Tokony hoe

1. miserana ( 07/09/2005 23:19)
Tokony hoe manao sipa im-piry kay vao manambady?
répondu par mandrindra le 26/09/2005 09:00
2. pika ( 08/09/2005 04:20)
ny fitiavana tsy maths ka azo kajiana hoe impiry
misy ny sipa 1 dia vady ao koa anefa ny efa tsy voaisa arakaraka io
raha misy milaza aminao zany hoe ny faha3 nefa io tena tsy mamely dia ahoana :°)
3. Liltax ( 08/09/2005 04:22)
zay tinao ka; mandrapahitanao zay ho vadinao raha mitady enao hi hi hi :^):^):!:
4. xxx ( 08/09/2005 06:35)
Tsy misy hoe impiry r'ise fa ny fahamatorana no mitondra an'io an!
5. xxx ( 08/09/2005 06:59)
tsy misy in piry zany fa rehefa tonga ny anjaranao hoy isika malagasy dia na ilay voalohany aza dia izay ko
6. dahery2 ( 08/09/2005 08:08)
:*manaova firaisana betsaka
7. vonimboasary ( 08/09/2005 08:33)
Tsy voafetra fa rehefa tonga ny anjara sy tojo tiana dia lasa foana e!
8. Hubert ( 08/09/2005 08:48)
Ataovy maro ny namana hoy ny fitenenana, fa iray ihany no itokisojavascript:emoticon(':D')
9. pika ( 08/09/2005 10:12)
raha namana tsotra izany ry hubert fa tsy sipa na vady a
raha maro tsy maninona mandrampahatojo izay heverina fa ho izy fa saingy kosa l'un après l'autre
10. Veloo ( 08/09/2005 17:38)
tandremo so tratran'ny fiteny oe fatra-pitia lotra ka nahazo ny ratsy an :-D:-D:-D:-D
11. fijo ( 08/09/2005 20:01)
manaova sipa aloha,dia hita avy eo ka
12. Veloo ( 08/09/2005 20:40)
fijo ko tsssssss
13. Herimiafina ( 09/09/2005 00:41)
miserana:

Tokony hoe manao sipa im-piry kay vao manambady?



Na indrepandé aza dia mety hoa ampy raha ahitana ny zavatra rehetra ao.
14. fijo ( 09/09/2005 04:42)
veloo kozy izany ko.tsy hanao sipa akory ve dia hitetika.
15. kooly ( 09/09/2005 05:40)
hofakafakainao lalina 'le izy de aza mateti-mpisolo koa nefa de mangataha @avo koa ee!:^)
16. palince ( 09/09/2005 09:04)
ataovy izay tratriny ainao dia rehefa leo ve tsy handeha hanambady ihany eeee de tandremo ny sida.
17. mandrindra ( 09/09/2005 09:09)
ka rehefa manambady anie mbola azo tohizana koa ny sipa e. Ny aza tratra fotsiny.
18. pika ( 09/09/2005 09:59)
tandremo sao fatrapitety voninkazo ka any ankady no hihafarany
na izay sipa niarahana rehetra taloha nilay koa rehefa naka vady toa tsy mifanentana :lol:
19. booboo ( 09/09/2005 10:58)
fijo > eka ouz.
mandrindra > tsssss ! tsy aleo tsy manambady raha zany @ zay afaka manara-po ?
20. Herimiafina ( 09/09/2005 16:00)
Ataovy toy ny maikanjo indray aza e, soloy isan'andro, isa=ky ny tapak'andro :-D:-D:-D:-D

Fa attension fa "ny tanana zatra mitsotra hono tsy afaka mivokona intsony".

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2371