Andro soa
1. xxx
(
20/10/2005 09:16)
Mba mitady maika ny tonon'ny oh happy day @ teny malagasy!
Misaotra ê!
Misaotra ê!
répondu par Veloo le 28/10/2005 01:49
4. dadabe
(
21/10/2005 01:01)
fa angaha misy dikany @ teny malagasy moa iny hira iny??tsy ho sarotra be ve ny hanao azy mot a mot ??
5. ari.malala
(
21/10/2005 13:40)
f'anga atao mot à mot re ry dadabe a:-D
xxx> in zany andro soa zany? tsy hay le hira ê! ary enao ary tô tsy nipotra tsony ko:)
xxx> in zany andro soa zany? tsy hay le hira ê! ary enao ary tô tsy nipotra tsony ko:)
6. Veloo
(
21/10/2005 14:26)
dadabe a marina ny anao nefa mety efa nisy nandika teny gasy knou satria ny gasy anie ka favy e
8. Herimiafina
(
23/10/2005 06:47)
Veloo et la vie, hehehehehe Raha tsy diso ny vinavinako, hehehehe:-D:-D:-D:-D:-D
10. Herimiafina
(
23/10/2005 06:57)
Koua? Veloo is my hapiness not yours, hehehehe:-D:-D
cutie milaiso.:-D:-D
cutie milaiso.:-D:-D
14. Herimiafina
(
23/10/2005 07:04)
Ka ny fomba fanaonao ihany no tahafiko kou, tarana-boanjo fotoboanemba io, hehehehe:-D:-D:-D:-D
16. Herimiafina
(
23/10/2005 07:07)
Tsy de ilaina izany raha haneho hevitra ianao, misy hevitra tinao ampitaina manokana amiko angaha de tianao atao ohabolana?:-D:-D
18. Herimiafina
(
23/10/2005 07:09)
Ie, fantatro, fomba fanaoko io refa misy hevitra tiko ampitaina aminao, f'ahoana?8)
20. Herimiafina
(
23/10/2005 07:13)
Eeeeh, ma petite cutie, de fomba ahoana zany no ahafahatsika mianaka hifanakalo hevitra raha izany? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
Le hevitra aza kay ato efa voatakalo kay, lol
Le hevitra aza kay ato efa voatakalo kay, lol