HEVITRA TSARA NO SADY MAHOMBY

41. Herimiafina ( 17/10/2005 21:47)
Eeeh, manasa ary homana e, de aasivo divay kely anie e, misy lazan'i betsileo ve ao , rouge, ie, hay, lafo loatra fa ataovy anlé bordeaux iny ary e, ie. miam miam.

Eeeh, de mba hitondray sakay kely anie azafady e, hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
42. boubounezy ( 18/10/2005 18:58)
za manana sakay avy any dago le tongolo gasy miaraka @ sira vaingany vototo reny fa omeko enao e!


Herimiafina:

Eeeh, manasa ary homana e, de aasivo divay kely anie e, misy lazan'i betsileo ve ao , rouge, ie, hay, lafo loatra fa ataovy anlé bordeaux iny ary e, ie. miam miam.

Eeeh, de mba hitondray sakay kely anie azafady e, hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D



43. Herimiafina ( 18/10/2005 20:44)
Zah mitady anlé karazana sakay le boribory ahita any Majunga any, masika zany an, totoina miaraka amin'ny sakamalaho sy tongolo gasy de asiana sira sy vinaigre ary menaka kely tena favy any zany a. Na hinana tartine vao maraina aza de asiana anlé izy. :-D
44. boubounezy ( 18/10/2005 21:53)
ka ny dikany lé asina menaka bé ny sakay angé dé mba mitairy lé sakay tsy ho simba ny eo ambony e! satry lasa bobongolo. ary ra sakay ho terizina tsy asina vinaigre fa ménaka fotsiny zany hoe miaraka @ indrédien zany fa tsy vinaigre dé tsy raisina @ sotro vy na sotro efa niasa fa misy ndray lé sakay milona dé tsy maninn atao vinaigre fotsiny ndray fa tsy asina menaka.


Herimiafina:

Zah mitady anlé karazana sakay le boribory ahita any Majunga any, masika zany an, totoina miaraka amin'ny sakamalaho sy tongolo gasy de asiana sira sy vinaigre ary menaka kely tena favy any zany a. Na hinana tartine vao maraina aza de asiana anlé izy. :-D



45. Herimiafina ( 24/10/2005 04:46)
Ie mon kamarady, misaotra,hanamboary zah refa tonga any amin,i toi any, kozy an. hehehehe:-D:-D:-D:-D
46. boubounezy ( 24/10/2005 11:33)
misy fety fiarahana ho ataonay sy lé fijo aty marseille fa mbola tsy fantatra lé date. lazaiko iany enao refa anao lé fety zay fa misy participation kely. za no mkarakara ny sakafo fa tongava. mbola ho lazaiko anao iany ny date refa vonn zay.



Herimiafina:

Ie mon kamarady, misaotra,hanamboary zah refa tonga any amin,i toi any, kozy an. hehehehe:-D:-D:-D:-D



47. Herimiafina ( 24/10/2005 17:55)
De any amin'i toi zah no mipetraka an? zah tsy tia raha tsy corn flakes vao maraina de asiana ronono de asiana café sy tartine kely. okay?(l)
48. pitounnet ( 08/11/2005 21:02)
akory e!
tena hita fa sady tia no mahay manao sakafo tokoa ianao ry boubounezy ! izaho mila mmanasa vazaha somary sarotiny @ asabotsy izao koa dia mba homeo hevitra hoe ?
misaotra mialoha e
49. boubounezy ( 14/11/2005 12:52)
tena miala tsiny aminao ry pitounnet fa tena tsy nandalo teto ela ka zao vo nahita ny hafatsinjy fa andéfaso pv ra mbola mila menu njy na recette. dsl!


pitounnet:

akory e!
tena hita fa sady tia no mahay manao sakafo tokoa ianao ry boubounezy ! izaho mila mmanasa vazaha somary sarotiny @ asabotsy izao koa dia mba homeo hevitra hoe ?
misaotra mialoha e



50. pitounnet ( 19/11/2005 23:32)
misaotra an'i boubounezy namaly ahy ! ie nataoko tsotsotra ilay sakafo : salade mangue sy crevettes dia hena omby ritra be sakamalaho ary rougail tomate dia tarte tatin no nataoko dessert . nazoto homana ny vahiny !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.244