pazzapa3
41. fasaly
(
30/09/2005 21:39)
fijo:
aza taitsa toi fa ho vita tsy ho ela fa ampilendaintsika ny star'ac njay reo e!
ny star'ac zao efa milay be kou!
aza taitsa toi fa ho vita tsy ho ela fa ampilendaintsika ny star'ac njay reo e!
ny star'ac zao efa milay be kou!
42. vatosoa
(
01/10/2005 15:55)
ari.malala> fa naninona anareo ary Nampoina e??? sa ve rehefa mba dynamique de ataon'ny gasy fa hoe be fihetseketsehana dia atao maty enjika
44. sasa
(
03/10/2005 08:25)
aza miditra lalina amin'iny loka iny wa fa iny zavatra efa namboarina be mintsy fa eo am le voalohany mintsy no tsy d nahafa-po ahy saingy efa iny moa ny vokatra ka atao ahoana? efa hita hatramin'ny voalohany mantsy hoe tsy maintsy ireto no ho lany eo kou.:)
45. estine
(
04/10/2005 12:48)
tsy azo lavina aloha ireny vola be @pub ireny ikraky i nivea a i siligoma ibibic a.......:(nefa le loka aloha sosoa be rano ,eny e:oops:efa mbo savanturé re dia efa izay be anie anaka no te hanaoan'ireny fa notahian'ny razana ianareo afaka nanao ity pozapo mo izy teo ry lekely pazapa ry bebe a:idea: tokony hanao famotorana ry blanco 'dray ny bianco mantsy e:!::)
46. ari.malala
(
04/10/2005 13:06)
estine; :-D enao ko d mampime! :-D
vatosoa, sy resaka we dynamique na tsy fa izy ranga tsisy feo a! efa t@ step 2 iny wa d efa tsy tokony tafakatra!
vatosoa, sy resaka we dynamique na tsy fa izy ranga tsisy feo a! efa t@ step 2 iny wa d efa tsy tokony tafakatra!
47. sasa
(
05/10/2005 06:00)
ny ahy rangah Sitraka no reveko an, raha mbola kofa nanao pazzapa, sady matotra be lery e, raha sipa indray ve aleoko Faniah tsy haiko ny anareo fa amiko aloha le pazzapa II mbola tsara noho ny III e
48. estine
(
05/10/2005 06:53)
sasa a! misy tsy mazava ao 8O:?: fangah am...i si 'ty ndri (l) tsy blemka natoao imemezana iny e:lol::lol::lol::P marina alozany pazzapa II nijajika nade nengarana kely aza ra sitraka tadidindri le woe fa2 izy teo @ mpitsara, nefa ny publik izy ihany ty pazIII 'ty aloa fiasco total ny RTA ty e! jereo tsara anie fa hodioviny @ ying-yang ,ny hit parade rtaho anao .....sns io 8-):idea: fa titin'ny kil ihany aloha le tahiry e:P iza no bogany tahiry sa sitraka :idea::?::!:
49. nokia
(
06/10/2005 07:08)
za anefa ry estine maita fa misy mahay any ambadika any noho ireo @paz3 ireo,ho hita eo ny tohiny manaraka e!!mbola btsaka any
50. sasa
(
06/10/2005 07:24)
estine, hi hi hi hi i Itiavako an'i Sitraka akia ny feony an, tena manana izy aloha raha feo, sady afaka miakatra no afaka midina, rehefa hira rehetra e, izay no teniko hoe mijajika le pazzapa II noho le III ye nahazo kiana izy tamin'iny kanefa anie rehefa manao spectacle tsy ireny mpitsara ireny no hijery fa ny public e noho izany ny hevitry ny public no tokony harahina, toy izay kou i Tahiry en rehefa tian'ny public izy d tsy afaka manao inona ny RTA kou
raha bogosité akia no resahana tena i Sitraka an, fa raha tamin'ny pazzapa III indray d i Hery no bogosy, hi hi hi fa izany hoe Tahiry akory tsy hoe bogosy fa mba fampitahana iny e.
raha bogosité akia no resahana tena i Sitraka an, fa raha tamin'ny pazzapa III indray d i Hery no bogosy, hi hi hi fa izany hoe Tahiry akory tsy hoe bogosy fa mba fampitahana iny e.
51. ari.malala
(
06/10/2005 10:09)
Tahiry njola kely ko! fa tsy azoko anie we in no itiava,areo anazy e! tsy mahay miditra wa lery! jereo, hira 3 b zao, la là bas alo 1, taxi brousse, d le can you feel the love tonight t@ finale iny... tena tsy namely ny pazzapa III e! diso safidy hatrany am-1 mintsy ny juris, k'in mo fa tsy ry rasomotra no nahatonga anzany!
53. ari.malala
(
06/10/2005 14:14)
hihihihi, efa tsy finaliste ky izy â !sady ny lokany aza mifanaraka @ maha zaza b anazy fa PS2 :)
55. sasa
(
07/10/2005 04:44)
fijo play station II anie lety no azony e, grave an, tsy aleoko aza le chaine HIFI klé
57. pitdra
(
25/10/2005 21:40)
ch ch ch ch !! Nampoina vé ry bandy !! tsy maty antoka bé nareo ra iny no lazainareo fa m'lay tao !! sipa mangididy iny , koa ra tsy concours na manequin sa concours na fanamboarana fitenenana ny ao am pazzapa koa !! mandainga kosa nareo ra ozizy nareo hoé iny dia tsara feo é !!! aty paris zao ra zé sipa m'lay tao am star académie rofina amin'ny sobika fotsiny , nefa ny sipa tafa-janona ao amin'izao fotona tsika miresaka zao ,,tsstststststtstst !! ny sasany ngoza bé otran'ny trano !! ra tam pazzapa aloha za aty an-dafy !! tam internet a no nijery ny final fa aleko kokoa Haja , iny sady tsara feo , no m'lay , no tsara bika ,, sexy kely sady dézaka bé ny fiakanjony !asa !!!!!!!!!!!samy manana ny tiany aloha ny tsirairay é !