mitady tononkiran'i Lalatiana ze mahay

1. cutie ( 13/10/2005 03:34)
ty le tonony kely mba haiko , fa tsy tadidiko ny sasany :)
"Matoa tsy nitady ahy tsony izy ngamba efa tofoka, na hafatra aza tsy napetrany , manoratra manorisory "
"Enao lay zay tiako indrindra nanao tsy nampody an-trano ................... de tohizo ze mahay.
Misaotra mialoha.
répondu par xxx le 03/11/2005 10:47
2. Herimiafina ( 13/10/2005 03:36)
Antsay e. Tinao kou ngah io hira io, zah kou tia be an'io, ary enao mampitovy feeling aminah an. heheheheh:-D
3. cutie ( 13/10/2005 03:48)
ka manin aza tsy tohizana e , raha hampitovy feeling ihany :-D
4. Herimiafina ( 13/10/2005 03:56)
hehehehe, voanao njay zah tamin'iny marina, tsy koi fa i Lalatiana sy Haingo no mihira an'io hira io, de tsy tadidiko ny titre-ny. Atolotro anao le hira. heheheheh dedikasy marina. hehehehhee:-D:-D
5. cutie ( 13/10/2005 04:01)
dedikasy mbola tsy hay ve ny tonony?
hafa nday zany
:-D
6. Herimiafina ( 13/10/2005 04:05)
Efa hitako sahady le tonony kah, mendrika ho anao mihintsy: ilay tsy niverina, ilay tofoka, ilay tsy nametraka hafatra, ilay sorisorena manoratra, eeeeeh

Hitako etom sahady zany sika misaraka zany na de mbola tsy miaraka aza, heheheheh:-D
7. cutie ( 13/10/2005 04:13)
aleo alou za hime kely :-D:-D:-D:-D
8. Herimiafina ( 13/10/2005 04:16)
Le ra-herimiafina ty kou tena bandy tsssss, manadala njay takaka ato, tsssss.
9. cutie ( 13/10/2005 04:20)
le herimiafina wa tena bandy tssssssssssss
milaza tsy nanontaniana :-D:-D:-D
10. Herimiafina ( 13/10/2005 04:22)
Tena tssss, sady be vazivazy takaka no sady serieux, hehehehehehehe.

Ary enao tô serieux be tampoka teo? hehehehehe:-D
11. cutie ( 13/10/2005 04:29)
aiza zany ???
12. Herimiafina ( 13/10/2005 04:36)
F'hita fa io, tsy hitanao ve io, mijereva fitaratra vetivety hoe e. hehehehe:-D
13. cutie ( 13/10/2005 04:54)
tsy misy ato :-D
14. Herimiafina ( 13/10/2005 04:57)
Ountsô, mampanaelo. Tsy manana fitaratra na, andana makany amin,ny lake Michigan, de ao mijery, nefa efa lasa nivanitika njay enao de tsy ilaina tsony zany.
15. perlerare ( 13/10/2005 06:48)
tsy niverina izy,angamba efa tofoka
na hafatra aza tsy napetrany
ny hanoratra manorisory
tsy niantso izy,angamba efa vizana
ny ditrako toa lalaon'ankizy
mamono feo mahatorovana

matoa tsy nitady ahy intsony izy
angamba efa tofoka
ny ditrako toa lalaon'ankizy nahatorovana azy
matoa tsy niantso intsony izy
angamba efa vizana
tsy ho tiany tsy ho tantiny.

lalao iray zay tiako indrindra
lalao tsy mampody an trano...

efa mba ela kou nitadiavako an'io hira io fa saingy tsy mahita mihintsy.
ny titre tsy mety tadidiko mihintsy.
hay ve haingo sy lalatiana no mihira an'io fa tsy lalatiana sy tôty é.
dia mazotoa aza é d ataovy tsara ny duo.
16. chipie1 ( 13/10/2005 06:52)
"misy antony" no titre ny
ié lalatiana sy haingo no mihira azy!
tohizako kely le any i perle rare !

lalao iray zay tiako indrindra
lalao tsy mampody an trano
izy moa dia tia mozika
tena marina moa fa tsy angano
io no mba andrompiainako
ka tsy foiko...
17. Herimiafina ( 13/10/2005 09:26)
Misaotra betsaka e. Mampanembona ny lasa izay sarotra adinoina, mampientanentana ity fo ahatsiarovana matetika ty fahanterana izay mananontanona, eeeeeh.
18. ari.malala ( 13/10/2005 12:35)
Herimiafina, tena mampime fôna mintsy :-D:-D
19. mamzelkely ( 13/10/2005 12:58)
marina zany ry herimiafina a..:-D:-D
20. Herimiafina ( 13/10/2005 15:01)
hehehehehehe, ary nareo toa mihomehy foana hoa e? hehehehehe :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3616