za aloha rah tsisy pratique tsy mba mino an'izany e, zay foana mantsy ny siansa e sa aona hozinareo
18. lapino ( 22/11/2005 10:33)
gasitiako:
za aloha rah tsisy pratique tsy mba mino an'izany e, zay foana mantsy ny siansa e sa aona hozinareo

Sô de efa eo ve vô hoe "kay, hadino ny kalandré" ? :-D
19. ari.malala ( 22/11/2005 11:34)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dko:-D:-D:-Dka adino kosa ko:-D:-D
20. gasitiako ( 22/11/2005 11:48)
efa we ento foana woa le kalandré de poche iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1311