Sady ampakarina ny vidin-jiro no mitohy ny delestazy!
1. jentilisa
(
03/11/2005 07:15)
Sao dia tsy mety kosa izany ry zareo: efa re izao fa hiakatra ny vidin-jiro nefa eo ankilan'izay tsy nisy mihitsy ny fanambarana fa dia ho tapitra ny delestazy! mazava izany!
Toy ny misy fifaliana ao anatin'ny fampijaliam-bahoaka izany ilay resaka. Maninona moa raha tonga dia ampakarina 200% any ilay vidin-jiro raha izay no hahafaka ny delestazy fa sady 30% sa 50% nefa delestazy mitohy ihany?
Tena mampalahelo kosa ny toe-draharaha e!

répondu par LazaRandri le 15/11/2005 06:15
2. pika
(
03/11/2005 07:57)
jentilia a tsy miombokevitra aho @hoe 200% fa angaha moa ny vahoaka no natao handoha ny trosan'ny fivondronana sy ny fanjakana tsy voalohan'ny ao @ JIRAMA
eny akaikinay koa izao misy mpiasan'ny JIRAMA tsy mandoa vidinjiro hono ry zareo dia mikarama manao volo ny vadiny manginy fotsiny ny fitaovana mandeha @ herin'aratra ary ny mpanofantranony koa tsy mety mandoa koa
tokony hisy aloha ny mangarahara tanteraka ary fanazavana mazava fa izay manazava ao @ radio na télé dia toa mialapa daholo
rehefa tsy vita dia tokony privatisena ihany
ary ilay hoe efa nampiankarina dia tokony tsy hisy intsony ny delestage ok

3. Angie
(
03/11/2005 09:37)
Marina mihintsy io tenin'i Pika io, misy namanay miasa ao @ Jirama dia toa 20Ariary isambolana hono no alohany dia tsy mba haindry zareo zany hoe miafy @ jiro zany. Ny fantany mandera courant daholo tsy mampiasa charbon na gaz zany. Aoka fotsiny marina.
tena mampalahelo mihintsy isika malagasy fa au lieu de mandroso mihemotra.
tena mampalahelo mihintsy isika malagasy fa au lieu de mandroso mihemotra.
4. Angie
(
03/11/2005 09:39)
jentilisa> nefa "isika tsy mba naman'izay mihemotra" " fa handroso @ hitsim-po"
fa 200% kosa trop e. Tsy zaka ny maro zany. Tokony hahena daholo ny karamandry zareo mpanao politika ireo angamba e.
Mahereza daholo e
fa 200% kosa trop e. Tsy zaka ny maro zany. Tokony hahena daholo ny karamandry zareo mpanao politika ireo angamba e.
Mahereza daholo e
5. jentilisa
(
03/11/2005 11:07)
Angie! hitako ny misy izay soratra izay. Ilay delest mitoh no toy ny fampijaliana loatra!
7. pika
(
04/11/2005 05:48)
izao izao 4andro tsy niasa dia mody tsy nasiana fahatapahana ny jiro fa nanaomboka ny alarobia kosa dia natao récuperation angamba dia nampitomboina avo 3 heny ny nanapahana azy
ary natao ho fampandehanna ny orin'asa mpanao labozia koa angambany io fa dia nisondritra ny vidiny
ary natao ho fampandehanna ny orin'asa mpanao labozia koa angambany io fa dia nisondritra ny vidiny
8. pika
(
04/11/2005 05:52)
omeko ohatra ianareo ny fisondrotry ny jiro ao @ tokantrano kely iray tsy misy afa-tsy jiro 2 télé 1 radio 1 tsy mamapiasa fera na fitaovana hafa dia mikaikaina mafy nefa ny fidirambola :cry: ny labozia 15000fmg isambolana manginy fotsiny
10000f-12500f-20000f-30000f-40000f-60000f-75000f
toy ireo ny fiovan'ny facture tao anatin'ny volana vitsivitsy fotsiny
10000f-12500f-20000f-30000f-40000f-60000f-75000f
toy ireo ny fiovan'ny facture tao anatin'ny volana vitsivitsy fotsiny
9. jentilisa
(
04/11/2005 06:23)
Sao dia misy mangalatra kosa ny jironareo? izany hoe sao dia misy mitarika amin'ny fil mankany aminy?
tahatahaky ny mahavariana be manko ny mijery azy.
tahatahaky ny mahavariana be manko ny mijery azy.
10. pika
(
04/11/2005 08:05)
tsia fa izany hoe misy rano na 8500f niatomboka teo @ facture na 30000f
12. pitchou
(
04/11/2005 18:19)
ka na ampiakariny 2000000% aza ange ny vidin'ny jiro, tsy maharaka ny production d tsy maintsy hisy fôna ny delestazy e!
14. pika
(
05/11/2005 05:29)
tsy maharaka ny production d tsy maintsy hisy fôna ny delestazy e!
hoy ianao
betsaka ny azo trandrahana eto dango hangalana herin'aratra
ary raha atao hoe mitombona aza izany tsy tokony hisy hihakatra anie izany ny jiro e efa ampy izay in-4 nampiankarana azy izay @ fir %:?:
asio concurence raha tiana ny handroso haingana
15. jentilisa
(
05/11/2005 07:54)
Sao dia ny mpiasan'ny jirama koa no be loatra? re manko fa mihodikodina ao amin'ny birao fotsiny ny maro fa tsy misy asa mihitsy. Sao dia tokony hisy ny atao somazy teknika? sa ratsy be izany?
16. jajaf401
(
05/11/2005 08:41)
Mba az maniry loza kosa ry jentilisa ah, ny sômazy tekinika zany kosa hamono ny tsy manantsiny eh!
Fa raha ny rentabilité n'i jirama aloha tokony tsy hisian'ny deléstage fa misy raha tsy mazava fotsiny ao eh!!
Fa raha ny rentabilité n'i jirama aloha tokony tsy hisian'ny deléstage fa misy raha tsy mazava fotsiny ao eh!!
17. pika
(
07/11/2005 04:38)
misy tsy nahaloha trosa ao dia tsy maintsy ampiasaian ny coco tapahana matetika nefa ny vola aloha aza vao may avo firy heny hanetsemana ny banga daholo izany
dia zara aza hoe nisondrotra ny solika .... nefa raha ny nampiakarana azy mifanaraka @ fisondrotana dia tokony tsy hisy tapaka intsony
dia zara aza hoe nisondrotra ny solika .... nefa raha ny nampiakarana azy mifanaraka @ fisondrotana dia tokony tsy hisy tapaka intsony
18. pitchou
(
08/11/2005 17:59)
hoy pika we:
tsy niteny an'zany za ka! diso enao :-D:-D:-D ka inn tokoa moa izany no misakana ny tsirairay tsy hitrandraka an'ireny angalana herinaratra e?
"asio concurrence ..." ie hasiako mihitsy fa avaleo kely ange zà ho tonga eo e! ary toi ngah tsy mba hanisy concurrence?:-D:-D:-D
hoy ianao
betsaka ny azo trandrahana eto dango hangalana herin'aratra
ary raha atao hoe mitombona aza izany tsy tokony hisy hihakatra anie izany ny jiro e efa ampy izay in-4 nampiankarana azy izay @ fir %
asio concurence raha tiana ny handroso haingana
tsy niteny an'zany za ka! diso enao :-D:-D:-D ka inn tokoa moa izany no misakana ny tsirairay tsy hitrandraka an'ireny angalana herinaratra e?
"asio concurrence ..." ie hasiako mihitsy fa avaleo kely ange zà ho tonga eo e! ary toi ngah tsy mba hanisy concurrence?:-D:-D:-D
19. Herimiafina
(
08/11/2005 21:24)
De hoe resaka jiro fotsiny ve hifidiananay an'i pitchou? Tsy jiro fotsiny no fiainana fa mbola misy bedabe, toaka gasy, betsabetsa, revy, sakafo, fialamboly, sns.