Moa ve tsy hahatonga ny frantsay ho rasista izao...?

21. jentilisa ( 12/11/2005 13:52)
araka ny novakiako dia nahazo mpikambana 3000 vaovao ny FN nandritra ity rotaka tany Frantsa ity!

Misy moa ny mieritreritra hoe tsy hahita olom-boafidy 500 hanohana azy ara-tsonia i Jean Marie Le Pen hahafahany hirotsaka ho filoham-pirenena!
22. ravakamalala ( 12/11/2005 14:26)
Za manokana di amieritreritra hoe mety hiakatra ny isan ny vatony, ary ny toerana azony eo aminy gvt fa raha i Lepen lany mbola tsy tonga amin izay ny frantsay, satria fantany ny zavatra rehetra ho very raha tsy misy intsony tokoa ny mpiavy eto frantsa.

Amin ny lafiny ekonomia fotsiny zao ohatra dia azo lazaina fa mandray anjara be amin ny fanodinana ny ekonomian ny la frantsa ny piavy. ary atsy ho atsy, araka ny kajy , dia eo amin ny folo , 15 taona eo dia ahafantatra ny atao hoe papy boom ity frantsa ity, antitra be ny ankamaroan ny frantsay, lasa charge ho an ny fanjakana, raha tsy eo ny mpiavy hiasa dia maty ny ekonomia-ny.
23. Herimiafina ( 12/11/2005 17:50)
Tena mihasarotra ry Ravaka ny makany aminareo an, saika ho any aminao mahintsiny zah fa tena sarotra be loatra ny fanaovana taratasy tao aorian'ireny korontana ireny, tssss.
24. ravakamalala ( 12/11/2005 18:42)
Ohatran ny dia efa hoe paradisa mihitsy lé frantsa ho an ireto vazaha ireto!! nefa izy rehefa mankany amin ny tanintsika ohatran inona ny vavany rehefa mba sakanana koa izy.
ndeha hody mihisy aho zao fa leo an ity frantsa ty!
25. Herimiafina ( 12/11/2005 22:22)
Tongava aty aminay e, aty baranahany be ny fanaovana taratasy, sirtout raha manana pasipôro europeana enao. Zah eto fona miandry anao.
26. dadabe ( 13/11/2005 13:00)
tsy aleo ve aty aminay e!! aty kely maso daholo izay jerena sady strikta gaigy lahy :D
27. ravakamalala ( 13/11/2005 15:40)
plouf!! plouf!! raha misy tomobilina ao andrefantrano ao dia inn no loko tianao?
iza no tiako aminareo roalahy?:-D:-D:-D:-D
28. Herimiafina ( 13/11/2005 16:25)
Sur zany fa dadabe tampoka tiavina klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
29. tsangana ( 14/11/2005 21:02)
Ny frantsay dia rasista foana hatramin'ny naha-tany ny tany.Mbola tsy nahita aho hoe frantsay ka tsy rasista.Ny mahazendana dia rehefa mba mahazo "nationalite" koa ra-gasy kely dia manjary rasista koa,tsy mahagaga anefa izany fa ny fifandraisana teo amin'ny malagasy sy frantsay dia fifandraisana :tompoina/mpanompo,ary dia tsy mbola afaka ao an-tsaina io fa tena mifikitra mafy.
Ny amerikanina indray dia tsy tia frantsay ary rasista koa ry zareo vis-a-vis frantsay......isika gasy koa dia rasista amin'ny komorianina, ny karana, ny sinoa, ary samy gasy :merina/tanindrana.Ny akoho tsy gisa, ny saka tsy tia alika.........rasista daholo e!
30. sipagasy ( 14/11/2005 21:33)
eny wann ry tsangana toa misy fahamarinany ihany ity teninao iky e!
31. miserana ( 15/11/2005 05:06)
tantarao aloha ilay zava-misy afa aza asaian kamantera, fa tena tsy araka intsony oh. Lazao hoe firy ny maty, ny nididtra hopitaly, ny voahitsaky ny masinina. Dia tamin'ny firy no nody ny polisy?
32. tsangana ( 15/11/2005 18:25)
Vazivazy irain-dalana fa ny rasisme dia tandra vadin-koditra amin'ny fiainan-dRaolombelona,indraindray dia mitroatra be, indrindra rehefa misy crises.Nahoana ny sasany no manana be loatra , ary ny sasany tsy manana mihitsy?...dia manomboka eo ilay ady....ka ny zavatra mora indrindra rehefa te-hiady dia ny manafika sy mamely amin'izay maha-samihafa: volon-koditra, fiaviana sy firazanana,vahiny sy tompon-tany, mahia sy matavy, ny lava sy ny fohy, ...sns..sns.
Ny toe-draharaha tany Allemagne talohan'ny 39-45 : izay toerana ambony rehetra dia lasan'ny jiosy daholo, dia tonga ary in Hitler....dia hainareo ny tohiny.
33. ravakamalala ( 18/11/2005 13:59)
Ny racisme dia ny fieritreretana fa ny race ny tena no ambony kokoa noho ny race ny hafa. tamin ny tatara dia ny fotsy hoditra no ambony fa ny ankoatran izay dia tokony nandevozina sy nozanahina daholo.

ny olondrehetra aloha dia misy racisme kely daholo ao aminy fa azoko lazaina koasa fa tsy ny vazaha rehetra no mampiseho an izany amin ny olona samihafa firazanana aminy. Misy ireo tena miezaka mba misokatra amin' ny fihaviana hafa.

fa amin izao fotoana izao aloha dia samy raciste daholo e! ny vazaha tsy tia ny mainty sy ny arabo, dia ny maintsy sy ny arabo koa tsy tia ny vazaha an!

za aloha mahita hoe normal ny frantsay raha sorena, satria iza kosa aza no tsy ho sarotiny aminy fananany sy ny taniny?
34. tsangana ( 18/11/2005 22:03)
Ravakamalala o,
samy sarotiny amin'ny azy daholo e.Aza adino fotsiny fa ny vazaha fotsy no nanomboka ity kilalao ratsy ity mba hahafahany mampiadan-tena eto an-tany.Misy vidiny anefa izany ka mandoha azy izy ireo ankehitriny.Mbola hoa avy ny mafimafy kokoa fa dia samia mitandrina tsara.Ary aza ariana ny mahamalagasy fa harena tsy voavidim-bola io
35. ravakamalala ( 19/11/2005 18:56)
mazava ho azy!! ohatran ny tamin ny andron ny fanjanahantany ihany io! dia mieritreritra izy fa afaka ny hiala maina fotsiny amin izao. Ny tantara no mitsara.
36. Herimiafina ( 21/11/2005 03:34)
Tena lasa saritahotra ny frantsay kah, lasa saritahotra amin'ny vahiny izy fa tsy lasa racista, samy hafa ireo.
37. ravakamalala ( 21/11/2005 14:29)
fa misy racisme kely ihany ka! refa anontaniana ny fihetsem pony amin ny zava mitranga izy dia tena mivadika biby mits, ary tsy menatra miteny izay eritreretiny ntsony zao, taloha mantsy mbola diplomate.
38. booboo ( 21/11/2005 20:54)
tsy sarotahotra ndray nefa no fahitako azy fa lasa mifampihahihay aby ny oul retra dé kobay an-kelika aby. zay manana loko bizarre ( tsy fotsy pur frantsay ) défa "suspects" aby amin-dreo !

Taty aminay zao (nefa bled paumé kely ! ) nisy tsy vanona nandoro ny tôôbilina iraika teo am-pitan'ny trano. Tsy maintsy nivoaka satria sao mahazo ny trano ilay afo. Zahay irery no manana lokon-koditra bizarre eo @ rue misy anay fa tena noheverin-dreo (voisins)fa zahay no nanao ilay raha ! sady @ zay feno policiers nanodidina anay ( nifampizara andraikitra taminay reo nefa ). Efa maty ny afo vao oe "on a cru que vous étiez gna gna gna et bla bla bla". Ils sont fous ces français !
39. Herimiafina ( 21/11/2005 22:32)
"La France aux français, leurs femmes aux étrangers", hehehehehe:-D:-D:-D:-D
40. deghany ( 22/11/2005 13:41)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2592