mitady tononkiran'i Lalatiana ze mahay
21. Veloo
(
13/10/2005 15:24)
tssssssssssss ilay hery ko mba mitomany ho hitovy feeling an-i cutie... tsssssssss nefa tsy ainy akory ilay hira =))=))=))=))
22. Herimiafina
(
14/10/2005 00:26)
Aiza kou zah ze mitomany eo ry Veloo, zah refa manao an'izany de tsy ataoko misy mahita, lasa zah miafina any ambany fandriana. hehehehehhee:-D:-D:-D:-D
23. cutie
(
14/10/2005 02:19)
misaotra betsaka ry reto fa manana namana tokoa manana anareo . :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
24. Herimiafina
(
14/10/2005 02:45)
Tsisy fisaorana akia an, enao no hisaorana namoha fota-mandry tato ampoko efa sitrana, ilay ratra nahazo, toa namela takaitra mandrapaha-ankehitriny, hehehehe:-D
26. Herimiafina
(
14/10/2005 03:00)
ka nofohazinao njay le saka matory be volombava be tato ampoko tato kou, de mandrangondrangotra kely. hehehe:-D
28. Herimiafina
(
14/10/2005 03:21)
Saka vavy le izy de misy saka lahy be avy any amin'i cutie any tady hanafika, hehehehehe:-D:-D
30. Herimiafina
(
14/10/2005 03:29)
Ka saka vavy mba tamana natrano fa saka lahy lava tongotra be de manakatra be aty amin'ilay sakavaviko ato ampoko ato. hehehehehe:-D:-D
31. ari.malala
(
14/10/2005 07:56)
d we ampivadiana v le saka? :-D sao d tokony hoany @ antson'ny fo enao non manoratra ry Herimiafina? :-D:-D
32. Mimine
(
14/10/2005 15:47)
Misy antony
Tsy niverina izy angamba efa tofoka
Na hafatra aza tsy napetrany
Ny hanoratra manorisory
Tsy niantso izy angamba efa vizana
Ny ditrako toa lalaon'ankizy
Mandoro mahatorovana
Matoa tsy nitady ahy intsony izy
Angamba efa fantany
Fa na ny toerana ahitany aza tsy tiany
Matoa tsy nitady ahy intsony izy
Angamba efa fantany
Tsy ho tiany, tsy ho tantiny
Ref : Lalao iray izay tiako indrindra
Lalao tsy mampody ahy antrano
Izy moa tsy tia mozika
Tena marina moa fa tsy angano
Lalao iray izay tiako indrindra
Lalao tsy mampody ahy antrano
Io no mba haiko ho fiainako
Ka tsy foiko
Matoa tsy niverina intsony izy
Angamba efa tofoka
Na hafatra aza tsy napetrany manorisory
Matoa tsy niantso intsony izy
Angamba efa vizana
Ny ditrako toa lalaon'ankizy
Mahatorovana
Matoa tsy nitady ahy intsony izy
Angamba efa fantany
Tsy ho tiany tsy ho tantiny
Lalao iray izay tiako indrindra
Lalao tsy mampody ahy antrano
Izy moa tsy tia mozika
Tena marina moa fa tsy angano
Lalao iray izay tiako indrindra
Lalao tsy mampody ahy antrano
Io no mba haiko ho fiainako
Ka tsy foiko
Tsy niverina izy angamba efa tofoka
Na hafatra aza tsy napetrany
Ny hanoratra manorisory
Tsy niantso izy angamba efa vizana
Ny ditrako toa lalaon'ankizy
Mandoro mahatorovana
Matoa tsy nitady ahy intsony izy
Angamba efa fantany
Fa na ny toerana ahitany aza tsy tiany
Matoa tsy nitady ahy intsony izy
Angamba efa fantany
Tsy ho tiany, tsy ho tantiny
Ref : Lalao iray izay tiako indrindra
Lalao tsy mampody ahy antrano
Izy moa tsy tia mozika
Tena marina moa fa tsy angano
Lalao iray izay tiako indrindra
Lalao tsy mampody ahy antrano
Io no mba haiko ho fiainako
Ka tsy foiko
Matoa tsy niverina intsony izy
Angamba efa tofoka
Na hafatra aza tsy napetrany manorisory
Matoa tsy niantso intsony izy
Angamba efa vizana
Ny ditrako toa lalaon'ankizy
Mahatorovana
Matoa tsy nitady ahy intsony izy
Angamba efa fantany
Tsy ho tiany tsy ho tantiny
Lalao iray izay tiako indrindra
Lalao tsy mampody ahy antrano
Izy moa tsy tia mozika
Tena marina moa fa tsy angano
Lalao iray izay tiako indrindra
Lalao tsy mampody ahy antrano
Io no mba haiko ho fiainako
Ka tsy foiko
39. Herimiafina
(
15/10/2005 03:32)
Sady nalanao koa le volombavany tamin'izay natory kou. tsssss, mpamono saka. tssss