Faritra aiza no tsara sipa eto madagascar?

41. Ragadona ( 20/11/2005 10:25)
za alo mirevy beer e
42. Herimiafina ( 21/11/2005 03:13)
Fa isaky ny tanana any Dago hoa tsy maintsy misy tsara foana e, sa zah no efa tsy nahita manja elabe, hehehe:-D:-D
43. vale ( 22/11/2005 02:54)
herimiafina> ka navelanao any dago daholo ry zareo ko!!!andray kosa ty heri e!hihihi
44. Herimiafina ( 22/11/2005 04:59)
vele: enao kou tsy mahay ny vazivazin'i herimiafina mahintsiny an.
Eeeh, refa any Dago ne zah de mitazampotsiny e. hehehehe:-D:-D:-D:-D
45. xxx ( 24/11/2005 21:18)
mahaiza misafidy rehefa tonga aty ,na ny lava volo na ny mongôli
46. sanana ( 07/12/2005 23:22)
:^):^)
47. kafmalbar ( 13/12/2005 08:00)
Na sondenda ary iny rehefa tsara aminao dia tsara izy izay,sady izay tiana hono anie mitombo tarehy e e hihih
48. dadou ( 14/01/2006 03:33)
:twisted::-*:-*:*
49. hertix ( 14/01/2006 14:19)
raha ny mifanaraka @ fomba fijeriko aloha dia Tanà sy Antsirabe no tena feno tsara e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1954