mamo-lava

21. vale ( 23/09/2005 09:44)
Ka ny anontanian'i zefalah ange ry pika ka hoe mamo-lava é!
22. pika ( 23/09/2005 09:58)
tsia izany ny valiny ry vale a
23. ravatorano ( 23/09/2005 10:41)
samihafa v aloha ny mpisotrotoaka gaigylahy mamolava sy ny ireo izay mamely ihany fa indraindray okazionela izany eh fa mba manendry.
Za aloha tsy reveko kosa ny bandy mamolava na d joba aza no iantefan ilayu fanontaniana eh fa raha misotro mahay mionona tsy mikorapaka tsy manadala olona tsy manao isan andro na manao fototsakafo ny alikaola d mety amiko eh
fa izany hoe tena tsy migaka izany mihitsyn ohatran ny we tsy mampino ihany na d misy aza ny olona ary indrindra namana mahavita izany.
Boire avec moderation elah ravato fa raha tsizany ho halan dry zandrivavy rehetra ato an d mba atao milay koa ny tsaky eh fa tsy sira manta na pibassy somaravo hihihihihihih:evil::evil::evil::evil:
24. tol ( 23/09/2005 10:44)
manaôna daolo e! zao ar ny hevitro, ra isafid iany ve aka ny mamo lava? za alou ts tia maizina e, sipa2 fotsin az no nananak marikoriko, maika fa pr tjrs, ra mbol ts tafiditra aleo tsii e, sa aona oz tsik vehivav?nga ts ainareo lé hira oe: aza manambad mamo lava iany oah...
25. booboo ( 23/09/2005 13:14)
ataoko fa tsisy vevavy tia vady na sipa mamolava zany satria sady mahasoso-maso no mahasosotr'orona no mahasoso-tsofina ny oul mamolava
26. deghany ( 23/09/2005 14:01)
de aona zany zay le mamolava le!!!! tslèèèèèèèèèè
27. sipagasy ( 23/09/2005 15:35)
zefalah:

sipagasy>> Mba inona loatra ny tsy hitiavanao ana e?
za eto mantany resaka toaka ,enao miteny ,fa malemy loha aho...tena malaelo be mintsy alo za e :( hoe maninona ary za no ataonareo malemy loha?
nefa mba te hiresaka?:(
za anie manaiky fa zefa fa mba apenaro refa zefa e..
tiavo ny namanao tahakany hitiavanao ny tenanao.



manontany ny antony ianao????? jereo io nosoratanao ambony io hoe ry "fanaka malemy"..... iza no malemy raha tsy ny lohanao???? efa 2005 isika izao sao dia adinonao kosa aza, tsy misy intsony izany fanaka malemy izany.
28. Herimiafina ( 23/09/2005 18:37)
Iza no te-hirevy miaraka amiko?:-D:-D:-D:-D
29. booboo ( 23/09/2005 19:20)
ice tea ve ? zà partante manko
30. Herimiafina ( 23/09/2005 19:22)
Vodkice kah, 6% be zao sady à gogo. Andao fa ateriko mody njy avy eo.:-D:-D:-D:-D
Sady misy camaron koa ao amiko ao.hehehehe revy ty zalahy an.
31. booboo ( 23/09/2005 19:34)
vodkice ve ? hihihihihihihihi. ampahatelom-bera ihany ara e ! tchin tchin
32. zefalah ( 23/09/2005 19:41)
sipagasy....aiko anie e..enao mila vaniny amina.
aza de araraotina loatra nefa,na tsy bogosy sy tsy de misy sosy aza za.
33. Herimiafina ( 23/09/2005 20:11)
Mifankatiava wa nareo roa ry sipagasy sy ry zefalah an.8O8O8O8O

Andeha kely alou zah sy Booboo hisotro vodkice kely de rariva izy ateriko miverina eto amin'ny serasera.:-D:-D:-D:-D
34. fijo ( 23/09/2005 20:41)
sipagasy sy zefa kosa dia mody miady eto imasonay eto an
35. Herimiafina ( 23/09/2005 23:02)
F'hita wa ry xxx. Midika fitiavana dôly le mifanjamatra kely. marary fo mintsy amin,io an.:-D:-D:-D:-D
36. vale ( 24/09/2005 11:31)
hihihihihi!!!
37. sipagasy ( 24/09/2005 15:00)
fijo:

sipagasy sy zefa kosa dia mody miady eto imasonay eto an



nga ry fijo hihihih izy no manevateva anay vaiavy tsa voako kaleee hihhi
38. hesham ( 24/09/2005 23:33)
Tsapao ary za jerena azy raha fanaka malemy eeee!!!:-D:-D:-D:-D:-D
39. Herimiafina ( 25/09/2005 04:31)
Sady efa nataony hoe fanaka ve mo mbola nampiany hoe malemy koa. ayayayayaya. Ça gaze.:-D
40. zefalah ( 25/09/2005 11:15)
nga zany tsy fiteny e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2395