mamo-lava

1. zefalah ( 22/09/2005 16:03)
ho anareo fanaka malemy eto amin'ny serasera.org
tianareo ve raha ny vadinareo no mamo-lava?
de raha ENY de inona no antony?
de raha TSIA de inona no antony?
répondu par vale le 03/12/2005 12:12
2. sipagasy ( 22/09/2005 16:47)
TENA MALEMY LOHA MARINA IANAO RY ZEFALAH , TENA MITONDRA NY ANARANAO KOA IANAO PFFFFFF
3. Veloo ( 22/09/2005 17:11)
sipagasy =D=D=D=D
4. Herimiafina ( 22/09/2005 17:25)
Zarako aza enao katrikatry iny manalanala azy sy bebe lazao, fa refa tsy mamo enao mataho-behivavy e.

Ny ahy ny vadiko dia tiako be ny vadiko raha mamolava indraindray satria tonga dia boky mivelatra ka fantatro daholo ny fandehany rehetra any ambadika any. hehe:-D
5. vale ( 22/09/2005 19:39)
'Za aloha d tsy tia é! Satria matetika mikasitanana ny olona mamolava, d raha mba miantehatra aminy ianao d eo no raisina satria izy "toujours dans la lune!", d tsy mahasalama koa é! ...be d be é! tsy tsara ka!
6. xxx ( 22/09/2005 19:54)
tena mahatsiravina koa zany hevitra zany iza no tia ny vadiny mamo lava,ariko faty any raha miseho miadaladala aty amiko aty
7. Veloo ( 22/09/2005 19:59)
xxx zany mihitsy retsy a:-*
8. hesham ( 22/09/2005 20:29)
TSIA satria tsy tiko ny mamolava :-D:-D:-D:-D:-D:-D
9. Veloo ( 22/09/2005 20:43)
marina zany ka
10. Herimiafina ( 22/09/2005 20:59)
Tsy mba misy mamely zany nareo reto? Za nefa saika hi-inviter anareo ho aty aminay satria aty de tsy maintsy misotro tôka raha tsy zany matin'ny hatsiaka.

Misy Vodka zay zao ato laninay mivady rahalina. Zay mivady koa samy mamo lava ka. hehehehehe:-D
11. Veloo ( 22/09/2005 21:05)
dia tsy ho invite any aminao mihitsy za ty, dain ko ty hery mandainga be ary hono izy tsy nmisotro kafe sy the nefa ato miteny momban'ny toka tsssssss
12. Herimiafina ( 22/09/2005 21:09)
Ka tany zany fa isika zao mbola eto.

Sady tany kou aza za niteny hoe mankafy dité sy kafé sy sigara sy sakay sy tôka, ze zavatra tsy misy mpanao afa-tsy ny olombelona fa tsy ataon'ny biby rehetra e.

Taiza ianao no nahita omby misotro vodka, na mifoka sôrà, za nefa misotro sy mifoka, donky je ne suis pas un omby.
13. Veloo ( 22/09/2005 21:14)
8O8O iza no mahalala...:-D:-D:-D
14. Herimiafina ( 22/09/2005 21:31)
Anjay ry Veloo, fa kes ke ta contre moa e? Marary fo be enao.:-D:-D:-D:-D
15. zefalah ( 22/09/2005 21:39)
sipagasy>> Mba inona loatra ny tsy hitiavanao ana e?
za eto mantany resaka toaka ,enao miteny ,fa malemy loha aho...tena malaelo be mintsy alo za e :( hoe maninona ary za no ataonareo malemy loha?
nefa mba te hiresaka?:(
za anie manaiky fa zefa fa mba apenaro refa zefa e..
tiavo ny namanao tahakany hitiavanao ny tenanao.
16. Herimiafina ( 22/09/2005 21:57)
Fa ahoana izany ry sipagasy an, enao zany mampijaly bandy akama an. Jereo lery fa tena efa mitalaho aminao mintsy. Aiza enao teo e.:-D:-D:-D:-D
17. naritsimba ( 23/09/2005 06:02)
rehefa tafiditra ve moa ho afaka ho aiza
18. bichette ( 23/09/2005 06:58)
zefalah adinonao angaha ny zavatra noteneniko an'isé tam hafatra ?
nenà koa aariko any raha mamomamo zany
19. ari.malala ( 23/09/2005 07:50)
na d mamomamo kely fts aza v?:)
20. pika ( 23/09/2005 08:14)
raha misy ny fidirana misy koa izany ny hivoahana naritsimba a
valiny tsia, tsy hoe koa anefa croix bleu fa tsy dia tsara fa mba misy fotoanany ny zavatra rehetra oh hoe rehefa fety .... fa asiana limitiny ihany fa ty atao trop, dia mahay misotro koa fa tsy mila vanony fa tokony hampifalifaly
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2354