HEVITRA TSARA NO SADY MAHOMBY
1. boubounezy
(
27/09/2005 11:40)
so dé misy mila recette momba ny fety nareo?
na zavatra spécial toy ny fanasana entre samy pote, na kou sakafo mora atao no sady rapide fa atondroko zé mba haiko.

répondu par pitounnet le 19/11/2005 23:32
2. ramija
(
27/09/2005 11:56)
salut
ny andro izao efa akaiky fety izaho tena mila izany fa ny
sakafo tadiaviko dia ny poisson farcie ahoana kay
ny fanaovana azy tsy ilay potehina dia avy eo atao bikana trondro fa ilay izy toa nesorina ny tao anatiny avy eo nosesefana iny izay no ilaiko valio

3. ramija
(
27/09/2005 11:57)

4. boule
(
27/09/2005 11:58)
slt!
Tena mbô hilaiko izany hevitrinjy izany, za tena tsy mahavoa an'io mikarakara raha @ fety io, ka inona no azon-njy atoro ahy, zao anefa izao vita malaky ihany no tena milay fa za tsy de manam-potoana be ah!

5. ramija
(
27/09/2005 11:59)

6. ramija

7. booboo
(
27/09/2005 12:03)
ny anà n'importe quelles recettes miaraka @ menus fatao refa fety na refa manasa oul. Sôtra ô
8. boubounezy
(
27/09/2005 12:45)
zao an! miankina @ isany oul no hanaovanao azy trondro bé na kély( ra ngeza le trondro eo @3kls eo dé ampy oul 15 zany ny trondro iray)
alohany rehetra; teteho ny citron vert en rondelle manifinify dé atokano, dé manaova sauce vinaigrette @ tongolo gasy vototo, miaraka @ tongolo oingon votetika en rondelle manify, dé asina kotomila vototo sy persil vototo. apetrao eo @ sisiny mandrampa masaka ny trondro.
ny fanaovana azy refa vide ny kibony sy ny sofiny ra tinao esorina dé ny ataonao farce dé togolo oingon votetika na vototo, tongolo gasy vototo, tongolo maintso votetoka madinika, du thym, poivre kely, persil, kotomila, atody2, farine 150g, fecule de manioc 150g, champignon noir 50g zay tetehina madinidinika, afangaroy @ totokena kiso na omby @ zay itiavanao azy fa ny kiso no tena tsara. vita ireo dia ampidiro ny farce retra zay tafiditra ao anaty trondro, afatory mitsivalana @ fil alimentaire ny trondro fa tsy votery zairina, refa vita kou zay dia afanao ny menaka betsaka @ poele dé ataovy mendimendy tsara alou ny trondro tsy hiraikitra @ vilany ny odiny(zay no mahatonga ny afo atao mamay tsara) eo @ 5mn eo énao manéndy azy @ menaka mamay be avy eo ampidino ny afo dia avadika tsikelikely ny trondro mandrapaha masaka azy. masaka ary ny trondro dé ataovy anaty plat ovale. misy ny azonao atao miaraka @ fa tsy votery ho vary fona. andraoy @ odiny ny ovy eo @ 1/2kl eo na atao vapeur kou efa asina sira kely, refa masaka voasy dé avelao angatsika kely fotsiny, mamoasa carotte eo @1/2kl eo kou dia teteho mitsivalana eo @5cm eo ampangotray sady efa asina sira kely, alaivo ny poirot somary madinidinika eo @ 4 na 6 eo dia ampangotray mangotratokana na éndasina @ menaka mamay bé dé avadika dé vita efa misy sira kely. vita daoly zay dé ataovy manodidina ny trondro zay efa nataonao anaty plat ovale ny légume retra ataonao ovy, carotte, poireau. ny farany alaivo @ zay ny sauce vinaigrette efa vitanao teo dé ararao eo ambony ny trondro alaivo @zay ny citron votetika alaharo eo ambony ny trondro dé asio kely kou anelanelany légume. (azonao asina vary kely iany de coté fa manaova rou matsatso inananao azy @ poisson farcie dé lasary votaby) miaraka @ vin blanc @ zay fa tena henokenika tsara enao sy ny invités nao.ny entrée salade. ny déssert ataovy vokazo na mananasy no itaka tsara
dé mazoto omana daoly e!

ramija:
salut
ny andro izao efa akaiky fety izaho tena mila izany fa ny
sakafo tadiaviko dia ny poisson farcie ahoana kay
ny fanaovana azy tsy ilay potehina dia avy eo atao bikana trondro fa ilay izy toa nesorina ny tao anatiny avy eo nosesefana iny izay no ilaiko valio
9. boubounezy
(
27/09/2005 13:17)
efa novaliko mou ena teo e!
boule:
slt!
Tena mbô hilaiko izany hevitrinjy izany, za tena tsy mahavoa an'io mikarakara raha @ fety io, ka inona no azon-njy atoro ahy, zao anefa izao vita malaky ihany no tena milay fa za tsy de manam-potoana be ah!
10. boubounezy
(
27/09/2005 20:20)
lazaivo ahy fotsiny hoe fety inn lé izy dé itako ny atoro anao. tsy misy tsara afa tsy ny sakafo somary mandany fotona no tena izy. fa ra ny maika no tinao dé tsy olana kou ka!
booboo:
ny anà n'importe quelles recettes miaraka @ menus fatao refa fety na refa manasa oul. Sôtra ô
12. nitram
(
28/09/2005 07:45)
hono oa ry boubounezy inn no azo asolo an'le kotomila mba nijery foana aho taty fa toa tsy mba nahita mihitsy ,ary ianao va mba afaka manome ,ahy recette amin coco reny raha mety
de misaotra mialoha fa gentille be ianao

16. boubounezy
(
28/09/2005 20:16)
zay mintsy ka! ny ananana sy ny zavatra betsaka avy any dago reny
chipie1:
nitram > eny aminy mpivarotra sinoa misy "coriandre"
18. kukuto
(
05/10/2005 02:49)
Salut!
I Boubounezy lo de dokafana mitsy @ ty sakafo ty eh!:o (rah nisy majinika de nandrotsaka raktsa ho anjy, sa za anao manajeranjy ary lo e!)
Fa zahay zany mba te hiarahisakafo e! samy gasy eo @ olona 7 eo. De mila sakafo tsy de be pitsopitsony loatra fa moramora atao ihany. sady tsy mandany vola loatra no tsy mandany fotoana (fa manjary lany andro manao kaly indray). zany hoe hihinambary mihitsy fa be no tsy mahandro vary aminay e! De tena mba hoe gasigasy izany.
De misaotra mialoha.

19. boubounezy
(
12/10/2005 18:01)
tena azafady ra zao vo afaka namaly e!
teneno ana fotsiny hoe inn ny base lé sakafo tinao atao sa zé teneniko dé efa izy?

kukuto: