rehefa tena tia !

1. koloina ( 02/11/2005 17:15)
nareo ve ry reto rehefa tena tia olona iray de mba ahoana ?
dia n'inn'inona ve ataon'ilay olona iray ,na dia efa nampirafy anao aza , efa tratranao dia , avy eo izy mifona sy miverina aminao indray dia lefitrao ? ankoatr'izay moa tsy tenenina intsony , zany hoe mahalefitra ny zavatra rehetra mihintsy n'inon'inona sa mba misy limite ihany ?
répondu par hesham le 13/11/2005 06:08
2. ff ( 02/11/2005 18:03)
Misy fahamarinany ny anao. Rehefa tena tia dia mahalefitra @ zavatra rehetra, kanefa dia misy farany ihany izany fandeferana izany. Mitombina tsara ilay fitenenana hoe "tsy misy natao ho faty an-kazo tokana". Ianao ihany anefa no tompon'ny fanapahan-kevitra farany, ary ianao ihany no mizaka izay rehetra mety ho vokatr'izany, na tsara na ratsy. Mahereza e!
3. Veloo ( 02/11/2005 19:30)
Io ilay atao oe rehefa tia dia jamba tokoa...fa misy limite fona resy io a...:wink:
4. xxx ( 02/11/2005 20:20)
Eny e! manaiky za hoe tsy maintsy misy ny gitraka oh hoe mampirafy le bandy na le sipa de hierahana foana rehefa mifona avy eo. Rehefa tena tia de tena jamba ary babo mitsy. Nefa rehefa tena tsy zaka aloha de tandremo fa rehefa trop de misy limit dhl ny zava-drehetra araka ny teneninin'ny velo eo ambony io.
5. ravakamalala ( 02/11/2005 21:09)
Misy limite marina, indrisy!!
dia refa tonga ilay andro mahatonga saina anao hoe oadray ty za dia gisa be teto foana dia tena marary mihitsy ny saina dia indraindray tena tsy te hierika an iny olona iny intsony nefa iny ilay notiavina ohatran ny tsy ho faty.:x
6. Veloo ( 02/11/2005 21:56)
ravaka zay mihitsy mantsy ka :P
7. xxx ( 03/11/2005 00:27)
Tsy maintsy tonga saina alo enao voalohany satria tianao izy. Fa rehefa sendra ny maharary sy tsy tanty intsony izay manko tsy misy @ zany fa tsy tia mainty 2 ol iny tsony ianao.
8. lilbon ( 03/11/2005 04:16)
rehefa tena tia , mahalefitra amy zavatra maro be nefa mety tsy ahalefitra eo anoloan'ny fampirafesana ny fitiavana !:):D
rehefa tratranao nampirafy ny olona 1, inona aza no hijanonana eo ?raha mbola tsy voafatotra !
:twisted::twisted:
9. pika ( 03/11/2005 04:36)
marina avokoa ireo voalaza etsy ambony ireo
@ adi2 madinika mety ho lefitra satria eo ilay fifandeferana sy ny fahalalana fa tsy misy ny tonga lafatra akory
fa raha ny fampirafesana indrindra hita maso tandremo sao mety ho lasa hivadika valifaty indray ilanao rehefa kelileky ao raha mbola miaraka aminy
ary indray andro any tsy maintsy ho tonga saina ianao dia izay na hisaraka na hamaly faty mba mampirafy .... vokany misy fetra ihany
10. mamzelkely ( 03/11/2005 06:59)
rehefa tena tia de lefitrao reo... fa refa miverimberina fôna kosa alo de ts ho lefitrao e...
11. ari.malala ( 03/11/2005 07:54)
ny fitiavana mahalefitr any zavatra rehetra, fa ho ahy afa tsy ny fampirafesana Io no zavatra tsy tantiko indrindra satria tsy mba ataoko ny olon-tiako
12. mamzelkely ( 03/11/2005 08:12)
ka zay le fitiavana na ts ataonao aminy ar de lefitrao refa ataony anao le izy satri enao tena tia be azy.. ts haiko alo e...
13. Herimiafina ( 03/11/2005 08:45)
Rehefa tena tia zah de tsisy frein tsony fa de mivoaka daholo ze tiko lazaina retraretra. tsy mampiasa ny saiko intsony zah fa dia ny fo iray manontolo.

Mila amin'ny principe-ko retraretra izany zaha e.
Saingy izao fotsiny, information hoe tiko ilay olona fotsiny no omeko fa tsy midika akory izany hoe andeha hi-forcer azy zah hoe andao hiaraka amiko.

Rehefa tsy tia ahy izy na misalasala dia avelako.
14. koloina ( 03/11/2005 17:20)
ka za nge ry Herimiafina manontany hoe mahalefitra ny zavatra rehetra ve ianao refa tena tia izay sa ahoana e? raha ny sipanao ve no manao izay tena tsy tantinao nefa avy eo miverina aminao , ary enao aminio mbola tena tia be anazy de ahoana ? manaiky ve ianao ary tsy miova ve ny fitiavanao azy?
mamzelkely: marina mintsy io nolazainao io e!ianao tsy mahavita manao ilay zavatra aminy nefa refa izy no manao izany aminao de lefitrao satria ianao tia be anazy!!!!!:cry:
15. koloina ( 03/11/2005 17:24)

16. koloina ( 03/11/2005 17:25)

17. koloina ( 03/11/2005 17:26)

18. koloina ( 03/11/2005 17:32)

19. Herimiafina ( 03/11/2005 17:36)
Dia mila mi-comprendre njay zah hoe fa naninona moa izy no nampirafy, asiako étude kely, satria izaho miheritreritra fa olondehibe iny ary misy antony goavana be mety avy aty amiko koa nahatonga azy hampirafy.

Rehefa hitako ilay antony dia mety hilefitra zah, nefa mety tsy hilefitra koa.

20. koloina ( 03/11/2005 18:25)
:(iny injay no tsy noeritreretiko! tena marina ny anao io! satria mety misy antony avy amin'ilay iray marina no nahatonga an'iny fa tsy hanaonao izany fotsiny eo zy! raha tsy hoe angah efa fahazaran-dratsy ny azy!!!!!!
8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0736