tiko raha mba....

1. ari.malala ( 03/11/2005 07:18)
Nenjehin'ny ours ony zany ny bitro...
ours :" tsy maintsy trtrak oelà androany r'ilay bitro kely vendrana iy a"
bitro, ndana lesy elà r'le ours adala b ty mande any a

nande ihany d nifanompa ôtr'izay hatrany d avy eo nifanena t@ saobakaka zany zareo d najanon'le saobakaka : he! mijanona nareo haingana! d nijanona zany zareo. d ozy le saobakaka, za an, saobakaka magique ka afaka manatantekaka faniriana 3 avy avy @nareo za iza ary no hanomboka? d may b ny ours we aleo za aleo za fa za no lehibe d we eny ary anao d ozy le ours, tiko raha mba lasa vavy daolo ny ours rehetr aato anaty ala, d OK, vavy daolo ny ours rehetr aao anaty ala. Anao ndray zoa rabitro, d ozy ny bitro, za mila casque na moto... d gaga zany le ours, tena vendrana mintsy elà ty lesy ka.. d ozy ny saobakaka, tsy manin zany e, ty ny casque anao. Anao ndray zao ry ours a, ny fanirianao manaraka... d mitovy @ le teo ihany, tiko rhaa mba lasa vavy daolo nyours rehetra atsy @ ala akaiky atsy, d toy ny teo ihany, tanteraka ny faniriany, vavy daolo koa ny ours rehetra tao @ ala ankila tao. An'i bitro ndray zao ary, d ozy rabitro, za mila moto mety @ hangezako sady tena mande mafy b, d mbola gaga b ihany le ours we tena farak'izay nandra lesy elà ty ka, zany v lesy no mba angatahana... d ozy ny saobakaka, tsy olana ziany fa ty ny moto anao. Ny fanirian'ny ours farany ary.. d we tiko raha mba lasa vavy daolo ny ours rehetr aeto amboinin'ny tanya fatsy za zany mazava loatra, d we eny ary, vavy daolo ny ours rehetra afa tsy enao. Ary ny an'ny bitro? d napetaky ny bitro ny casque nazy d niakatra teo ambony moto izy sady novelominy ny moto d ozizy, io ours io tiko raha lasa pelaka VVVVRRROOOOUUUUUMMMMM

répondu par Veloo le 18/11/2005 21:24
2. jentilisa ( 03/11/2005 07:29)
Loza!!!! fetsy ilay nandra! =)) =))
3. mamzelkely ( 03/11/2005 07:59)
:-D:-D:-D milay be..:-D
4. sonwin ( 03/11/2005 09:58)
:-D:-D aleo aloa himeme dia vakiko ihany io avy eo fa somary lava:-D:-D:-D
5. mamzelkely ( 03/11/2005 11:14)
6. jentilisa ( 03/11/2005 13:18)
fahavoazana tsy misy tahaka ity! =))
7. Veloo ( 03/11/2005 18:54)
=))=))=))=)) iza no tsy himehy aky ry ari. a misaotra retsy a "you make my day" tsy aiko ny dikan'ny @ teny gasy :-D:-D:-D:-D
8. jennifer2 ( 03/11/2005 23:50)
Mahafinaritra raha misy blag ohatran'izany foana, mba mihomehy rehefa vizaky ny asa.

Merci ari a! tohizo fa tsara.

Ha! Ha! Ha!
9. sasa ( 04/11/2005 05:28)
ary izay ity vao hitako klé, tena mampihomehy be:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
10. ari.malala ( 04/11/2005 06:22)
veloo a, aza d miolankolana b toy io retsy fa tapaka @zao anie ny tsinaondroky e:)
11. mamzelkely ( 04/11/2005 06:49)
tanjemo zany..:-D:-D
12. Veloo ( 04/11/2005 17:50)
ari.malala a ka njy mitondra resaka mampime knou tsy aleo ve za =)) toy izay :snif: tsy ho tian-njy eo :-D:-D:-D
13. ari.malala ( 07/11/2005 06:15)
za kosa tsy niteny we :snif::snif: njy e... fa njy tena miolankolana mintsy ko sao tapaka ro ny tsinaindry ko hampalaelo eo ko njy :)
14. mamzelkely ( 07/11/2005 07:20)
de efa misy mpitsabo ato ka..:°):-D:-D
15. sasa ( 07/11/2005 08:34)
ye i dadabe afaka mitsabo an'i veloo kou sady tsy mifanakaiky anie i Chine sy It he he he he:-D:-D:-D
16. dadabe ( 07/11/2005 09:08)
:D:D=D=D:@
17. mamzelkely ( 07/11/2005 09:26)
io aza izy f tonga:-D
18. ari.malala ( 07/11/2005 10:25)
19. sasa ( 07/11/2005 14:00)
mamzelkely io aza izy fa tonga no sady faly be :-D
20. mamzelkely ( 07/11/2005 14:47)
hita ky ko... louuuuzzzzzz mits ty dadabe ty ts laitra..:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.479