mitady tononkiran'i Lalatiana ze mahay

41. Herimiafina ( 15/10/2005 03:40)
Tsy maty kambony le sakako fa adalainjy Veloo fotsiny de mba mody nataoko hoe maty. tsss
42. cutie ( 15/10/2005 03:48)
efa saka tsy azo atokisana zany e lol
43. Herimiafina ( 15/10/2005 04:09)
Ngah enao matoky saka? Na de trondro aza ve ny laoka?
44. cutie ( 15/10/2005 04:19)
matoky fona :-D
45. Herimiafina ( 15/10/2005 04:23)
Heeeeee, ho faty noana eo raha laniny eo ny trondro,
Au fait, misy vôlavo ve any hamelomako le sakako ato ampoko ato, hehehehehe:-D
46. cutie ( 15/10/2005 04:25)
tadiavo ny volavo kou , ny saka njay ve no toloram-potsiny , tsy hihaza lol
47. Herimiafina ( 15/10/2005 04:30)
Ka raha efa manana vôlavo tolorampotsiny ve moa enao inn tsony no hitadiavako? Sa le anao vôlavô efa misy tompony? hehehehe:-D
48. cutie ( 15/10/2005 04:35)
tsy misy toloram-potsiny zany eo @ fiainana e :-D
49. Herimiafina ( 15/10/2005 04:38)
eeeeeeeh, économista ngah enao? hehehehe:-D
50. cutie ( 15/10/2005 04:41)
lol, za ary tsy tia an;io , capitalista za lol
51. Herimiafina ( 15/10/2005 04:43)
eeeeh, volavo ve no capital nao ao, katity volavo, tsss hehehehe:-D:-D
52. cutie ( 15/10/2005 04:46)
tsy tia economista wa
53. Herimiafina ( 15/10/2005 04:48)
Eeeeeh, mampanaelo njay ny économista zany fa de nihena iray ny ispa azo kôtiana, hehehehe:-D
54. cutie ( 15/10/2005 05:05)
nga anisany :-D
55. Herimiafina ( 15/10/2005 05:08)
Ie, anisan'ny fianarana efa nataoko fahiny io économie io, hehehehehe:-D:-D:-D
56. cutie ( 15/10/2005 05:09)
lol
57. Herimiafina ( 15/10/2005 05:20)
lol, fangah tia tampoka njay? hehehehe
58. cutie ( 15/10/2005 05:30)
za tsy tia oul tia tena kou lol
59. Herimiafina ( 15/10/2005 05:32)
Eny aza e, zah ne hoa manaiky foana e. (tena mitady ho fetsy ty cutie ty klé) heritreritra io entra parantezy io an. hehehehehe:-D:-D:-D
60. cutie ( 15/10/2005 05:36)
tonga de efa hita be le eritreritra lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1721