ankalazao ny Tompo
22. Mariano
(
26/10/2005 11:47)
Mba fomba fiteny io ahy ry xxx, fa ny katolka tena izy daholo, rehefa katolika dia katolika, fa tsisy an'izany tena izy sy tsy tena izy izany, ny fianana Batemy noraisina ihany no mitondra an'io, mila alalinina koa ny finoana fa tsy mianina amin'ny hoe nandray sakramenta fotsiny
24. xxx
(
26/10/2005 15:58)
Mariano> ok :)
sw
ari.malala> ie raha ny fahafantarako azy, satria K7 AT no nianaranay an'ireo fahazaza:)
sw
ari.malala> ie raha ny fahafantarako azy, satria K7 AT no nianaranay an'ireo fahazaza:)
25. mamzelkely
(
27/10/2005 07:32)
za ve ny venjana sa ôtrany tsisy haiko zany hira zany...:roll::oops:
27. xxx
(
27/10/2005 13:13)
mamzelkely> misy hain-dry ihany ireo ka...sa hiraiko kely de hoe zay le izy..:P
pissoa> efa nahazo taona ka:P
sw
pissoa> efa nahazo taona ka:P
sw
29. Mafitoto
(
09/11/2005 18:09)
Ny ahy aloha dia ilay hira hoe derao ny Tompo no sisa haiko mba mpikambana ao amin'ny ankalazao ny tompo ny tena aleo dia tsorina fa sarotra ny mandainga ny hira tena ankafiziko dia ny hoe TIAVA MARINA TOKOA.