morondava

21. sonwin ( 24/10/2005 12:32)
sao dia mba mpianatro fahiny aza i manova kle:)
22. Herimiafina ( 24/10/2005 17:45)
Ngah maty ra-hery surveillant klé? Tamzah tany de le dadatoan'ileiry no fantatro fa maty, vao tamin'ny taondasa izany,
23. Herimiafina ( 25/10/2005 01:30)
dadabe:

raha tsy diso lesy zah dia toa ilay Hery surveillant le maty kle,kiiiii zah indray less tao @ lycee pole tao a,hehehehe.
de iza no sipa Tle mba fantatr'ialahy tao @ saint pierre tao le ?sao dia mahalala andry SANTA ,sy ry lanto le?


Andry zao ve nahoda tsy anak'i Juge mena baka Namahora? Santa toy tsy haiko soa, aja-mpela Lanto io mbo kely tao, tsy haiko soa.

Soasoa li rehaka tiky. 8)
24. dadabe ( 25/10/2005 04:42)
Mpandefa : sonwin [ Valio ] 24-10-2005 14:32:50
Lohateny : Re : morondava
sao dia mba mpianatro fahiny aza i manova kle

chuuuuut sao de kobo eo less frera a

toa ilay maks le maty ra heri a,
humm hainao hatramin'i jege mena ??? tena zanaky ny morondava marina ianao ity kle.
hainao hatramin'i Sisi izany ilay zanak'i gatera nanao polisy iny ve ?
25. Herimiafina ( 25/10/2005 05:12)
Haiko soa Sissi toy. Haiko avao koa le Komisera de la ville iny sy Luc anakany iny.

Longo-ndry Lalao avao anie reo e.

Iha koa nahoda olo baka Morondava?
26. manova ( 25/10/2005 09:02)
dadabe/
91 - 92 lehy zaho afaka bac, t@ andron'ny grevy ireny
Tinahy ny provisera t@zany laha mahay olo aho t@ ireny dia sur fa tsy maintsy mahay ahy
sonwin : tena nampianatsy tao ve; na tsy nampianatsy ahy dia haiko iaby zay prof tao
27. diamondra27 ( 25/10/2005 12:46)
f'angah enao avy any morondava?
28. dadabe ( 25/10/2005 15:47)
manova > hay fantatrao daholo izany ry madame Naomy prof d'anglais ,de i vroom(prof d'anglais )efa maty,dia ry mr hyacynth,ry mr pascal,ry mr dezy hummm mampahatsiaro ny any dago kle
29. xxx ( 25/10/2005 20:47)
modia kely indray leisy e:)
sw
30. Herimiafina ( 25/10/2005 20:55)
Ary ny an'i nedala efa xxx mbola asiana initiale ihany ary amin'ny farany an, hehehehe:-D:-D

Io ve zao tsy son win? hehehe:-D
31. xxx ( 25/10/2005 20:57)
asa leisy io na izy ny tsy izy:-D
sw
32. xxx ( 26/10/2005 03:34)
raikitsa ve zany ny fampiasana xxx ato e
:@ io no soniako +:@
33. Herimiafina ( 26/10/2005 05:53)
Ry dadabe de hita trasy foana amlé sigara. Sady efa miafina no mbola mifoka ihany. hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
34. xxx ( 26/10/2005 08:45)
oatran hevitra tsara ka
sw
35. xxx ( 26/10/2005 11:40)
ary mety v ty
zelkely..=))
36. manova ( 26/10/2005 11:50)
diamondra: olona roa ho zahay no miresaka aminao
37. dadabe ( 26/10/2005 12:18)
manova > tsy azoko le resaka ??? olona 2 ......??????
fantatrao ve hoa ry manova le olona tanisaiko ireo a??
o lety ra herimiafina a maty tokoa anie lety i Mr francois e le pro d'anglais i vroom no surnom -ny
38. Herimiafina ( 26/10/2005 12:56)
Fa gravy kou leisy ra-dadabe fa maty daôlo tsikelikely le olon aan. Tamzah tany zao de presque isankerin'andro mamangy foana fa misy maty foana.
39. manova ( 27/10/2005 10:24)
herimiafina/ fantatro daholo ireo : prof ao @ lycéé: /
michel Hy: prof malgache sy ny vadiny
Dezy sy Pascal: prof histo-geo
Nary , Emile , Paul: prof maths
Julien: allemand
Mme Cecile: malgache
abodala: S.G
40. Herimiafina ( 27/10/2005 15:18)
Zah mantsy akaman'ny SE Evekan'i Morondava e, I Msgr Donald Pelletier izany, nanao io resak spiruline io zahay tamin'izany sady nanampy ny traboina tamin'iny cyclone Elita/Gafilo iny, de tao amin'ny Eveché tao ny Biraoko tamin'izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6549