morondava
1. manova
(
21/10/2005 13:33)
Mitady olona avy any Morondava raha mba miisy mahafantatra e
répondu par marengarenga le 29/01/2006 13:30
2. Levy
(
21/10/2005 14:21)
Tsy dia azoko loatra le fanontaniana ! Izaho manko izao vao avy any omaly. Fa misy inona kay! Sa hoe hoe olona avy any no fihaviany na nipetraka tany, na koa hoe mipetraka any fa mianatra na miasa lavitry Morondava ! :lol:
3. Herimiafina
(
21/10/2005 17:33)
Iza hono? Zah efa niasa elabe tany de fantanmpatatro daholo ny olona amin'iny Prefecturen'i Morondava iny (Belo, Miandrivazo, Mahabo, Ankilizato, Malaimbandy, sns).
Raha eo Morondava tanana de i Ra-Gatera depioté zao no haiko de ry Kolo Rolland, senatera de la Bandikely sous prefet Miandrivazo sy Mahabo reny koa fantatro.
Raha eo Morondava tanana de i Ra-Gatera depioté zao no haiko de ry Kolo Rolland, senatera de la Bandikely sous prefet Miandrivazo sy Mahabo reny koa fantatro.
4. khifahoo2006
(
21/10/2005 18:11)
IA ZA MOA AVY ANY , FA NAHONA ,INONA NO ILAINAO FA VONONA NY ANAMPY ANAO AHO.
5. Herimiafina
(
21/10/2005 18:23)
Salama, Khifahoo, niavy ombia iha? Mijanjy sy manenty raha soa eto li, ka malisa iha, avy eo avao valiny. (l)
6. sonwin
(
21/10/2005 18:25)
aleo aloha antsoiko bedada fa tanan'ilery ty kle
o lty bedada, tongava eto elah:o
o lty bedada, tongava eto elah:o
7. dadabe
(
22/10/2005 07:36)
efa ity less zah frera a,fa ahona less??
ahan ha!!manova ka ino soa kabaitsika eto le?
naho le zahay toy masikiny tsy mahadigny raha ela .
ahan ha!!manova ka ino soa kabaitsika eto le?
naho le zahay toy masikiny tsy mahadigny raha ela .
8. agoago
(
22/10/2005 08:22)
zaho koa ry Manova mba mahita ohatran'i Levy hoe, tsy hainao loatra ny nametraka ny fanontaniana.Samihafa raha olona avy any fiaviana notadiavinao, sy ny olona nandalo tany, sy ny antony nahatonga andry zareo tany.
9. Herimiafina
(
22/10/2005 13:38)
Miamby anao avao zay manova. Soa li rehaka toy, mba toy hirehaka mpamaraky.
10. dadabe
(
23/10/2005 06:27)
herimiafina> karakory le pamaraky toy !!iha toy nipetraky taia?bakeo amizay firy soa ampela hainao a morondava ao ??
manova > alefao kabarintsika le :^)
manova > alefao kabarintsika le :^)
11. Herimiafina
(
23/10/2005 14:20)
maromaro avao ampela haiko tao nahoda. maromaro avo koa kidabolahy haiko tao. Sirtout baka Andakabe sy Ankisirasira.
12. dadabe
(
24/10/2005 05:24)
kay le ,iha toy mahalala olo mpianatry na mpampianatry tao @ lycee pole?? ka iha le taona firy no tao morondava ?
zaho presky mahalala ana morondava(avaradrova-sanfily-andakabe-ankisirasira-namahora ....)
zaho presky mahalala ana morondava(avaradrova-sanfily-andakabe-ankisirasira-namahora ....)
13. Herimiafina
(
24/10/2005 05:33)
Nandramby raha tamin'ny Diosezy tao zah. presky haiko aby mpianatsy StPierre reo,
14. dadabe
(
24/10/2005 05:56)
oadray le ,t@ andron'i directeur Lalao ve ??
de mahafantatra an'i Mr hery ve elah zany le?
mpianatsy saint pierre t@ taona firy zany le?
de mahafantatra an'i Mr hery ve elah zany le?
mpianatsy saint pierre t@ taona firy zany le?
15. Herimiafina
(
24/10/2005 06:43)
Za tsy nianatse fa haiko aby Rakotovao Lalao Direk sy Ra-Hery surveillant sy ra-hery profy de fizika reny, bandy akama mpiara-mirevy tao Ankisirasira sy Ankilimalinika tao reny.
Zah niasa tamin'ny Diosezy.
Zah niasa tamin'ny Diosezy.
16. dadabe
(
24/10/2005 07:33)
raha tsy diso lesy zah dia toa ilay Hery surveillant le maty kle,kiiiii zah indray less tao @ lycee pole tao a,hehehehe.
de iza no sipa Tle mba fantatr'ialahy tao @ saint pierre tao le ?sao dia mahalala andry SANTA ,sy ry lanto le?
de iza no sipa Tle mba fantatr'ialahy tao @ saint pierre tao le ?sao dia mahalala andry SANTA ,sy ry lanto le?
17. manova
(
24/10/2005 08:00)
Dadabe sy Hermiafina:
zao le baka Morondava any lehibe tany zany ny marina fa mbo tafara St Pierre ka tsy haiko loatsy fa lycéé Pole ro haiko mare,
Ho an'izay mametraka fanontaniana moa hoe iza marina dia olona avy any fiaviana na olona nipetraka tany no tena tadiaviko fa tsy zay nandalo nahita e, raha izay manko dia sur fa betsaka
ka ino ary romba ho safanitsika eto fa miaby ao, week-end ao mba niboaky kely dia tsy afaky namale é

18. dadabe
(
24/10/2005 09:11)
tsy misy olana zany e,fa zao ry manova fa ianao t@ taona firy no tao @ lycee pole tao ??t@ andron'i provizera iza ??tena mahaliana ahy manko fa mety hifankahalala isika raha izany