Andao mba hanonofy kely

1. sechat ( 13/09/2005 07:23)
Raha mba ianareo no mahazo 115 millions d'euros ohatran'ilay ramatoa nahazo euro millions teo dia inona no hataonareo? Hividy inona? Hanome vola an'iza? Ho lasa adala?...
répondu par mandrindra le 10/10/2005 13:29
2. deghany ( 13/09/2005 08:56)
zany ve tsy hankarary an-doha ny hiresaka an'zany ry lety?!! heheheheheheheheh
3. mandrindra ( 13/09/2005 09:47)
efa nanofy aho hoe azoko io dia tapaka ilay nofy !
4. mandrindra ( 13/09/2005 09:47)
dia taitra aho, kay ve ato amin'ny forum le izy e.
5. pika ( 13/09/2005 10:02)
tsy aleo @ alina no mnofy toy zay hanonofy atoandro :°)
6. jajaf401 ( 13/09/2005 10:11)
ny nofiko amizao ririnina zao dia azoko ilay vola de tany an-tsena no nitady yaourt; de lany ehhhhhhh! fa voky indray na zaho na ny havana eny na ny havan'ny havana aza de voky doly:-D:-D:-D
7. booboo ( 13/09/2005 11:07)
raha mba izah' no miliarideraaaa
mpanankarenaaa, mpanam-bola be
.... (dé maninn mou ?)
8. sechat ( 13/09/2005 11:48)
mandrindra> :-D
jajaf401> yaourt firy no azon'izany?:roll: Tsy marary kibo ve ?
booboo> de...de...gliglaglouglouargggggg :-D Gli alohan'ny hampiasana azy :-D
9. sweetia ( 13/09/2005 14:30)
ra za no mahazo an zany ry reto de atsipiko eny ambaravarakely:-P:-D:-D
10. xxx ( 13/09/2005 14:48)
11. xxx ( 13/09/2005 14:51)
ra za mahazo an'izany dia feno ahy analakely
12. maditra ( 13/09/2005 17:23)
Raha zah no mahazo an'izany dia.... aleo tsy miteny.
13. fijo ( 13/09/2005 21:55)
le ahako aloha no mahazo an'io avy dia mody aho e,dia mitondra 4x4 sy manao trano maromaro ,dia asheko sipa isany aby le trano.ary izay manadala dia lasa fa tsy miandriandry.
14. cutie ( 13/09/2005 23:46)
raha za no mahazo an'zany de hanao tour du monde :roll:
15. Liltax ( 14/09/2005 03:55)
eritreritra sandra nandalo......... hi i hi hi
nofinofy andro ririnina ........ hotrinina mou zany raha atao ariary hi h ih :roll::roll:
16. Kotity ( 14/09/2005 07:38)
Raha za no mahazo an'izany, mitapy a lety é, na ny manonono azy @ ariary aza tsy aiko.
17. cristal ( 14/09/2005 12:15)
:DRaha za no mahazo io vola io de ividianako moly bedebe honany Rahckiky ry zalahy a!De ampindramiko an-Dravalo ny sasany mba ho tonga actionnaire ao @ Tiko za,sa ahoana ozy lisany!Aty ange betsaka fa sary nalaina teny @ Banky t@ le mbola vao ho hivoaka iny ny EURO E!
18. booboo ( 14/09/2005 12:36)
sechat > hihihihi ié zay mitsy. Ary raha enao mahazo an'io raha io kah ?
19. sechat ( 14/09/2005 14:48)
Raha za no mahazo an'io de anamboarako trano be dia be any dago de mba samy mahazo avy na za na ny 4mi. :-D
20. Veloo ( 14/09/2005 18:13)
raha mahozo an'izany aho dia karakaraiko doly ny mahatra any dago anamboarako ecole sy kilasimandry hatoriany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3845