Moa ve tsy hahatonga ny frantsay ho rasista izao...?
1. jentilisa
(
08/11/2005 09:20)
Mampalahelo ny toe-draharaha any Frantsa amin'izao fotoana izao. Eny raha ny tena no mandinika dia tahaka ny mahita hoe misy andian'olona vahiny mambabo an'i La Frantsa any ankehitriny.
Raha ho avy ary ny fifidianana any Afaka taona vitsy monja. Moa ve tsy hanome vahana ny Front National indray izao toe-javatra izao?
Sa tsy afaka mandinika izany intsony ny "tanora" any? Inona no mety hitranga raha mandresy be ny FN?

répondu par Herimiafina le 02/12/2005 22:07
2. hery
(
08/11/2005 13:03)
Mahagaga fa ny madinika samy madinika foana no mifampihinana. Raha tena mafy be ry zalahy dia tokony ny fiaran'i Sarkouzy na ny an'i Chirac no dorana fa tsy izay fiara hitany mihainohaino eny. Fiara mihainohaino = sady tsy manambola handoavana parking no fiara-n'ny olona tsy dia tena manan-karena sns...
3. mandrindra
(
08/11/2005 15:20)
Mampalahelo raha ny tranga no jerena, saingy zavatra efa nampoizina izao satria vokatry ny politika nampiharina teto tao aoriann'ny choc pétrolier izao zavatra izao. Mijinja ny nafafiny ny frantsay.
Raha ny hoe moa ve ho lasa mpanavaka ny frantsay dia efa mpanavaka ry zareo hatramin'izay fa mandevintay antsalaka fotsiny.

4. Samoana
(
08/11/2005 15:22)
jentilisa / Ny frantsay efa be ny rasista kah ! Saingy soa fa mbola be koa ny misaina tsy manafangaro ny adala @ hendry. Mampalahelo ilay toe-javatra saingy vokatry ny colonialisme taloha ihany io e : nanamboaran-drafanjakana quartier hiarahany monina ireo bekotro niady ho an'i Lafrantsa taloha fa tsy tiany nafangaro t@ vaza pur. Tsy nampitoviana ny zo dia izao ny vokany !!! Zaran'ny jiolahambotokely aza misy fanalan'andro miady sy mandoro. Indrisy !!
Hery / Blindés ny fiaran-dry sarkozy de tsy mahaliana an-drizalahy !! Fa efa notorahany atody lo leminisitra t@ nanao fitsidihina kah ! Hifindra any Roma any zahay raha izao no mitohy kle !:D

5. pitchou
(
08/11/2005 18:03)
soa fa ny tany la frantsa no nisy an'zany fa raha teto d asa indray ze tsikera nahazo ny fitondrana! saingy raha ny any no misy an'zany zamé fôtin'ny fitondrana!:lol:
inn tsara mou no problemantsika raha te-hampitombo rasisma b tahaka inn aza ny frantsay e! :-D:-D:-D

6. kally
(
08/11/2005 18:34)
Eo koa ny vokatry ny "tsy fitaizana "ny ankizy e! zazakely tsy ampy taona inona no ataony any ivelan'ny tranony andro @ 12 alina?
8. jentilisa
(
09/11/2005 06:42)
Ary nahitako zavatra ny nolazain'i samoana. Izany hoe ireo mipetraka sisitsisi-tanana ireo ve izany dia mpihavy na taranaka mpihavy avokoa? Ka tsy any tokoa ve no tena ahitana firenena kely anaty firenena lehibe?
Raha izany dia karazana saritsariny fotsiny ny ao 67ha an! ny ao indray aloha dia ny karazan'olona rehetra no hita ao. Manaraka izany dia av amin'ny cité universitaire no nahatonga an'i 67ha sy Ambohipo ahitana ny karazam-pihaviana rehetra...na dia ny vazaha koa aza!

9. bozimanga
(
09/11/2005 06:57)
mba tantarao aloha ny fandehan- draharaha raha azona nareo atao fa tena tsy dia mazava aminay aty dago ny fandehan- draharaha eh!
dia misaotra mialoha anareo nanome fanazavana eh!

11. kally
(
09/11/2005 07:42)
jentilisa:
Ary nahitako zavatra ny nolazain'i samoana. Izany hoe ireo mipetraka sisitsisi-tanana ireo ve izany dia mpihavy na taranaka mpihavy avokoa? Ka tsy any tokoa ve no tena ahitana firenena kely anaty firenena lehibe?
Raha izany dia karazana saritsariny fotsiny ny ao 67ha an! ny ao indray aloha dia ny karazan'olona rehetra no hita ao. Manaraka izany dia av amin'ny cité universitaire no nahatonga an'i 67ha sy Ambohipo ahitana ny karazam-pihaviana rehetra...na dia ny vazaha koa aza!
Tsy azo ampitahaina kosa izany ry jentilisa a! ny antsika anie samy gasy daholo na misy "mpihavy" araky ny nolazainao aza.Fa ireto anie olona hafa manana ny fireneny mipetraka any an-tanin'olona dia te hanjakazaka fotsiny e!
12. ravakamalala
(
09/11/2005 15:48)
pitchou > efa manaiky zareo fa misy fahadison i Sarkozy ao ka! izy nanonona an ilay teny hoe "racaille".
hery > raha ny fiaran ireny olona ireny no nodorany, tsy hampiotsona azy akory, mahazo vaovao tsara kokoa noho iny izy avy eo, fa fanahy iniany mihitsy ho ny madinika no asiana, d am zay tezitra ny vahoaka, dia mirongatra, d am zay izy tena sur fa tafita ny hafatra.
Jentilisa > Araka ny sondage mivoaka amin izao fotona izao aloha dia efa miakatra ny vaton ny FN am fifidianana manaraka ho 20% fa mbola misy ambiny 80 % zany mbola tsy tafiditra ao e!
raha tafakatra aloha ny FN dia veloma sy mampamangy daholo ny mpiavy rehetra e " La france pour les francais" ozizy rizareo zay!
fa na izany na tsy izany aza, tsy afaka ny hanome tsiny fahatany be an ireo tanora ireo izy fa may ny afo natsangany ihany anie izy e! Baranahan loatra tam ny politique d'immigration dia izao no vokany, tsy voafehy intsony.

13. pitchou
(
09/11/2005 18:15)
zà zany mahita ny mpihavy b d b aty te hanjakazaka d mahavita zavatra pire noho ze fandoroana fiara any d tsy te-hanome tsiny an'ireo mpandoro ireo e! nahoana kosa moa no hoe mahazo manao ze tiany izy any @ hafa d tsy ho afaka hanao ze tiany ny hafa any aminy?
mba avelao ireny olona ireny mbo hanala ny fony satria any aminy izy tsy afa-manohatra e!:-D:-D:-D:twisted:

14. kally
(
09/11/2005 18:15)
Aiza kosa no dia hoe fahadisoan'i Sarkozy? Fomba natao koa iny mba tsy handresen'i Sarkozy rehefa milatsaka ho filoha.Lasa lavitra loatra anefa izy.Sarkozy anie milaza ny marina e!hita fa racailles ny mpandoro tranon'olona sy fiara ka inona indray?
Ny fahadisoan'ny fitondrana frantsay dia ny namela an'ireo olona ireo hanao izay danin'ny kibony.Mody mba hoe resaka sôsialy aho hoe! inona e!olona kamo sy miandry hatosim-potsiny no tena marina.

15. ravakamalala
(
09/11/2005 20:19)
Kally > tsy mbola nandoro tomobilina kosa zareo tam zany fotona izany dia efa nataony hoe racaille e! Ankizy mijorojoro eny andalana sy mitangorona no nataony hoe racaille ary ho esorintsika eo. Mety misy fahamarinany ny zavatra teneniny fa amin ny maha minisitra azy dia tokony hanana méthode izy, fa tsy provocation be ohatran izany, f'angaha izy ity adi antsena, mangarom biby andavaka anie ireny ataony ireny e, tokony ho gaga ve izy avy eo amin ny vokany.
19. jentilisa
(
10/11/2005 15:30)
kally> asa ianao raha nahatsikaritra fa tsy nanao mpihavy ny gasy samy gasy mihitsy aho. Ny raharaha any frantsa no nametrahako izay resaka izay. Eto isika samy tompon-tanàna na dia samihafa faritra aza.
Asa raha azonao ny tiako ambara na tsia! momba ny sondage indray dia lasa tsy mety mino ireny mihitsy aho. Jereo ny fifidianana farany tany frantsa! tsy nisy nanampo mihitsy ny valim-pifidianana tany...

20. kally
(
10/11/2005 17:02)
ravakamalala:
Hiaraka amiko ndry?:-*
Fa inoko ireo no harovako fa tsy avela ho fatin'ny ataony any?