pazzapa3
1. nokia
(
25/09/2005 15:38)
:x nareo ve tsy mahita fa i Stan,Nampoina ary Nanah no mbola mahay alavitra noho i stephane?i stephane mingoningonona fotsiny rehefa mihira @teny anglais,misy zvt tsy mazava ao @pazzapa ao!mba lazao hoe ny hvtrareo!!
répondu par pitdra le 25/10/2005 21:40
2. fasaly
(
25/09/2005 15:51)
ka steph anie mignon be malay solomaso sy lay volo de izay no antony e!
6. RADOUXE
(
25/09/2005 19:56)
:-$Fasaly eno sipa d ti steph fa zay bandy mankafy nampoina mlay nge iny totosnana iny e tonga de:*mitsy
8. pika
(
26/09/2005 04:43)
tafajanona i nampoina t@ heriny nimenomenona ianareo hoe tokony izy no lasa fa tsy i stan, rehefa lasa indray izy dia tokony i stan indray 8O
samy mahay ry zareo matoa tonga @ zao stade izao, fa miankina ny fitiavan'ny publika sisa
ary aza fatra pitsikera fa mba miorganiser any @ faritra na fikambanana any e hihihi
samy mahay ry zareo matoa tonga @ zao stade izao, fa miankina ny fitiavan'ny publika sisa
ary aza fatra pitsikera fa mba miorganiser any @ faritra na fikambanana any e hihihi
9. Tenio
(
26/09/2005 08:26)
Za kou aloha tsy mahazo ny nahalany an'dry Steph sy ny tariny kanefa zay ni tin'ny vahoaka e!!!
14. max28
(
26/09/2005 12:33)
Bon, tsotra izany,
Samy manohana ny azy. Ny ahy \"Ramafadrahona\" ihany, vive la France e.
Samy manohana ny azy. Ny ahy \"Ramafadrahona\" ihany, vive la France e.
15. bozimanga
(
26/09/2005 12:46)
ny pazappa 3 aloha dia tsy milamina mihitsy fa lasa fitadiavam bola ho an'ny RTA sy ho an' i lili sy ichristian @ herin- taona rehefa te ho lany pazzapa dia ataovy matevina ny saosy na reven' ny public hianao na tsia fa hain ' izy roa ny manamboatra io toa ny pourcentagen' i stan si i nampoina t@ herinandro eh! @reo ve possible hisy '' 6000'' appel pour nampoina seulement pendant 5'?:?:
16. Toucky
(
26/09/2005 14:14)
Samy artista anie reo milay daholo e! Za koa alo miombon-kevitra @ zany e!
17. stephan
(
26/09/2005 14:15)
aza dia manenjik loatra fa mety ho bonus nomen'ny madacom sy ny orange ireny an! :lol:
18. Aroniaina
(
26/09/2005 14:26)
raha izaho aloha tsy nino e! ary dia tezitra mihitsy aza moa satria tsy miexsiste ireny note azon'i nampoina ireny kale ny ahy izao no tohanako ny fiharahan'i Hery sy Haja satria manko i Hery hita fa tara amin'i Haja dia mody hoe efa manana an'Mirindra mody miantsara velantsihy nefa i Haja no tiany fa na i Stan aza moa dia miezaka ny haka ny fon'i Haja koa e!
19. belouh
(
26/09/2005 21:58)
ka ny coco lily&co mihintsy no tsy mlay e!lasa marketing be fotsiny le revy sô de tokony pazzap?
20. ari.malala
(
27/09/2005 07:02)
ka marketing io ko! in fts no antony amoahany ny pazzapa mag ratsy resaka marketing io? ny ankizy no lasa produit amidy any anaty boky! :) d mazotoa mijery sy mivot e hoan'ze manana credit ê!