baombao lela

21. mamzelkely ( 22/11/2005 13:09)
:roll: za zany sady t mahay maths no ts mahazo an le blagy e:oops::roll:
22. dadabe ( 22/11/2005 16:40)
de njy izany no atao pratika :-D:-D
23. Veloo ( 22/11/2005 21:31)
24. lapino ( 22/11/2005 23:18)
gasitiako:
efa we ento foana woa le kalandré de poche iny

Ka kalandré de poche kosa nen'areo ko! Sa misy pôsy le komplé marron ? :-D:-D:-D
25. mamzelkely ( 23/11/2005 12:02)
dadabe < zao zao gaga veloo azfd kely a:-D
26. gasitiako ( 23/11/2005 12:45)
tonga de ataovy re mamzelkely zay atao afa ilaozana mitsôda be eo fotsiny a, zany no tin'ile sipa tenenina
27. mamzelkely ( 23/11/2005 13:24)
hay veeee ary zay za vô kôpy klé:-D:-D:-D ka ts zany ve le fanombohana e:roll::-D
28. gasitiako ( 24/11/2005 12:06)
hay moa zany le fanombohana, mamzelkely kosa aloha an, de inona izany ny famaranana ry mamzel
29. mamzelkely ( 24/11/2005 12:33)
le eritreretinao ka:wink::-D:-D
30. Veloo ( 24/11/2005 23:46)
:-w:-w:-w
31. gasitiako ( 30/11/2005 12:34)
ary mitovy eritreritra an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2555