Andro soa
21. estine
(
25/10/2005 06:56)
aza fondro e tsy manana aho fa mampanantena.
ô ry hery sy cutie a lôzanareo "mianaka" mifanjinja fotsy eo fa tsy izay takiany xxx no atao, "ny mandringa tsy omen-tehana anie hono mahatsiaro fahoriana" e:!:
de midira ao @'lay rubrique-na ohabolana eto @serasera de mahay ry cutie a:!::idea:

25. Herimiafina
(
26/10/2005 05:26)
Meme zany hono izy fa hianatsa ohabolana firesaka amin'i herimiafina i toi e. hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
27. xxx
(
27/10/2005 09:13)
Tena misy ny dikany teny gasy ry zareo â!
Fa aiza ary!
Misaotra ihany na dia zany aza ê!:evil:
Fa aiza ary!
Misaotra ihany na dia zany aza ê!:evil: