pazzapa3

21. mamzelkely ( 27/09/2005 07:28)
za kosa alo de hifidy an HERY e.. izy zao no hitako fa tena mahay beuuuu ao..:wink:
22. fasaly ( 27/09/2005 12:08)
bozimanga:
de toute façon natao hampidirambola mintsy ho an'i tele ny fandaharana toy ireny sinon tsy manao ireo e!
aza gaga ny amzany....

ny ahy aloha i haja kou e! fa i stéph kou tena manana ny tsyle-ny manokana no tena itiavan'ny olona azy e!.
23. mamzelkely ( 27/09/2005 14:50)
fasly
24. soafara ( 27/09/2005 16:18)
Ka efa fantatrareo fa fitadiavam-bola io ka aza mimenomenona, :evil: Ny ahy aloha dia ekeko izay ataony, ny azonareo atao dia mandania crédit, de toute façon i Steph dia nitondra nouveauté fa tsy ireny fangalàna tahaka ny taloha sy ny mpihira efamisy ireny. Hifankahita eto isika amin'ny sabotsy.
25. mann ( 27/09/2005 19:33)
Raha ny Finalistako kosa leretsy de tena hafa a!

STAN-NAMPOINA-DINAH-NANAH. Sa ahoana ny hevitrareo ?
26. ari.malala ( 28/09/2005 07:03)
ouuuujjjjjjjjjyyyyyyyy! in no maharomotra b @zany re ry soafara â! :) cool ihany toi alo! :)

mann, i nampoina ranga tsy misy feo â! stan, haja, stephan, nanah, zay zao ra za manokana! i tahiry tsy milay! tsy mahay midytra sady manimba hira! jereo anie ny nanaovany anle la bas ê! tena hita we taitra b sady gaga b i nanah fa tsy mbola vita ny anjarany d niditr ale tsy mahay miditra @ le feo ratsy b!!d le taxi brousse koa! na ny mpitendry aza fanina! avy eo fay daolo zay taorian'ingahy!
27. soafara ( 28/09/2005 10:17)
ari.malala==> tsy romotra zany lesy fa milaza ny marina a! i tahiry dia mahay mihira fa mifidy hira ny feony, reny hira soara ireny ihany no hitako tena mety aminy. i stan wa tsy voako mintsy, be zesta lotra na feo na fihetsika.
tahiry-steph-haja-hery
quarté milay io ho an'ny mpanao PMU(zza lo tsy manao é); meko ze tianareo nareo raha tsy io no filaharany, raha tsy hoe nga misy vote-na 15000 pers tampoka ao anatin'ny 5min ndray.
mbola mifampiresaka sika na io sabotsy finale io ary
28. palince ( 28/09/2005 14:20)
za kou de mahita fa misy zavatra tsy mazava io pazzapa3 io. Ngamba matahotra ry zalahy de mody asiana faritany mandray anjara nefa de hita be zao fa tsary mahavoa ry brone fa ry nampoina sy ry nanah irenny no good
29. ari.malala ( 28/09/2005 14:43)
nnnnnnnnnnggggggggggggggggaaaaaaaaaaaaaahhhhhhhhhhh! iza ko no hiteny we nampoina mahay!!! za alo tys mahita ê! ol fotsy feo kely iny! izy mignone nga d tara nareo!!! ataovy mivazo reggae anie iny raha hatafavoaka ê! jereo ze hira nataon'i stephan ra tsy nivoaka daolo na mihetsika na slow na reggae moa efa specialite any rahateo! nanah angaha hoe! ra iny d tena mahay, porofon zany ny tsy naha nominée anazy mintsy nandritra ny pazzapa!
30. fasaly ( 28/09/2005 15:21)
ny ahy kou clou ry ari de i stéph ihany sy haja a!
sady stéph aza hono manana solomaso bdb kou!
31. fijo ( 28/09/2005 20:25)
mbola tsy vita foana ve izy izao le
32. nokia ( 29/09/2005 04:13)
:wink:ny ahy aloha tsoriko fa nampoina sy haja ary stan no itako tsara ao,samy manana ny safidiny zany e!ts vitan'ny ananan'i steph solomaso akory no mahatonga an'iny mahay mihira b!!sssssssssssss!!:x
33. sasa ( 29/09/2005 07:07)
hi hi hi hi hi le Nampoina efa hita hatramin'ny voalohany fa natosiky ny Rta sy ny coach fotsiny satria fotsy feo , i Stan indray tsara feo fa saingy misy zavatra tsy ampy kely ao aminy, raha i Nanah indray mahavoa aloha izy satria mahay mihira ny hira rehetra koa saiingy mbola tsy serieuse tsara, i Tahiry indray ve tsy mahay miditra no sady tsy mahay afa-tsy hiran'antitra, i Hery indray lasa be zesta be mintsy noho ny lasa aty afara aty nefa tsy mahatakatra feo ambony indraindray,i Haja kou sipa mamalankira iny no sady tsy mahatakatra feo ambony fa izany hoe candidaten'ny RTA izy sy tahiry ary Nampoina d tsy maintsy atosika foana nefa efa hita le defaut, i Dinah indray tsy mahatakatra feo ambony koa sady mamalana, i Stephane indray tsara feo no sady afaka mis'adapte amin'ny hira rehetra saingy somary voa kely lery eo am dihy no sady tsy mihira mafy izay kou
Tsy misy tonga lafatra izany ireo ankizy ireo ry reto an !mbola mila mianatra zvtra be da be daholo.
Fa ho hita eo le finale aloha hoe iza no ho voalohany, suspens be mantsy io ka tsy hay
34. ari.malala ( 29/09/2005 07:23)
dakoro 100% @ sasa za @ le remark! tena diso safidy hatr@ voalohany mintsy ny RTA ê! bdb ny ankizy tokony niditr villa fa tsy nampidirina satria v tsy d mihaingo? (Tanitra Tamatave) hany ka olona tsy d manana chance ho lasa artiste no tafakatra finale... raha hoe i nanah tsy d serieuse alo no pb, azo ovaina eny andalana ihany ê! sady aleo ol mitsiky lava toa azy toy izay olona tsy hita faly tsy hita tezitra no tsy accessible! i nampoina alo zany efa eliminée d hita eo ndray ze havoakan'ny finale @ sabotsy! za alo d kivy b raha sanatria mbola le tahiry iny ihany no tafavoaka eo ê! serieux ê! ol sady tsy mahay miditra, no mifidy hira b ny timbre vocale ny, ny anazy le hira kalon'ny fahiny no tena hainy sy tafavoakany....tena ra za d i stephan no hitako mendrika, na d tsy d mahay mandihy za lery azoianarana tsikelikely izany.
35. vatosoa ( 29/09/2005 09:59)
NAMPOINA foe ever:):):):)
36. fasaly ( 29/09/2005 10:31)
sasa:
kou iza aza no ho lany eo raha izany e!
i stéph ihany angamba ny mpohira anie tsy voatery hahay handihy daholo e!
37. soafara ( 29/09/2005 11:49)
Marina daholo ny voalazanareo, fa i Nokia izany dia toa tara loatra amin'i Pounah ka manahirana, raha vao misy état d'ame dia tsy mety. Za ko lo dia pour stephan e !
38. fijo ( 29/09/2005 19:56)
hialao amin'izay ry zareo an
39. ari.malala ( 30/09/2005 06:01)
vatosoa, Nampoinanareo efa eliminée
40. fijo ( 30/09/2005 19:41)
gay,mbola mitoy ihany le,ho kivy ao anie nareo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4082