rehefa tena tia !

21. Herimiafina ( 03/11/2005 18:37)
Omeko ohatra tsy hileferako ianao:

*Ny hitiavan'ialy sipa anah ohatra dia resabola fotsiny na resaka zavatra hafa fotsiny, fa tsy tafiditra ao ny resaka sexe. Mampirafy izy hahazahoana fahafampo aty ivelany satria ny ahy tsy ilainy.

Omeko ohatra hileferako koa ianao:

*Ampijaliako izy ao antrano, dia mahita olona azony hianteherana mihaino ny probleme-ny rehetra satria izaho tsy niraharaha nanontany akory.
22. koloina ( 03/11/2005 19:01)
ilay resaka sexe zany aminao ts hleferanao mintsy fa raha zavatra hafa mbola lefitra ihany!
marina ny anao!!!!!!!
23. Herimiafina ( 03/11/2005 20:41)
Ohatra fotsiny ihany io saingy ny resaka sexe no sujet à polémika sy controverse kokoa, dia gravy kokoa.

Raha misy comprehension nefa de mety azo handeferana ihany izy io.

Imaginer-o, vehivavy bevohoka ilaozan'ny bandiny, tsy mbola misaraka ry zareo an, fa lasa fotsiny ileiry aloha mitsoaka.

Ny sipa bevohoka nefa mila sexe be dia be, de mety mitady olonkafa ra-sipa.

De ahoana hoy ilay bandy, hi-comprendre ve izy sa tsia, nefa zanany le ao ankibo ao.
24. fijo ( 03/11/2005 22:45)
hiafio ao fa milay ka
25. lilbon ( 04/11/2005 10:22)
milefera eo ary e!
fa izao atao in1 mandeha zany le hadisoana de tsy haverina tsony e!
ohatra hoe mba mampirafy in1 mandeha fotsiny !:-D:twisted:
26. kabotal ( 04/11/2005 10:59)
Koloina >> Raha mbola mpitovo ianao de aleo miala e. Za efa tratra, ary le sipa @ tena mampirafy be nefa enao tena tiko. Tsy hita zay atao e tanala vert sampy de aleo manova e?
27. koloina ( 04/11/2005 15:38)
lakalaka ry reto ny fitiavana aa! ka mora ny miteny fa toa sarotra be ny manantanteraka refa tojo anao ilay izy aaaaaaa!sa ahoana ?
28. Herimiafina ( 04/11/2005 19:15)
Sarotra ny manantanteraka. Mbola tanora angamba isika ka sarotra ny hi-adopter-na fomba fijery hafa.

Mazàna mantsy ny principe-ny olona no arahintsika nefa tsy mety amintsika.
Matetika mi-généraliser isika nefa tsy misy zavatra mitovy izany eto an-tany, tokony noraisintsika au cas par cas.

Rehefa hanananao ny herimpanahy goavana, fiomanana amnataonany amin'ny fiainana, fahaizana mi s'adapter amin,ny situation rehetra, tsy mety tezitra, mahita mangirana foana na dia ao anaty maizina aza dia afaka milefitra ianao.
29. rtia ( 04/11/2005 22:24)
rehefa tena tia de afaka mandefitra ny fo.
SAINGY , MORA NY MAMELA FA SAROTRA NY MANADINO. Ka ndray2, tsy mety ntsony le fitiavana e.
30. fijo ( 04/11/2005 23:30)
koloina an,saina ihnay io ka.
31. lilbon ( 05/11/2005 05:05)
tsy aleo ve refa mifankatia de mifankatia tsy mifamitaka e!:):D
de refa avy eo raha tsy misy iray tsy tia ntsony de misaraka e samy vita !:oops:8O:twisted:
32. cutie ( 05/11/2005 05:54)
rtia [ Valio ] 05-11-2005 02:24:29
Lohateny : Re : rehefa tena tia !
rehefa tena tia de afaka mandefitra ny fo.
SAINGY , MORA NY MAMELA FA SAROTRA NY MANADINO. Ka ndray2, tsy mety ntsony le fitiavana e.

marina io
33. Herimiafina ( 05/11/2005 07:35)
Fandeferana no manda, manda fidina.
Raikimpo tamin'ny olona tsy marina,
Kanjo tody toy ny ady mahafanina.....
34. lilbon ( 05/11/2005 07:48)
cutie > angaha njy efa tsy nanadino fa nidona ?
35. rtia ( 05/11/2005 08:24)
tsy mety ndray le izy @ casn'olona zay teo amin'ilay nahatonga ilay olona nampirafy.
AZavaiko : misy ilay olona hafa any nofitahina ka nahatonga olona iray hafa nigoka fitiavana, diso io farany io raha mbola mitia ilay iray na dia tsara aza ny andry zareo satria efa mahalala fa faharoe
36. Herimiafina ( 05/11/2005 14:01)
"Mora ny mamela noho ny manadino".

Matoa nefa tsy manadino de tsy namela izany ny fo. Ny saina fotsiny no namela fa tsy ny fo, tsy tena avy any ampo zany le famelana.

Raha avy any amin'ny fo izy de adino ho azy.
37. hesham ( 06/11/2005 14:33)

Avy nahazo ahy io cas io , niaretako tao anatin`ny 6 taona , tsy nahalala ny atsimo sy avaratra . Nitokantrano nividy entana ary nieritreritra ny hanao mariazy fa mbola nanao ny toetraratsiny nampirafy ahy tamina sipa niaraka nianatra tamiko mahalala tsara ny fiarahanay, fa iny aho no dila tsy nitondra entana , tsy nitondra akanjo tsy nitondra na inona na inona aho nivoaka ny trano fa ny vatako.
Naharary ahy tamizay fa tsy nanenenako .



38. lilbon ( 07/11/2005 10:40)
ntsôôô! aza manody e!:-*:-*
avia omeko bonbon de aza malahelo tsony !:)
39. hesham ( 07/11/2005 16:09)
Za anie efa tsy manaeolo tsony e , fa ento aty le bonbon na de zany ary hihihihihi
40. Herimiafina ( 08/11/2005 00:50)
Kay ve hesham ity nampanaelo be otsan'izany e, kay tdy hifangaro pitié njay le fitiavako an'i toi.:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082