Faritra aiza no tsara sipa eto madagascar?

1. vegas ( 01/10/2005 20:29)
Ra ny fahitan'lisany azy, aiza ho aiza eto madagasikara no tena misy ny sipa manja.
Ra ny hevitro alou zany de any amin'ny faritr'i Morondava.
répondu par hertix le 14/01/2006 14:19
2. scorpion ( 01/10/2005 20:49)
Ao Tana, hita daholo ny sipa manja avy amin'ny lafivalon'ny nosy, maro karazana mihitsy
3. xxx ( 02/10/2005 07:39)
ny sipa vezo hono no tena milay e lol
4. fasaly ( 02/10/2005 09:43)
da manerana an'i madà feno aby.....fa ahoana alou no tena lazaina ho e sipa manja e!
5. tomgas ( 02/10/2005 09:57)
arak'arak'ny tsirayray io!!ny tsara @ anak'iray mety tsy dia mavoa loatra @ lay anak'iray!!8)
6. xxx ( 02/10/2005 10:11)
tena milay mihintsy ny sipa avy any morondava fa raha tsy izany ve ny tarika tsivery hamorona hira hoe zazan\'i menabe maty aminao ny aiko,hangala valy @ menabe any aho e!....
7. lionbrun2004 ( 02/10/2005 12:44)
Tena marina fa ao faritanin'ny TULEAR aloha no tena be SIPA MANJA iaraha-mahalala izany fa ny tena marina dia hoe : IZAY REHETRA MAHAFA-DIANA NY FO TE-HO TIA IHANY NO IZY E .Satria ny hoe: Manja dia mahafona zavatra maro ; resaka hatsaran-tarehy aloha no voalohany @ izany , dia bika , fomba fitafy koa etsy an-kilany .FA NY VEHIVAVY REHETRA MANERAN-TANY LETSY DIA MISY TOETRA IRAY MIAFINA IOMBONANA . Fa ny ahy aloha dia ao atsimo ao no misy an'io SIPA io raha hoe HATSARANA SY BIKA AMAN'ENDRIKA ...

8. aurora ( 02/10/2005 14:10)
lionbrun2004:

fa hono hoah ry reto a!
inona ilay toetra miafina hiombonan i vehivevy ?
mba lazao ahy hoe fa maha liana ahy be ilay izy .(mila valiny io an ) fa ra @ ko alo de manja aby ny sipa eran i Madagascar .








Tena marina fa ao faritanin'ny TULEAR aloha no tena be SIPA MANJA iaraha-mahalala izany fa ny tena marina dia hoe : IZAY REHETRA MAHAFA-DIANA NY FO TE-HO TIA IHANY NO IZY E .Satria ny hoe: Manja dia mahafona zavatra maro ; resaka hatsaran-tarehy aloha no voalohany @ izany , dia bika , fomba fitafy koa etsy an-kilany .FA NY VEHIVAVY REHETRA MANERAN-TANY LETSY DIA MISY TOETRA IRAY MIAFINA IOMBONANA . Fa ny ahy aloha dia ao atsimo ao no misy an'io SIPA io raha hoe HATSARANA SY BIKA AMAN'ENDRIKA ...





9. boubounezy ( 02/10/2005 15:37)
mandéana énao any bira fa ataony sipa any mirehatra énao ary tamana fa tsy hoe akory ny any @ la cote malaza be any iany no mahay mitana bandy fa tsy @ ody gasy kou akory a! na misy caractère aza ny sipa ny bira refa tia dé tena tia zay no tena marina sady bé sipa manja any @ tanana any a!



vegas:

Ra ny fahitan'lisany azy, aiza ho aiza eto madagasikara no tena misy ny sipa manja.
Ra ny hevitro alou zany de any amin'ny faritr'i Morondava.



10. vegas ( 02/10/2005 15:48)
boubounezy> eny e misimisy iany ny manja ao bira fa za alou zany tsy tia e. Ny tare fotsiny ngamba no ao bira no ekeko, fa bika non kosa e, aleo iany vezo kle. Sady nono no divo.
11. zakilinina ( 02/10/2005 19:48)
Raha sipa manja tsy misy ôtran'ny kaomaorianina !
Malandilandy mihitsy ny tavany ary mandimandina ny tokontanin'endriny ! lol !
12. Lejim ( 10/10/2005 01:17)
D'accord zah fa tsara ny sipa avy any Morondava. Iray fotsiny no mba hitako an, dia iny no mahatara ahy izao.
13. Herimiafina ( 10/10/2005 01:40)
Toa ôtran'ny misy tsara sy ratsy daholo na aiza na aiza eto antany kou. hehehehehe, Il suffit hoe mijanona ela eo amin'ilay toerana i toi de lasa favy be daôlo ze sipa hitan'i toi. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
14. mandrindra ( 10/10/2005 12:45)
fa raha vao hijanonana elaela indray ilay sipa dia miharatsy dia lasa mitady vaovao :D
15. Dezy ( 17/10/2005 12:24)
mandrindra,nga ela hijanona ela be klé,1 volana ihany klou fa vao azony tsongomadinika ela de efa mihena ny atsaran'ilay sipa=))=))=))=))
16. mandrindra ( 17/10/2005 14:21)
ô radezy a, izaho anie efa milaza hoe tsy azo hijanonana ela e. Ahoana koa lety no hotsongotsongoiny eo a, raha vao manomboka an'izany tonga dia tsindrotsindromy farany, hametrao hafatra dia hialao!!
17. chipie1 ( 17/10/2005 16:52)
io dia samy manana ny fijeriny ngamba !
18. Herimiafina ( 17/10/2005 21:43)
Lasa tsara daholo na le bozinangatra be eo antanana ireny aza refa tsy misy favy azo hi-komparevana azy, hehehehe:-D:-D:-D:-D
19. mandrindra ( 19/10/2005 13:26)
chipie1, ka ny maso anie samy manana ny azy e !!
20. rinakely1 ( 29/10/2005 18:08)
samy manja oly ny viavy ao dago fa ny hitako fa tena milay d ny viavy avy lacote reny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1531