Moa ve tsy hahatonga ny frantsay ho rasista izao...?

41. ravakamalala ( 22/11/2005 15:28)
odoie e ry herimiafina !!
tsisy io!!
42. Herimiafina ( 23/11/2005 05:08)
"La France aux français njay zany de ravakamalala à herimiafina" e, mety amizay ve ry ravakamalala? hehehehe:-D:-D:-D:-D
43. ravakamalala ( 23/11/2005 14:26)
herimiafina > bravo 20/20, zay aiay enao mba hita hoe miezaka.bravo!:wink:

reto frantsay reto ve mieritreritra fa raha tsisy mpiavy eto aminy dia ho tafavoaka izy?
44. Herimiafina ( 23/11/2005 15:20)
ravakamalala:

herimiafina > bravo 20/20, zay aiay enao mba hita hoe miezaka.bravo!:wink:
reto frantsay reto ve mieritreritra fa raha tsisy mpiavy eto aminy dia ho tafavoaka izy?

Toa tsy le mpiavy loatra no tsy tiany fa le mi-clandy, sans paps, sns knou.

45. mandrindra ( 23/11/2005 15:39)
Le mpiavy mihintsy no tsy tinay, fa mpandevitay antsalaka ry zalahy.
46. Herimiafina ( 23/11/2005 15:42)
mandrindra:

Le mpiavy mihintsy no tsy tinay, fa mpandevitay antsalaka ry zalahy.

Tsy ny frantsay rehetra kosa angamba fa ny partie sud iny knou de miampy ny sasantsasany amin'ny alsacien, sns.
Ny Breton konkou, saingy ny ankamaroan'ny Breton tia sipa gesy, de tsy de maninona.

47. ravakamalala ( 30/11/2005 14:14)

Hoy i Herimiafina :
Ny Breton konkou, saingy ny ankamaroan'ny Breton tia sipa gesy, de tsy de maninona


Dia ampy ilazana ve izany fa tsy raciste zareo!! Ny ankamaroan ny vazaha rehefa manambady mpiavy, indrindra fa ireo avy any amin ny tany mahantra dia eo indrindra izy no mieritreritra fa ny race-ny ambony noho ny an ilay vehivavy, dia ramose mibaiko sy mandidy, madama manaiky sy manantanteraka.
48. Herimiafina ( 01/12/2005 00:33)
Ka normala be zany kou, tonga le bajo de complexé be de araraotin-dry takaka, vokadratsin'ny colonisation daholo zany klé. Asivo mba misy sipa dame de fer be miaraka amin'ny vazaha anie e. hehehehe:-D:-D:-D:-D
49. ravakamalala ( 01/12/2005 14:21)
ary maninn raha mba ny bandy mpiavy ndray no mba mamaly faty ny sipa e! Miaraka amin ny vazaha vavy nareo dia ataovy mahalala ny anaranareo ao koa.
Manohana anao za herimiafina raha mazoto ianao; tolona ty!!
50. Veloo ( 01/12/2005 17:32)
oy ny lohateny oe:
Moa ve tsy hahatonga ny frantsay ho rasista izao

Tena lasa tanteraka mihitsy zao knou:(
51. Herimiafina ( 01/12/2005 17:49)
ravakamalala:

ary maninn raha mba ny bandy mpiavy ndray no mba mamaly faty ny sipa e! Miaraka amin ny vazaha vavy nareo dia ataovy mahalala ny anaranareo ao koa.
Manohana anao za herimiafina raha mazoto ianao; tolona ty!!

Ka zah tsy tia vazaha fa aeloko ihany i toi knou, hehehehehe:-D:-D:-D:-D

52. ravakamalala ( 01/12/2005 20:06)
ka venzansa fotsiny ka, za nga miteny hoe tiavo? :wink:
53. Herimiafina ( 01/12/2005 20:58)
Ianao ngah moa niteny fa de zah fotsiny no mba te ho tia anao, ze tiako ihany io kah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
54. ravakamalala ( 01/12/2005 21:47)
ka mba arovy ny voninahitry ny vhmiray rà aminao, rah za aloha no misy mangataka amiko hoe ataovy maivana ireo vazah lah ireo fa za nampijalin ilay vizongo vavy iny, dia tamy aho amin ny angady sy ny harona e!:wink:
55. Herimiafina ( 01/12/2005 21:51)
Anjay ry ravakamalala, aza manao an'izany ndroky fa manjary mitovy kilasy amin'azy njay, il ne faut pas repeter la même erreur et tomber aussi bas qu'eux, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
Mangataka aminjy ary zah hoe mba hataovy maivana io raherimiafina io e, de ahoana?
56. ravakamalala ( 01/12/2005 22:12)
tsy taitra ianao fa eto ampamasahana ny tetik'adiko aho, ho avy toy ny mpangalatra.
Ny sarin'ady ato efa mafotaka.:evil:

Ao ary tsy hanao venzansy fa angataka dommage et interets e!!
57. Veloo ( 01/12/2005 22:18)
las ndray ny dial-ny hery :-D:-D:-D
58. Herimiafina ( 01/12/2005 22:27)
Veloo:

las ndray ny dial-ny hery :-D:-D:-D

Tezitsa njay ity tovovavy ty fa tsy tao anatin'ny scope-ko klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D

59. Veloo ( 02/12/2005 16:14)
hery a:roll::roll::roll::roll:
60. Herimiafina ( 02/12/2005 22:07)
Ahoana izay ry Veloo malala? hehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4807