morondava
41. dadabe
(
28/10/2005 09:42)
manova >fa maninona no avaerina in-4?? Mr julien mbola ao ary tsy mbola manambady :-D,Michel hyacynthe no proviseur adjoint zao,reo olona ireo dia mbola tamana ao daholo ,ny proviseur taorian'i tinahy dia i victor simon,zao i Mme lucienne Tsitohara fa ny rahavaviny no proviseur Mahabo : denise resampa.
herimiafina ary mety haiko toi raha izany,fantatrao izany i pere Leon?:-w,ary i Pere Sea ihany koa zany tokony ho fantatrao raha izany kle,ary tsika mitsam izany mety efa tafaraka raha izany fa tsy mbola nifankahalala humm:-$

42. manova
(
28/10/2005 11:00)
tsy haiko hoe naninona io no niverina imbetsaka , nisy ankizy nillao angamba nony lasa aho
43. dadabe
(
28/10/2005 11:15)
manova > i abodala efa tsy ao @ lycee intsony fa efa affecter any lovobe izany,fa ny vady amanjanany no mbola ao @ lycee no mipetraka
Mr dezy no naka retraite anticipe satria efa lasa deba be ao @ SAHA .Mr Paoly tournant efa retraite efa 2 taona izay,de i Mr emille ihany koa retraite,fa efa malazalza any fa mety ho i mr nary no ho proviseur ao hono,sady ny lycee ihany koa anie ao ka voaloko tsara be e,saingy ny morondranomasina no efa miala 25m ny lycee,efa tsy ao intsony ny akamaroan'ny trano eny amorondranomasina fa efa lasan'ny rano daholo,ohatra le pied dans l'eau efa nanjavona ny sasany @ bougainvilllier dia efa lasan'ny ranomasina :cry::cry::cry:.......mbola hitohy

44. marengarenga
(
12/11/2005 16:04)
ia moa likelireto nareo no manaognainareo baka @nay any nefa nany fivolanganareo tsy mba manao fivolagnanay
bakeo nareo manao gnainareo hoe gnanakiny morondava raha nareo tokoa ro gnanakiny morondava aboahonareo tsafan-tsakalava io laha mahay nareo mba hihehezako

45. marengarenga
(
12/11/2005 16:08)

46. Herimiafina
(
12/11/2005 17:07)
dadabe:
herimiafina ary mety haiko toi raha izany,fantatrao izany i pere Leon?:-w,ary i Pere Sea ihany koa zany tokony ho fantatrao raha izany kle,ary tsika mitsam izany mety efa tafaraka raha izany fa tsy mbola nifankahalala humm:-$
Okay, haiko aby ireo, akamako daholo, I Pere Shea no tena mpiaraka amiko sirtout refa ho any Bemanonga izahay, ry zalahy mopera Amerikana ireo izany no tena nifanerasera be taminah tao e, projet amerikana mantsy le natao tany.
Ry Pere Paul karana, sy ry Pere Louis Mahabo koa akamabe, bedindry zalahy foana zah fa be resaka amina ampela hono, hehehehehe
47. hesham
(
13/11/2005 06:23)
Sao dia mba mopera ary lah ry herimiafina sa frere , huummmm:-D:-D:-D:-D
48. Herimiafina
(
13/11/2005 08:34)
De maninona ry hesham, anisan'ny kriteran'i toi ngah ny maha-mopera anah? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
49. dadabe
(
13/11/2005 12:23)
hesham> zah less no frera a,d ahoana?? misy blem ve :-w
marengarenga> ngah moa dia voatery tsy maintsy miteny sakalava menabe foana e,efa voalaza anie fa zahay tsy zanaky ny menabe fa niasatany menabe ary tsy mahafoy ny tanin'ny menabe satria efa nihinana ny gogon'ny menabe :-$:@

53. zoara
(
30/12/2005 14:00)
zaho baka a mahabo fe nianatsy ta morondava tao.Ambalanangozy ty misy ahy,Agnalamitsivala ty tanindrazako,a Mahabo kely sy a Magnamby fitsangatsanganako,fihinanako mosakiky @ Dolin ao,finomako labiera @ Lucie ao,fandroanay vavaranon'i morondava; sns..... sa mbo mila va?
zaho baka nanao vancace tagny t@ 2005 toy,la nihitako i Abodala sy mme Prosperine prof malagasy iny.a Mahabo ao misy mompera managnanaky zay,eo @ 8 10 tao eo ho eo,ampela soa la manahaky an'i Razia said mpihira,ha ha ha mety ho hainareo mompera io,baka ambalangozy ao koa aja io.
akoatsy zay zaho nipetraky ankisirasira tsy lavitsy an'ny 2km eny,mpankafy mylord sy bemolanga

54. marengarenga
(
29/01/2006 13:30)
merci zoara tena faly zah fa nahita anao zah mba atao akama ianao fa baka aminay any leroa fa hijery ny momba anao aho de hanoratsy aminao agny bakeo fa valioooo