Faritra aiza no tsara sipa eto madagascar?

21. Veloo ( 31/10/2005 20:46)
rinakely a zany an? ato @ sera2 ry reto no tena be sipa manja aaaaaaaaa:-D:-D
22. boubounezy ( 31/10/2005 21:15)
mandainga enao ra ratsy bika ny sipany bira ny any @ la côte ny mitondrobody be reny doly ny akabetsahany ny sady ataony fasika lava be ny vodotongony, na misy aza ny sipa manja any. mandé any bira enao vitsy ny sipa tsy lajovody sy ny lava vodotongotra

vegas:

boubounezy> eny e misimisy iany ny manja ao bira fa za alou zany tsy tia e. Ny tare fotsiny ngamba no ao bira no ekeko, fa bika non kosa e, aleo iany vezo kle. Sady nono no divo.



23. boubounezy ( 31/10/2005 21:17)
marina vany veloo a! asaivo jereny tsy1 1 ny sipa ato fa sipa ny dago dôly reo


Veloo:

rinakely a zany an? ato @ sera2 ry reto no tena be sipa manja aaaaaaaaa:-D:-D



24. boubounezy ( 31/10/2005 21:19)
jero fotsiny i fasaly alou vo miteny2 anizany a! sady za tsy niteny fa any bira iany no tena tsara sipa fa ozy za oe betsaka fotsiny.


vegas:

boubounezy> eny e misimisy iany ny manja ao bira fa za alou zany tsy tia e. Ny tare fotsiny ngamba no ao bira no ekeko, fa bika non kosa e, aleo iany vezo kle. Sady nono no divo.



25. boubounezy ( 31/10/2005 21:20)
enao ve alou mba bôgany e! to otrany mitady anjely tsy hisy akory!


vegas:

Ra ny fahitan'lisany azy, aiza ho aiza eto madagasikara no tena misy ny sipa manja.
Ra ny hevitro alou zany de any amin'ny faritr'i Morondava.



26. Veloo ( 02/11/2005 22:04)
boubounezy a ie wa retsy :-D:-D:-D:-D
27. fijo ( 04/11/2005 05:32)
ao tana aloha no hiaonan'ny rehetra,fa any vatomandry koa izao be manja.antalaha koa be manja.
28. labomba ( 04/11/2005 19:02)
boubounezy> za ve no anontanin'ny boubounezy oe bogany sa tsia? sa iza?
29. chipie1 ( 07/11/2005 19:52)
fa inn no ataonareo oe tsara e ? naiza naiza mety ahitana tsara daolo
30. fijo ( 09/11/2005 21:41)
izay koa dia tena marina
31. estine ( 10/11/2005 07:45)
ao ambohimasoa kou ny joba mijajika dôly a!
32. Ragadona ( 10/11/2005 13:41)
O ry estine a, fa iza ianao no toa mahalala an ambohimahasoa nilatsahan ny tavoniko, toa mampatsiaro ahy ny fahazazako ianao
33. Veloo ( 10/11/2005 18:09)
:roll:
34. Ragadona ( 10/11/2005 19:39)
hita fa zany ko mbola inona ndray no karohina eraky ny plafond eo ?
35. Herimiafina ( 10/11/2005 23:07)
O ry Ragadona an, marina ve zany hoe maty le depioté an'Ambohimahasoa iray iny, i Simon, le ancien seminarista iny? Vao henoko vao teo mantsy hoe nanao accident izany hono? :(
36. Ragadona ( 10/11/2005 23:32)
Tena maty lery e. ni dépasse camion tamin iny lalana Mandalahy iny hono d zay. mba email ko no nahenoko
37. fijo ( 17/11/2005 23:07)
ambohimahasoa hiditra an'ny fianara ve zao e.haiko soa leka re io ka.sady hoanay tia kaly,be "hotely gasy"mialy sy mafilotra ao an..
38. Ragadona ( 18/11/2005 09:56)
Tena ao mihitsy ra fijo a
39. vale ( 18/11/2005 23:06)
Tsy itanareo ve ireny miss mada avoakan'i BIRA ireny e???? Gasy ireny ka manja sady tsy mena-mitaha @ hafa!!!Sady sariaka no tsotra (mbola izy daholy izany!hihihi)!!! hisy otran'izany inona indray? tsy mivazy2 zaho fa tena marina io an!
40. vale ( 18/11/2005 23:06)
Tsy itanareo ve ireny miss mada avoakan'i BIRA ireny e???? Gasy ireny ka manja sady tsy mena-mitaha @ hafa!!!Sady sariaka no tsotra (mbola izy daholy izany!hihihi)!!! hisy otran'izany inona indray? tsy mivazy2 zaho fa tena marina io an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3168