betsaka tokoa ny mitady vady, miady mivady, saro-piaro no ny

21. pika ( 29/09/2005 09:46)
mpandainga sy mpampiresaka no betsaka raha vady no resahina ao @ net
ka mba hampianaro ihany indrindra ireny ankizy mbola tsy ampy taona ireny sao voarebirebin'i....
22. fasaly ( 29/09/2005 10:59)
fa tena marina fa betdsaka ny nahita vady tamy net e! de sambatsa be zareo rehetsa an!
23. Veloo ( 29/09/2005 15:42)
fasaly a zany ve? ataoko fa tsy tonga dia nivady raha vo nofankahita a?
24. Herimiafina ( 29/09/2005 16:41)
Ny an'ny Jiosy aza hafarana avy any Israel mihintsy.

Le bandy akamako israelianina izay izao, rabbin ileiry de vao teraka dia efa fantatra izay ho vadiny.

De nony lehibe i nedala de mifanoratra amin,ilay sipa foana.

De efa ho avy zao le sipa fa efa ho fita ny fianaran'i nedala, dia efa manana karazana aferafera mampidibola nedala, dia efa ato amin'izay le ceremonie. Mbola tsy nihaona mihintsy an.

De tantarain'ileiry anah hoe refa tonga le sipa de miresadresaka un seamine kaloungany de avy eo amin'izay miditra ao anaty chambre de ny fianakams miandry eo ivelany de manao raha ao de avy eo aseho le drap misy rà, dia mitehaka daholo ny fianakams. Fa raha sanatriavina zao hono tsisy rà le drap de tsy afaka manambady anlé sipa tsony ileiry, tsy maintsy virja zany hono le sipa e.
25. Veloo ( 29/09/2005 17:00)
hery a afa anie ny jiosy e...:^)
26. Herimiafina ( 29/09/2005 17:13)
Ka za Jiosy fa saingy tsy rabbin fotsiny. hehehehehe:-D
27. Veloo ( 29/09/2005 17:16)
:roll::roll::roll:
28. Herimiafina ( 29/09/2005 17:31)
Bizness bizness jiaby jiaby zany e.:-D

Sao de hividy peratra mariazy i Veloo?
29. ramhors ( 29/09/2005 20:19)
ny tena olana @ ity resaka ity anie dia betsaka ny olona no mahay mandahatra tsara rehefa manoratra an-taratasy na @ net toy itony. Ny sasany aza moa na mifanatri-tava izao, mbola mahay mivarotra am-pitsanganana mihitsy.
Na izany aza aloha tena hahitana ny soa tokoa ilay net e!
30. ari.malala ( 30/09/2005 07:12)
d voavarotra ohatrainon ai ramhors? :-D marina kanjo zany fa @net anie tsisy mahalala we mandainga v io ol io sa tsy ê! ko samy ambadiky ny ordi d tsy mifanatrika d samy afaka milaza ze tiny tenenina ko! fa mahità soa ze hitady vady eto @ net alo ê! isan'zany herimiafina sy kiali :-D
31. fasaly ( 30/09/2005 17:33)
velo:
si si si! tena nisy ary azo tsapaintanana, sipa gasy nanambady belge fa tonga de nivady ary sambaytsa be zareo
32. Herimiafina ( 30/09/2005 19:20)
Sao de mba nandainga tao ambadiky ny ordi kosa ry herimiafina sy ry kiali ry ari.malala fa tsy mitady vady amin'ny net akory? hehehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
33. ramhors ( 30/09/2005 20:23)
Fasaly! misy tokoa aloha dia tonga dia mifanaraka tanteraka ny mpifankatia mifankahita @ internet e! fa hoatra ny mitsambiki-mikipy ihany io e, ary tsapatsapa vody akoho io ka raha tsy atody ve tsy ho....?



fasaly:

velo:
si si si! tena nisy ary azo tsapaintanana, sipa gasy nanambady belge fa tonga de nivady ary sambaytsa be zareo



34. Herimiafina ( 30/09/2005 20:28)
Fa maniinn hoa ny belza hanaovan'ny frantsay blagy mampime be foana e. Sao dia noho izay antony lazain'i fasaly zay, hehehehehehehehhe:-D:-D:-D:-D
35. lilbon ( 04/10/2005 05:21)
hi hih i!misy sambatsa e!
fa misy kou le mitady sexe amy net an hihihi=))=))
de avy eo tsy mivady hihihi=))=))
aza mitady vady zany wa fa refa tonga eo izy de hita foana ny hatao:-D
36. Herimiafina ( 06/10/2005 04:41)
Fa iza moa no ho tonga eo ry lilbon raha tsy nomena invitaka kely tany ho any alou. hehehehh:-D:-D:-D:-D
37. lilbon ( 08/10/2005 04:57)
ka tsy maintsy mena invitaka eto amy net hijerena azy anie e na de carroserie fotsiny aza alou no hita amy voaloha:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4205