rehefa tena tia !

41. hesham ( 08/11/2005 13:13)
herimiafina , taloha zany fa efa tsy mampanaeolo tsony za zao fa lasa manaeolo ola njai .:-D:-D:-D:-D
Tady hifangaro amour njai ve le pitie :-D:-D:-D:-D
42. Herimiafina ( 08/11/2005 21:42)
Ie, fa zany skory tsy midika hoe te hiara hatory aminao njay zah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
43. hesham ( 09/11/2005 03:07)
Nga misy resaka torimaso in1 eee, hita mintsy ny te iarahanao hatory amiko :-D:-D:-D:-D:-D
44. Herimiafina ( 09/11/2005 06:05)
De maninona moa, sacrifice be mba tiko atao izany ry lanita ô! hehehehe:-D:-D:-D:-D
45. hesham ( 10/11/2005 03:19)
:-D:-D:-D:-D:-D: misacre ve ianao sa matahotra tsy ho tiko.:-D:-D:-D:-D
46. Herimiafina ( 10/11/2005 06:45)
Mba te hanome fahafampo anao zah de tapenako ny masoko sy ny oroko refa mira matory aminao, hehehehehehe:-D:-D
47. hesham ( 13/11/2005 01:39)
ny vavanao in1 no tampenako hihihihihihi
48. Herimiafina ( 13/11/2005 05:16)
Tapenanao amin'ny inona ry hesham, vava ve? hehehehe:-D:-D
49. hesham ( 13/11/2005 06:00)
tapenana @ dentifrisy fa trop lotra le fofona avokany hihihihihi:-D:-D:-D:-D
50. Herimiafina ( 13/11/2005 06:02)
Dain klé, ary vocabla fampiasanao mahintsiny le "fofona" an, hatramin'izay nikaotiko anao izay de tsy aritrao mahintsiny io morsa iray io, manana olana manokana mikasika an'io ngah enao, hehehehe:-D:-D:-D:-D
51. hesham ( 13/11/2005 06:08)
Ie ny olana manokana dia tsy mahazaka fofona za, ilay fofombavanao zao tena tsy zakako mintsy fa mahafaty zaza ankibo raha misy hihihihihi , dia averimberiko amina bandy tara be amina otranao io fona ny mba hanaovany madio refa mba tafaresaka amiko .:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075