HEVITRA TSARA NO SADY MAHOMBY
21. boubounezy
(
12/10/2005 18:22)
betsaka ny sakafo azo atao @ coco na mangahazo na sônjo na vary sns..
poulet coco zany ny recette oméko any nitram nefa ny ravitoto coco no tena tsara
io ary ny poulet coco:
endaso ataony dorée tsara ny henany akou, tsy atao masaka bé fa juste lé eo ivelany no atao mendy tsara, ny afo zany atao mahery2. vita zay dé endasinao ny tongolo oignon, dé refa somary dorée dé arotsaka ny tomate eo @ 4 na 6 pour 1 poulet, zay efa novoasana dé arotsay miaraka @ kou ny tongolo gasy miaraka @ carry misy2, dé poivre kely2 voedny ny sauce tomate dé afangaroy @ lé akou efa vita dé avela eo @ fatana eo @ 10mn @ afo atonony dé arotsay @ zay ny coco avelao hitaingina eo ambony ny fatana @ afo farany kely eo @ 15mn eo kou dé vonoy ny afo fa vita ny poulet coco!
lasary carotte rapé madinika @ rape kikisana reny no tena tsara ikikisana azy fa tsy robot dé matsiro tsara ny lasarinao
dé mazoto homana ary e!

nitram:
hono oa ry boubounezy inn no azo asolo an'le kotomila mba nijery foana aho taty fa toa tsy mba nahita mihitsy ,ary ianao va mba afaka manome ,ahy recette amin coco reny raha mety
de misaotra mialoha fa gentille be ianao
22. Herimiafina
(
12/10/2005 19:14)
De tena dinganinao mintsy moa ny arhabako ry boubounezy an. tsy maninn e, kely de tsisy mahita, hehehehe:-D:-D
23. boubounezy
(
12/10/2005 19:45)
eto iany fa saingy sahirakirana kely fotsiny e!
Herimiafina:
Salut boubounezy, tsitahitsa tsony njay an?:-D:-D:-D
24. Herimiafina
(
12/10/2005 20:05)
Enao io ve no sahirankirana, ny fijewriko azy tena la vie est belle be ny anao kou. hehehehe, mba mitsikia amoa ae. hehehehe:-D
25. boubounezy
(
14/10/2005 02:48)
hainao mou lé oe ny tokatrano tsy ahaaka! mety sahirana mety tsy sahirana. sady l'habille ne fait pas le moine kou angé é!
Herimiafina:
Enao io ve no sahirankirana, ny fijewriko azy tena la vie est belle be ny anao kou. hehehehe, mba mitsikia amoa ae. hehehehe:-D
26. Herimiafina
(
14/10/2005 02:57)
Eeeeh ry boubounezy keliko marina mafy, mon kamarady, mila anao ny firenena hahatratrarany ny fahavitantena ara-tsakafo, antoky ny paradisa socialista. :-D:-D
27. boubounezy
(
14/10/2005 11:41)
marina ve??? ary mety ho sambatra bé iany za zany 1 jour an!!!
zany hoe za alou tsy manda manampy ra mbola zavatra vitako sy haiko e! mazo tonga doly ny mila recette retra na eto @ dinika na @ pv tsy misy ny olana
zany hoe za alou tsy manda manampy ra mbola zavatra vitako sy haiko e! mazo tonga doly ny mila recette retra na eto @ dinika na @ pv tsy misy ny olana
Herimiafina:
Eeeeh ry boubounezy keliko marina mafy, mon kamarady, mila anao ny firenena hahatratrarany ny fahavitantena ara-tsakafo, antoky ny paradisa socialista. :-D:-D
28. Herimiafina
(
15/10/2005 01:43)
Oui ma petite boubounezy, hono hoa e?
Inn kay no mba tena preparation favy atao amin'ireny couscous ireny fa tena tsy mba tiako mihintsy fa mameno vava be fotsiny sady sarotra hatelina?
Inn kay no mba tena preparation favy atao amin'ireny couscous ireny fa tena tsy mba tiako mihintsy fa mameno vava be fotsiny sady sarotra hatelina?
29. boubounezy
(
15/10/2005 12:56)
tsra bé ny couscous ra hainao ny manao azy no tsy mankeda fa angamba tsy ampy sauce lé couscous noaninao ka! ny couscous misy karazany bétsaka ka inn lé couscous tinao azavaiko @nao? sa ty misy 1 alou! ny zavatra ilaina @ gigot d\'agneau, merguèz, hena mouton,dé cabrie,ny légumes carotte, navet,courgettes, celerie, poid chiche, résain sec, tomate, persil, tongolobé, ail, coriandre, poivron rouge, poivre, cumin, currucuma, couscous, beurre, menaka olive. aloany rehetra dé ny agnaeu,mouton, cabrie, alona @ sauce soja kely2 salé poivrer, ail vototo, asio moutarde kely kou mba ampalemy ny hena.alona eo @ adiny 1 oe. endaso ny tongolobe, avy eo arotsay ny tomate sy ny l\'ail avy eo ny poivrerna , cumin, curucuma ny resil votetika madinika sy ny coriandre votetika madinika kou. vita reo, arotsay ny légumes, ny poivron, navet, poid chiche, carotte,courgette. asio rano kely @ zay tina fa tsy be rano lotra. grilléou ny hena volona retra sy ny merguez. masaka ny légume mandrampaha vita ny grillade. ny préparation ny couscous indray zay efa natao taloany nandraona ny légumes sy ny grillade dé zao; alaivo ny couscous dé ataovy anaty ny bol 1. vita zay dé asio sira kely sy menaka oliva no sady afangarongaro tsara avy eo ataovy anaty passeoire atao bain marie dé asina beurre no sady aroina fona mandrapa masaka azy. vita ny rehetra, masaka ny hena dé atokana anaty vily be 1, masaka ny légumes dé ataovy anaty bol 1, ny coucous kou torakizany. refa mivervir azy enao zany dé ny couscous izay efa afangaro @ lé raisin sec no tao anaty vily voloany manaraka ny légumes dé ny farany ny hena grillée
dé ho ano @ zay fa mino za fa tsy ho kenda tsony enao ra nataonao somary ketsaketsa ny légumes nandraonao. misy karazana soupe miaraka @ zay atao @ bol kely @ sisiny ovy purer miaraka @ persil coriandre sy lentille dé asina citron kely ra tinao zay otrany hoe rony zany izy io no finana azy e! bé rano izy io. tsara fa andramo
bon ap zany e!
dé ho ano @ zay fa mino za fa tsy ho kenda tsony enao ra nataonao somary ketsaketsa ny légumes nandraonao. misy karazana soupe miaraka @ zay atao @ bol kely @ sisiny ovy purer miaraka @ persil coriandre sy lentille dé asina citron kely ra tinao zay otrany hoe rony zany izy io no finana azy e! bé rano izy io. tsara fa andramo
bon ap zany e!
Herimiafina:
Oui ma petite boubounezy, hono hoa e?
Inn kay no mba tena preparation favy atao amin\'ireny couscous ireny fa tena tsy mba tiako mihintsy fa mameno vava be fotsiny sady sarotra hatelina?
30. Herimiafina
(
15/10/2005 13:00)
Merci mkon boubounezy kely, kamarady tsy foiko, femme-clé anlé socialisma haveriko injay anjo any.
De tonga de hanjamako tsotsa izao zany fa inn moa le cabie fa tsy haiko tampoka teo?
De tonga de hanjamako tsotsa izao zany fa inn moa le cabie fa tsy haiko tampoka teo?
31. boubounezy
(
15/10/2005 13:59)
zanaka osy ka sa béngy angamba mety mazava tsara
Herimiafina:
Merci mkon boubounezy kely, kamarady tsy foiko, femme-clé anlé socialisma haveriko injay anjo any.
De tonga de hanjamako tsotsa izao zany fa inn moa le cabie fa tsy haiko tampoka teo?
32. adidy
(
15/10/2005 19:17)
Miarahaba an'i Boubounezy. Saika hanontany aho raha hainao ny manao an'ilay saosy nem sinoa ilay ohatra ny orange ireny à base de sauce soja maivamaivana iny?
34. boubounezy
(
16/10/2005 15:53)
eto iany ka! madinika angamba dé tsy hitany herimiafina
Herimiafina:
Salut mon Kamarady adidy, elaela njay tsy hita an. :-D
36. boubounezy
(
16/10/2005 16:00)
efa tsy tadidiko tsony manao azy fa fantatro fotsiny hoe misy kou ny a basea poisson, fa ny papato tena mahay anazy tsara famanao anio izy talou ao antrano vietnam mantsy i léryfa lé atao @ poisson ndray to alouna @ sira vangany atao bé sira, dé avy eo atao anaty bassin mandritry ny 1 mois dé refa avy eo fiazana ny ranony dé lasa sauce poisson fa misy fofona be an! dé ny soja kou to otraotrany zany angamba dsl fa tsy matadidy tsony e!efa soira!!!
adidy:
Miarahaba an'i Boubounezy. Saika hanontany aho raha hainao ny manao an'ilay saosy nem sinoa ilay ohatra ny orange ireny à base de sauce soja maivamaivana iny?
37. Herimiafina
(
16/10/2005 16:05)
Eeeh, mba anovy amin'izany aho e, ataovy demi-plat de asio ro matsatso kely an. hehehehe:-D:-D
38. boubounezy
(
17/10/2005 14:42)
rou matsatso? simple fotsiny!! andraoy @ rano be ny asina sira kely 1pincé ny anadrano na anatsonga na haricot vert na salade... dé vo mangotratokana dé vita hehehehehehehe!!! zany no tena spécialité tsara
Herimiafina:
Eeeh, mba anovy amin'izany aho e, ataovy demi-plat de asio ro matsatso kely an. hehehehe:-D:-D
39. adidy
(
17/10/2005 16:46)
Herimiafina: tsy hoe akory tsy tato fa indraindray variana mamaky ny valin'ny ady hevitra efa misy e! Sady tsy haharaka an'i Herimiafina koa tsinona koa , ianao hita eny rehetra eny!!
40. boubounezy
(
17/10/2005 18:33)
:roll::?::?::?::roll::roll::roll:
adidy:
Herimiafina: tsy hoe akory tsy tato fa indraindray variana mamaky ny valin'ny ady hevitra efa misy e! Sady tsy haharaka an'i Herimiafina koa tsinona koa , ianao hita eny rehetra eny!!