ankalazao ny Tompo

1. pissoa ( 25/10/2005 06:54)
Miarahaba,

mba mitady hiran'ny Ankalazao ny Tompo raha misy afaka mametraka ao @ tononkira ... tiko daholo, fa indrindra ilay hiran'ny tolona ireny raha misy mahay.
[tanindrazako - andao ento miakatra ity firenena ity - teny an-dalana - izaho angaha hangina - ny marina tsy maty]. mety misy diso ny lohateny napetrako.

isika namana any Dago raha mba afaka mandika kely ilay ao anaty fihirana :lol:
mety koa raha misy mahafantatra rohy.
mankasitraka
répondu par Mafitoto le 09/11/2005 18:09
2. ari.malala ( 25/10/2005 07:38)
pissoa, inona aky le teny an-dalana azafady? manomeza tonony kely we aky azafady?
3. pissoa ( 25/10/2005 07:42)
hitan-dry ny fiverenany misy we

"ndao isika, olona manam-panahy,
no hanova ny tany ho lanitra vao,
hitory fitia tsisy fetra,
[misy tsy tadidiko eto :cry:]
ny baikon'ny Tompo amintsika
dia mitolona tsisy atakandro ... "

fa ilay andininy tsy misy tadidiko intsony.

misaotra eh
4. pika ( 25/10/2005 07:56)
hira t@ FET izany fa andraso aloha jerena ny kahie raha mbola hita
5. pissoa ( 25/10/2005 08:18)
hay - ngah pika kou taloha nanao FET?
6. hery ( 25/10/2005 09:16)
Efa hitako misy mampiditra hiran'ny Ankalazao ny Tompo tokoa ao amin'ny tononkira ao. Angamba raha misy mahafoy fotoana kely mampiditra hira 1 isan'olona dia ho mety.

Ny mampisalasala ahy fotsiny dia hoe sao dia hisy hampiditra hiran'ny fihirana FFPM, Fihirana vaovao sns... koa rehefa avy eo.
Tsy aleo atao amin'ny toerana hafa? :-)

[hors sujet]
nanao FET kou angaha i pissoa? :-p
be ihany zany nanao FET izany :-)


Nahitsin'i hery
répondu par hery le 25/10/2005 09:19
7. pika ( 25/10/2005 09:47)
IK VK EKA ry pissoa efa taloha izany
hihezaka ny hikaroka aho e tsy omena tsiny raha tsy mahita
8. ari.malala ( 25/10/2005 11:20)
pissoa, tena ôtran'ny tsy haiko aky zany hira teneninjy zany... ndraso we jerevako le AT ako ao antrano ao ra misy d hadikako eto... tsy mampanantena anjy nefa za an... za ko nefa ky mba FTE talo fa tsy mahay anle hira:oops::oops:
9. pissoa ( 25/10/2005 11:27)
pika > misaotra e.

hery > tsy maninona na atao any amin\'ny toeran-kafa aza, fa mba atoroy hoe aiza no tokony hatao.

[tohin\'ilay hors sujet :°) ooops]
hery > ie - tamin\'ny mbola kely de ... nikikiaka kely ery manao an\'le
--irak\'i Kristy --
--NJETO ZAHAY :-D --
10. dadabe ( 25/10/2005 12:22)
:roll:
11. pika ( 25/10/2005 14:15)
:)ohatra ny mahafinaritra izany hoe mitafa @ankizy nitovy fikambanana taloha izany
12. Mariano ( 25/10/2005 20:26)
Kay misy katolika tena izy ato fa mahalala anareo e, zah manana ny kasetin'io mihintsy ary tiako be io kasety satria hira momba ny tanindrazana daholo, izao ilay hoe ndao ento miakatra ity firenena ity an 1 alou ity fa amin'ny manaraka indray ny faha2
Ndao ento miakatra ity firenena ity
Mihitsoka sy tena kizo fara
Ny rariny sy ny hitsiny natao am-paladia
Fitiavan-tena no andriamanjaka
Valala voatango, (misy tsy tadidiko kely)
Tsy mety kivy miatrika ny ho aviny
Somary mihidy vazana
Mitsemboka isan'andro sao lasan'ireo namana malaso dia izay aloha e
13. xxx ( 25/10/2005 20:51)
ary misy CD ve ny Ankalazao ny Tompo?

Mariano> hors sizé za fa manotany ihany, fa angaha misy katolika tsy tena izy?:roll:
sw
14. xxx ( 25/10/2005 20:52)
ary misy CD ve ny Ankalazao ny Tompo?

Mariano> hors sizé za fa manotany ihany, fa angaha misy katolika tsy tena izy?:roll:
sw
15. xxx ( 25/10/2005 20:52)
ary misy CD ve ny Ankalazao ny Tompo?

Mariano> hors sizé za fa manotany ihany, fa angaha misy katolika tsy tena izy?:roll:
sw
16. pissoa ( 26/10/2005 07:56)
ari.malala > tsy maninona re ah

mariano > izao vao hitako io napetrakao io :-*

ooops - izaho izany te hihira mafy be nefa ato amin'ny birao :-D:-D

sw > angamba kosa ny tiany ho tenenina hoe mpankafy AT toa azy e. fomba fiteny izany mantsy.
17. ari.malala ( 26/10/2005 07:56)
fa maninno atao xxx d avy eo manasonia e? d manin nomiverinai n-3?:-D:-D:-D
18. pissoa ( 26/10/2005 08:10)
ari.malala > misy fiany ange le manao xxx eh :lol:
fa tsy mahazo miteniteny foana fotsiny moa sw oh :wink:
19. xxx ( 26/10/2005 08:50)
pissoa >zay ndrindra owa:wink:, asio AT kely aza hiaraha-mhira eto e, ny ahy klou ilay hoe "Halalino ny finoana" sy "Mbola be ny tiako ambara" no tena ankafiziko
ari.malala> mbo mody manao xxx ndraindray e:)
sw
20. pissoa ( 26/10/2005 09:15)
sw > hay - tiko be reny hira reny -AT mihitsy mou zany no tena ... tsara eh

ary aza mi-xxx intsony fa tsy heno hoe feo faha-???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6395