tiko raha mba....
21. Veloo
(
07/11/2005 15:32)
=))=))=))=))=))
o ry kala sasa, anadahy maditra a ; za sy dadabe mifanao atsimo sy avaratra knou :-D:-D:-D

23. mamzelkely
(
08/11/2005 06:32)
zay waaaaaa... ts ny elanela-tany no atao mahaektraka e.. aminao lalandava..ny eritreritro e o^o :-D:-D:-D
24. ari.malala
(
08/11/2005 06:38)
hehehe, niainga wazy tao ny fanahin'ny sasany an, ary tonga d nibaradaka any @ lalandava ny eritreritra an ;):P
25. dadabe
(
08/11/2005 11:18)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 08-11-2005 10:32:35
Lohateny : Re : tiko raha mba....
zay waaaaaa... ts ny elanela-tany no atao mahaektraka e.. aminao lalandava..ny eritreritro e
humm tiko io hira io a:-*
....fa atoy e misy olo tianao ooo...farafaharatsiny e...taratasy alefaso oo
:cry::cry::cry: malahelo dago zah zany le :wink:
26. mamzelkely
(
08/11/2005 11:32)
ôtsany inspiraka niakatra fotsiny io ry dadabe fa ts haiko tsenjery io a..:-D
38. Herimiafina
(
09/11/2005 14:42)
Mampatsiahy anah blagy iray izay izy ity klé.
Sipa blondes anakitelo tany amin'ny desert Sahara de kasa matin'ny hetaheta de nifanena tamin'ny génie de nasian'ilay genie nangataka zavatra iray tsirairay avy.
-de nen'ilay voalohany hoe: te hoe eny amin'ny plazy any Miami misy jus de fruit be, de plouf lasa tany amin'ny plazy misy jus.
-de nen'ilay faharoa injay te ho any amin'ny piscine any Hawaii feno jus de fruit be, de plouf lasa tany amin'ny piscine de jus de fruit.
-de le fahatelo izany somary nisalasala alou. de nanontany le genie hoe ary ny anao mba inona hono no tinao?
De hoy le sipa fahatelo hoe "malahelo an'izy roa vavy zah zany de te ho eny akaikiny" de plouf niverina any amin'ny desert le anakiroa voalohany. hehehe:-D:-D