Loza noho i Mailhol koa ity Vo.inahitsy
21. Herimiafina
(
22/10/2005 14:07)
Le manière d'être ndry leirony mihintsy no mety mahalehiben'ny fokontany azy, erera be ny maha depioté an'ileiry ary ny mpitondra fiangonana tsy mety amin'ny fitondrana firenena fa be subjectivité loatra de manjary manana tendance hanao culte de la personne
22. jajaf401
(
22/10/2005 14:27)
zaho aloha manohana voninahitsy eh amizay izy mba ho afa-po de mangina refa avy eo !:-D
23. Herimiafina
(
22/10/2005 14:38)
Ny fahitako azy tsy manana diplomatie i Voninahitsy, tsy manana sang froid de mety hanao betizy bedabe maromaro raha omena poste à reponsabilité be. Mittovy amin'i Ratsiraka tamin'ny taona 80 ireny.
Ny hitovizany amin'i Mailhol njay de le folie de garndera be hananany, tiatia voninahitra sy pouvoir be de mety tia hanjakazaka be koa.
Tendance amin'ny nepotisme sy ny favoritisme ihany koa.
Ny hitovizany amin'i Mailhol njay de le folie de garndera be hananany, tiatia voninahitra sy pouvoir be de mety tia hanjakazaka be koa.
Tendance amin'ny nepotisme sy ny favoritisme ihany koa.
24. jajaf401
(
22/10/2005 15:24)
zaho mahita fa miova iny raha vao omenaazy ny pivoara!
Mba efa maro manko ny hitany t@ io sehatra politika io! Ka alo izy indray no tahanana eh!
Mba efa maro manko ny hitany t@ io sehatra politika io! Ka alo izy indray no tahanana eh!
25. Herimiafina
(
22/10/2005 15:28)
Tiatia manisy totohondry zay nefa, tiatia manompa ihany koa, de efa nigadra de mety hiverina ihany.
26. jajaf401
(
22/10/2005 15:33)
zaho mahita fa miova iny raha vao omenaazy ny pivoara!
Mba efa maro manko ny hitany t@ io sehatra politika io! Ka alo izy indray no tahanana eh!
Mba efa maro manko ny hitany t@ io sehatra politika io! Ka alo izy indray no tahanana eh!
27. Herimiafina
(
22/10/2005 15:39)
Lasa repondera ôtomatika kou le an'i jajaf401 ato klé. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
Voninahitsy aleo depioté ihany.
I Mailhol aleo mpitondra fivavahana ihany.
Fa olona bonaika be no tokony hatao président, zafy ohatra, de omena ny praiministra ny fahefana feno.
Voninahitsy aleo depioté ihany.
I Mailhol aleo mpitondra fivavahana ihany.
Fa olona bonaika be no tokony hatao président, zafy ohatra, de omena ny praiministra ny fahefana feno.
28. jajaf401
(
22/10/2005 16:00)
zafy tsy credible iny na handeha andafy tsy tiany de mba ahoana ny hahafahany handresy lahatra ireo partenariat amizay! alo hitadi olo hafa indray ary eh!
29. Herimiafina
(
22/10/2005 16:06)
Iza ary no tena manja apetraka eo, sao de mba jajaf401 ity ary no manja klé. hehe, alefaso alou ny CV jerenay de tohananay raha mazoto.
30. jajaf401
(
23/10/2005 14:12)
tsy mbola androany zany fa ny ampitso tsy hay.
Nareo koa anie miomàna fa adidy hoan'ny rehetra ny tanindrazana eh !!!!!!!!!!!!!!!!!
Nareo koa anie miomàna fa adidy hoan'ny rehetra ny tanindrazana eh !!!!!!!!!!!!!!!!!
31. Herimiafina
(
24/10/2005 19:30)
Raha izao tokoa moa ny iray amintsika voahantso tampoka hitondra firenena klé, de vonona ve?(l)
32. dadabe
(
25/10/2005 06:46)
:°)aleo hitondrako azy fa fidio kalou zah e:°)
tonga dia malalaka ny maina :@:@:@:@
tonga dia malalaka ny maina :@:@:@:@
