betsaka tokoa ny mitady vady, miady mivady, saro-piaro no ny
1. ramhors
(
28/09/2005 16:34)
betsaka tokoa hoa ny mitady vady, miady mivady ary dia saro-piaro tsy fidiny mihitsy koa amin'ny alalan'ny internet. Mety hahitana zava-tsoa, ary mety mitondra korontana ihany koa raha tsy mahay mitandrina @ ity fandrosoana vaovao isan'andro ity. Tena tsara ny fandrosoana, fa dia samia maka izay tandrify azy!
répondu par lilbon le 08/10/2005 04:57
2. Veloo
(
28/09/2005 16:45)
raha oe ao @ internet aloha no ahitana dia tsy mety eeeee mila taona mihitsy anie vo mivady e....za aloha dia tsy tia internet zany e:-D:-D
3. fasaly
(
28/09/2005 17:04)
lay resaka vady aloha asakasak'izay nahita fa ny resaka problem ao amy tokantrano no efa nahita betsaka aho ny mpivady miady amilay izy e!
misy fahamarinanay mihintsy mihintsy izay ! fa anjaranao no mahalala ilay hatao hoe limite e! fa tsy ho eo foana akory ambodi ordi eo. surtout ho an'i olona efa manambady, manana tokantrano vady amanjanaka fa angamba de ho voatora-bato mintsy ao an-trano ao.
ny any ampiasàna ndray iny tsy olana e!

4. Herimiafina
(
28/09/2005 17:58)
Za zany te-hahita vady avy amin'ny internet tampoka teo njay. heheheheheheheh.
Nereo reto kou tsy mitsahatry ny manome hevitra tsara anah mihintsy an.:-D
Nereo reto kou tsy mitsahatry ny manome hevitra tsara anah mihintsy an.:-D
7. kiali
(
28/09/2005 19:13)
Herimiafina:
Za zany te-hahita vady avy amin'ny internet tampoka teo njay. heheheheheheheh.
Nereo reto kou tsy mitsahatry ny manome hevitra tsara anah mihintsy an.:-D
tena marina nelah le ! andeh hitady vady eto ko zah le
9. Herimiafina
(
28/09/2005 20:17)
Ndao mba hiaraka zany ry kiali an, fa ze hitantsika voalohany eo anah alou an, de le manaraka vô an-toi, sa ahoana?
Veloo, :^):^):^)
Veloo, :^):^):^)
11. Herimiafina
(
28/09/2005 20:34)
Paozy kely deux jours zay fa aza matahotra enao. Vitaiko alina dôlidôly ny devoara rehetra de tsy nidodo za kanjo vao andeha hanatitra azy androany dia hozy njay le profy hoe aleo amin'ny alatsinainy vao hangonina de tezitsa be za de manala azy ato klou. :-D
15. Herimiafina
(
28/09/2005 20:48)
Misy succedané ana malagasy aty kah: indoneziana, karana, sns.
Misy rakalakely zay zao nampianariko teny gasy de le teny ratsy ihany no mba tena tadidin'ikala, sipa visy tssss. hehehehehe:-D
Misy rakalakely zay zao nampianariko teny gasy de le teny ratsy ihany no mba tena tadidin'ikala, sipa visy tssss. hehehehehe:-D
16. ramhors
(
28/09/2005 21:17)
It's risky!!!! koa masahia izay sahy fa raha vady zany ry zalahy no resahana dia samy manana ny fomba hizorany mankany. Soa tokoa aloha fa nisy itony internet itony fa raha tsy izany angamba dia tsy hahita vady tokoa ireo saro-kanetra! ka zara aza aloha mba misy hifanoratana hanalana henatra! Dia mazotoa daholo e!
17. pika
(
29/09/2005 05:33)
ny tena vady tsy tadiavina fa tonga ho azy eny
raha namana no iandohana ato @ net dia mety lasa vady avy eo d'accord
fa raha vady no resahina, indrindra iadivana araka ny tenin'iramohrs, ka atao hankarary fo hahasaropiaro dia mba mieritrereta ihany
ny matetika misy @net anie dia olona efa manambady fa de mampiresaka e tandremo sao voafitaka

19. Herimiafina
(
29/09/2005 06:42)
Zay le ilaina aminlé fofombady kalongany vô vady e. Analyse pre-nuptiale daôly zany. hehehehehehe
Ngô de rhesus négatif tampoka eo le sipa nefa za rhesus positif be mahintsiny fa tonga da tsa miteraka tampoka eo an. hehehehehe, za nefa mila papoose. hehehe:-D
Ngô de rhesus négatif tampoka eo le sipa nefa za rhesus positif be mahintsiny fa tonga da tsa miteraka tampoka eo an. hehehehehe, za nefa mila papoose. hehehe:-D
20. sasa
(
29/09/2005 07:21)
asakasak'izay hitady vady ato aloha fa raha za manonkana tsy amzany klé, mba namana fotsiny angaha ka atao, sy hoe hiresaka d mifanerasera e