Loza noho i Mailhol koa ity Vo.inahitsy

1. LazaRandri ( 18/10/2005 00:47)
Raha miresaka aminareo rangahy iny dia teneno azy fa miteny ratsy ny Fanahy Masina izy ary feno "bitternes" ny fony.

La gazette:
« Je vous donne deux semaines et ce régime sera dissout. C’est le Saint Esprit qui me la évoqué ». La déclaration est du président du RPSD Voninahitsy Jean Eugène qui n’a pas mâché ses mots pour fustiger des actions du pouvoir actuel.

répondu par Razouzou le 06/11/2005 19:00
2. Herimiafina ( 18/10/2005 00:56)
Ngah moa razokiny iny tsy gachette facila njay, titia milalao basy, eeeeh, raha iny no lasa presidant eo de mitovy amin,ny any Afrika tanteraka Madagasikara marina, tsss
3. pika ( 18/10/2005 06:06)
izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy
ary aza mitsara fa mbola ho tsaraina
jereo aloha ny tenanao vao mijery ny olona
ary sao dia izy ireo indray no ho tonga loha any @ fanjakan'ny lanitra tsy hay izay tafabebaka marina 1
4. LazaRandri ( 18/10/2005 06:09)
hahaha! fa iza anefa no mitsara? hahaha. Angaha kosa moa raha mitatitra ny zava-misy mba hitandreman'ny hafa amin'ny maha mpiNAMANA dia mitsara? hahaha.
5. xxx ( 18/10/2005 06:31)
eny tokoa. zany fitsarana zany alo zama tsimaintsy misy verdicte vao oe fitsarana. ny constatation tsy jugement. zany no mbola tsy mapamely ny panao gazety satri jugement nenazy fa tsy constatation de fait
6. jentilisa ( 18/10/2005 07:56)
Mailhol anie tsy manao "action direct" fa ny azy mety ho miaraka amin'ny basy na ny sotasota izany e! Andraso aloha ho hita hoe tena ny fanahy tokoa ve no miteny aminy? vetivety anie izany tapa-bolana izany e
7. pika ( 18/10/2005 08:09)
mivavaha dia izay izany no azo atao
8. kitjo ( 18/10/2005 09:14)
Marina izany!

ary nankaiza toko i Vola iza moa ilay nilaza ho nitondra hafatra avy @ Andriamanitra iny koa?

sa hanao PM an' i Mailhol @ 2007
9. chipie1 ( 18/10/2005 10:48)
iza kaika zany Mailhol zany e ?:roll:
10. tedrand ( 18/10/2005 11:23)
Fampitahorana fotsiny izany rehetra izany, fa na i Mailol, na i vouni, dia samy te ho vedety fa rehefa (raha sanatria)tonga eo dia tsy misy ho vitany.jereo fotsiny ny any Maintirano e!Ny any Mailol kosa dia faminaniana sandoka rano fotsiny.
11. Herimiafina ( 18/10/2005 12:17)
Eeeeh, hainao mihintsy le izy kah, malahelo daholo ry zalahy fa tsy vedety tsony, jereo anie fa vedety foana ireny taloha tany e, fa lasa mamalankira de tsy tin'ny pokona tsony, hehehe:-D:-D:-D
12. jentilisa ( 18/10/2005 13:07)
Vedety rendrika ve? sao mba asiana fanamboarana dia mandeha indray?
13. Herimiafina ( 18/10/2005 13:21)
Eeeh, te-ho vedety be mintsy razokiny fa tsy mahazaka sipa tsony otsatsika, hehehehe :-D:-D:-D:-D
14. Veloo ( 18/10/2005 17:03)
Chipie a njy ndrray zany tara kle...
Mba aiko ndray aloha ilay Mailhol ny anarany tsy gasy akory mirediredy zany raha olona...
Fanahin'i Satana no niseho taminy kle:twisted::twisted::twisted::twisted:
15. Herimiafina ( 18/10/2005 20:38)
Mailhol ve? Mpanakanto mamalakira vao nisandratra, nanao matematika superiera momba ny zavatra rehetra tsisy hifandraisany mihintsy amin'ny matematika. Teny aneklakelantrano teny le fianarana amin'io na de tsy nisy akory aza.8)
16. jentilisa ( 19/10/2005 07:43)
Mail haolo e! Na izany aza mahazo olona ihany ery Antsavatsava itaosy ery an!
17. Veloo ( 19/10/2005 20:48)
:-D:-D:-D
18. ravatorano ( 20/10/2005 11:17)
:-D:-D:-D
kitjo< i Vola efa najavona niaraka tamin ny faminaniany sandoka.
Raha i vonbinahitsa indray tsy mahagaga iny ho an izay mahalala azy , resaka ambony vavahady no bobaka
i Mailhol indray aloha d tsy mitsara aho fa tsy mpitsara fa manamarika fotsiny fa na assena mifidy azy avokoa aza ny tsy mbola ampy taona ao amin'(ny apkalipsy mbola tsy tafa lery fa ny fahafolo karenanao no tapitra eo.
19. Herimiafina ( 22/10/2005 03:28)
Zany Voninahitsy sy Mailhol zany zao de olona tsy tokony heno hilatsaka mpitondra firenena mihintsy satria raha ny mombamomba zy ireo no analyser-na de lehibena fokontany na Maire no mety azy ireo, raha mety aza.
20. ravatorano ( 22/10/2005 09:17)
aza hadino ry herimiafina fa deputé iNgahy voninahitsa an ary lehiben ny fiangoanana iray ingahy mailhol.
Asa raha mety ho zakan dry zalah ireo toerana anolazaina etsy ambony ireo

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1469