Andao mba hanonofy kely

41. mamzelkely ( 27/09/2005 07:45)
le nofy ka....:°)
42. ari.malala ( 27/09/2005 08:53)
lalovana @ nofy re e! :)
43. mandrindra ( 27/09/2005 08:55)
vao nifoha mihitsy aho io dia kivy be fa hay nofy fotsiny ilay nandalovako an'i ari.malala !!!:D
44. ari.malala ( 27/09/2005 14:17)
ndryyyyyyy! nefa tena t handalo aty aminà mafy d mafy v enao io?! tongava realy ary moa ê! :);)
45. fijo ( 28/09/2005 20:37)
hoavy ka,fa aleo aloha hatory e
46. ari.malala ( 29/09/2005 06:03)
tsara mandry ary ô! :)
47. mamzelkely ( 29/09/2005 07:07)
kiiiii zay efa tafafo sahady ... aleo njay raalina njay zany...:°)
48. Veloo ( 29/09/2005 15:25)
:-D:-D:-D:-D
49. fijo ( 29/09/2005 20:05)
ie ,shefa taitra aho mitantara ny fandalovako e
50. ari.malala ( 30/09/2005 05:57)
tantarao fa miandry eto fôna ny namana ê
51. mamzelkely ( 30/09/2005 08:50)
kaloou fa zay vô hande hatory sao de tratra ihany fijo nandalo klé....:°)
52. mandrindra ( 30/09/2005 10:57)
ari.malala, mbola ho avy e !!
53. menakely ( 30/09/2005 11:31)
aza avadika ho aho ilay resaka fa raha ianao no nahazo ilay 115 million € dia inona no hataonao?
54. mandrindra ( 30/09/2005 13:07)
dia mbola velona aho dia mitohy sahala amin'ny isanandro ihany ny fiainako. tsy miala amin'ny asako aho ....
55. ari.malala ( 30/09/2005 14:30)
ka nofy anie ê! d za tsy tia miaina nofy fa omeo le izy d hitako eo ny itantarako @ menakely ny fiainako nahazo an'le izy! :-D
56. fijo ( 30/09/2005 19:48)
ao fa hoentiko miara manofy amiko nareo e
57. mandrindra ( 10/10/2005 13:29)
teny misy daholo ve ireo voalaza ireo, sao dia nofy fotsiny ihany!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3413