Sady ampakarina ny vidin-jiro no mitohy ny delestazy!
22. pika
(
09/11/2005 05:38)
=))=Ddia aleo :-D:-D ny azo trandrahana anie tsy voatery ny JIRAMA foana rehefa hitany fa tsy vitany e
ary aza mety rebirebena fa politika no betsaka
mahafaly ny mijery ireny trano may matetika ireny?
ho be indray ny tsy an'asa ........ maro be
ary aza mety rebirebena fa politika no betsaka
mahafaly ny mijery ireny trano may matetika ireny?
ho be indray ny tsy an'asa ........ maro be
23. Herimiafina
(
09/11/2005 05:43)
Esy e ry pika, de mampanelo anie, jirama fadiranovana be no ianteherana, tsy aleo mijery zavatra hafa indray. Be ny atidoha ao amin,ny tanana ao, be ny ohatra ny injeniera amin'ny electricité, aiza daolo ireny? nomena boursa, aiza ireny, hehehehe:-D:-D
25. pika
(
09/11/2005 10:12)
indrisy ry herimiafina :cry: tsy hitan'ny karatra ianao raha tsy mahitahita sy manao politika
26. pitchou
(
09/11/2005 18:34)
ary inn mou no hijanonan'i heri any fa tsy mody?:evil:
pika> k'efa we tonga d tairo le concurrence raha mahita njy kou! zà tsy mbola mahita no mahatonga ahy tsy mbola mihetsika:-D:-D:-D
pika> k'efa we tonga d tairo le concurrence raha mahita njy kou! zà tsy mbola mahita no mahatonga ahy tsy mbola mihetsika:-D:-D:-D
27. pika
(
10/11/2005 05:27)
esy e ry pitchou e dia aleo :-D za mahita fa dadanareo no sarotsarotiny :-D:-D:-D
28. pitchou
(
14/11/2005 21:47)
dadanay? dadanay aza tsy abonné @ jirama akory fa @ maronjana! inn no rahahiny an'zany!
fa tairo fotsiny le concurrence klou e! raha mahavoa d mifindra any dray zahay manao abonnement
fa tairo fotsiny le concurrence klou e! raha mahavoa d mifindra any dray zahay manao abonnement
29. eprom
(
15/11/2005 05:54)
pitchou:
ka na ampiakariny 2000000% aza ange ny vidin'ny jiro, tsy maharaka ny production d tsy maintsy hisy fôna ny delestazy e!
Raha miakatra 300% "fotsiny" io de :
1)Mihena ny fanjifàna satria hitsitsy ny maro.
2)Ho betsaka ny mpamokatra satria tsy matiantoka na solika ranofotsiny aza no ampiasaina. Hazoto koa ny mpampindram-bola amin'ny fanaovana toho-drano ( izay lafo be) satria azony antoka fa tsy mivarotra ambanin'ny masonkarena intsony ny JIRAMA ( toy ny t@ Fraise sy Edelec).
=>Voavaha ny delestazy.
30. LazaRandri
(
15/11/2005 06:15)
ka na ampiakariny 2000000% aza ange ny vidin'ny jiro, tsy maharaka ny production d tsy maintsy hisy fôna ny delestazy e!Izany kosa dia fahambanian-tsaina sady mihevitra ny Malagasy ho dondrona. Na ny mpivarotra tourteaux (Fid mill :) ) aza mahay mikajy ny masonkarena sy tombom-barotra.